AOKA ALO LE HEVTRA ALEFA VAO2,BE MOKONDOHA RETO PRO RA8 RET

1. xxx ( 04/02/2009 11:36)
TENA REHEFA DINIHINA DE LE PRO RA8 RETO DAHOLO NO TENA BE MOKONDOHA BE FA KELY AINA ETO KAH ! EFA HOE ALEO ALO VALIANA ZE HEVITRA MANDE ETO FA AZA MANAO VAO2 TSONY ALOHA DE JEREO FA RY RA8ISTE DAOLO NO TENA MANDRONGATRA FEFY ATO HA HA HA MAPME BE
novalian'i xxx ny 04/02/2009 14:15
2. Noue ( 04/02/2009 11:41)
inona ihany aza ity aoka aloha tsisy farany ity nefa ianao tsy satry ny mandefa dinika vaovao eee ?????? :^) :^) :^) :^) :^) :^)
3. xxx ( 04/02/2009 11:54)
aiza koa ze dinika vao2 eo ry takaka fa manisy stop aho io a!! ary aza valianahoa ze lazaikofa arrete -na fotsn alou fa mifangaro voraka be ! ao anatin'ny iray andro ve ranga dinika vaovao 78 no alefa na mba ze tena mavesadanja alefa eto na vaovao maika na tampoka (AZA VALIANA TSONY)
4. penguin ( 04/02/2009 13:12)
Tsy dinika vaovao koa miala ny dinika teo aloha elah sa mitapy koa. Naninona tsy notohizana ao ambanin'ny tontan'elah ny tsy fisian'ny sain'elah ?
5. xxx ( 04/02/2009 13:21)
penguin dondrona tsy maaz resak fa lohan'apondra
6. penguin ( 04/02/2009 14:01)
Tairo koa ny antsiaka sy elah ary mivoaha ao amin'io xxx io raha olom-belona fa tsy miafina ao hatrany. Aza manokatra hoy ny vendrana nefa loha-hevitra vaovao no hiresahany izany. xxx resak'alika ty. Tsy mbola mifona amin'elah zay litia.
7. xxx ( 04/02/2009 14:15)
Ra8 sy TGV no miady seza koa nareo no sahirana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0542