Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabingogilabanga ( 03/02/2009 15:23)
les 4 PLUS GRANDES VILLES touristiques en TRANSITION
Fort-Dauphin, Ste Marie, Nosi-be depuis novembre 2007, Antananarivo manomboka izao. 1)Ny dikan'izany dia[u][b] tsy misy politika de la ville intsony any @ ireo toerana misy ny mpiray tanidrazana ... tohiny
novalian'i salopard ny 03/02/2009 16:00
volazara ( 03/02/2009 15:15)
mony madinika
izaho dia vehivavy 21 taona.Feno mony madinika ny tarehiko ;efa nampiasa fanafody tany @ dokotera aho fa tsy nahomby . Mba mankataka hevitra @ zay manana ; metaoda ara natiora no tedaviko raha misy ma... tohiny
novalian'i vale ny 02/03/2009 10:26
jasa ( 03/02/2009 15:08)
inona no maika?
eo ny korontana, fa mba misy mijery izay tena maika ve @izao fotoana na ny andaniny na ny an-kilany. ny hitako mantsy dia toa ilay fahefana no hifandrombahana: Andry milaza fa izy no mibaiko izany hoe... tohiny
novalian'i jasa ny 04/02/2009 09:06
penguin ( 03/02/2009 15:06)
Efa Président mibaiko vé ahagaga raha tsy Maire ?
Izaho no mibaiko ny Ministera rehetra hoy ny TGVé koa misy Maire hibaiko firenena iray manontolo vé ééé ? Madagasikara no tanjony ka tsy mahagaga raha tsy ho Maire-n'Antananarivo ny lehilahy.... tohiny
novalian'i penguin ny 04/02/2009 06:04
xxx ( 03/02/2009 14:37)
fanaraham-baovao!
natao ho any reo olona mipetraka any ivelany zay t hanara-baovao; tsy miditra laotra za hoe milaza ny marina na tsia ny fandaharana, fa d mijery fotsiny! d mazotoa manaraka!! http://www.tvplusmadagas... tohiny
novalian'i molota ny 03/02/2009 15:03
Noue ( 03/02/2009 14:35)
le maire de la capitale destitué par le gouvernement
[b]Le maire d'Antananarivo Andry Rajoelina, engagé dans un bras de fer avec le régime malgache, a été destitué mardi de ses fonctions par le ministère de l'Intérieur qui a nommé un administr... tohiny
Samoana ( 03/02/2009 14:34)
Rossy sa Sareraka...
...no ho praiminisitra tgv? (mety mba nilay ihany ity hatsikana sy lalao ity raha tsy nisy aina nafoy sy fandrombana :cry: )... tohiny
novalian'i molota ny 04/02/2009 16:02
penguin ( 03/02/2009 14:30)
Efa mibaiko ve ny TGVé ééé?
Iza izao no voabaikon'ny TGVé ééé? F'angah tsy voabainareo ndray ny Tafika rehetra é ? Dia ny mahantra ihany zany no atao sorona hakana seza vé ééé ?... tohiny
novalian'i Noue ny 03/02/2009 15:21
pimaso ( 03/02/2009 14:30)
Mahereza Andry kely a!
Any ambanivohitra be lavitr' andriana indray manarina e! antsonale marina mafy kely loha keliko e! bye bye... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 03/02/2009 16:20
xxx ( 03/02/2009 14:07)
Hita eny ihany ny lainga
Lazaina fa namidy tamin'ny sheritt ny Nosy Mitsinjo, rehefa noteren'i Sherritt anefa namoaka teny an-gazety ihany hoe tsy marina indray iny fa miala tsiny eh. TGV mpamitaka... tohiny
novalian'i Andribe ny 03/02/2009 21:54
xxx ( 03/02/2009 13:49)
Ny Fanjakàna ve vahoaka sa ny mpitondra?....
Anisan ny OLANA iray lehibe mahatonga izao savorovoro izao ity resaka ity! Orinasam-panjakàna, tafi-bahoaka,volam-panjakàna,fiaram-panjakàna,mpiasam-panjakàna,tanim-panjakàna,.... Raha nano... tohiny
novalian'i molota ny 04/02/2009 16:36
Noue ( 03/02/2009 12:54)
Andry TGV annonce qu'il dévoilera son gouvernement
[b]12H04 : Andry TGV annonce qu'il dévoilera son gouvernement de transition Samedi et que Rossy sera présent pour l'occasion.[/b] =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) dia haninon... tohiny
novalian'i Noue ny 03/02/2009 15:27
Bita ( 03/02/2009 12:41)
Inona ary izany?
Tany am-pianarana: Mpampianatra: Inona no biby mampinono? Lita: Osy Mpamp.: marina fa saingy omby no valiny tena izy. Inona no biby manatody? Lita: Sokatra Mpamp.: Marina fa saingy akoh... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2009 14:52
bozyboleta ( 03/02/2009 11:51)
PDS Antananarivo Renivohitra vaovao
Reko @ radio antsiva zao fa Andriamatoa Rivo Guy Randrianarisoa no PDS vaovao ho an'Antananarivo Renivohitra. Asa ndray aloha io zay fahamarinany satria ny radio koa moa efa tsy hay intsony izay tena... tohiny
novalian'i molota ny 04/02/2009 16:43
Fanhaiky ( 03/02/2009 11:47)
Tsy mba leo ve...?
37 taona aty afara, tao anatin'ny 37 taona ihany koa => 13 Mai 1972 Firotsahana an-dalambe, misy ny maty ny Lehibe ihany no mahazo toerana fa ny kely mamay sofina amin'ny adim-piainana eny foana iha... tohiny
novalian'i jasa ny 03/02/2009 14:50
nyavo2000 ( 03/02/2009 11:37)
Requête HCC tsy mitombona: miandry vasok'eo , vakio ato
Miala bala indray ry zalahy hoe, ny tsy fisian'ny olona t@ hetsika 02-02 sy 03-02 dia satria miandry ny requête izay napetraka satria hoe manaja ny légalité eny e! miandry hatramin'ny rahoviana iz... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2009 10:04
fatritra ( 03/02/2009 11:18)
Hopital Andranomadio Antsirabe
Manahoana daholo, Mba manana fanontaniana e, fa inona avy kay ny aretina mety tsaboina ao amin'io hopital io. Henonay fa tsara ny fitsaboina ao, ny olona rehetra ve afaka mankao mivantana sa tsy mai... tohiny
kaboushna ( 03/02/2009 11:06)
ho aiza ihany ty madagasikara
salama daholo .... ty tany mamintsika ty zany dé ohatran'ny voahozina am fiadiana fitondrana e ... zay eo tsy té hiala, ny "postulant" koa anefa tsy manaiky gisitra .... mbola manana fanantenana ... tohiny
novalian'i rhina ny 15/08/2009 10:17
xxx ( 03/02/2009 10:23)
Ligne TGV Iavoloha
Mbola tsy ampy ihany ve ny aina nafoy hatramin'ny nanombohan'ity korontana politika ity satria dia hitondra olona eny Iavoloha indray zao ny TGV-n'Ingahy DJ Rajoelina, tsy efa tokony haka lesona t@ 10... tohiny
novalian'i pimaso ny 03/02/2009 14:37
ari.malala ( 03/02/2009 08:53)
Ahoana ianareo aminity!
http://www.madagascar-tribune.com/Tetezamita-zarazarao-anjakana,11028.html... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8637