Andry TGV annonce qu'il dévoilera son gouvernement

1. Noue ( 03/02/2009 12:54)
12H04 : Andry TGV annonce qu'il dévoilera son gouvernement de transition Samedi et que Rossy sera présent pour l'occasion.

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))

dia haninona raha présent i rossy hono eee ???? :-D :-D :-D dia avy eo indray lazaina fa ho avy koa i ratsiraka ???? :-D :-D :-D :-D :-D

tsy mba menatra mahintsiny ity bandy kely eee! fa heverin'lery fa tena fanjakan'ny baroa ve sa inona no eto Magadasikara eeee ??????

14H00 : Tamatave : le calme est revenu. Les écoles sont ouvertes ainsi que les commerces. beaucoup de monde au Jumbo score
12H04 : Andry TGV annonce qu'il dévoilera son gouvernement de transition Samedi et que Rossy sera présent pour l'occasion.
12H00 : Andry Rajoelina annonce qu'il ira à Diégo avec un avion spécial demain
11H50 : Arrivée de Andry Rajoelina Place du 13 mai. Foule présente constante mais visiblement moindre que la semaine dernière
11H : TAMATAVE : LA FOULE ENVOI 4 EMISSAIRES AU RESPONSABLE DE FORCE DE L’ORDRE POUR DIALOGUER.

10H40 : TAMATAVE : ARRIVEE AU CPJS PRES DE GARE ROUTIERE : LA FOULE VENANT DE DIFFERENT COIN DE LA VILLE SE REGROUPE : LES FORCES DE L’ORDRE SE REGROUPENT AU NIVEAU DE L’HOPITAL KELY ;

10H15 : TAMATAVE PONT ANKIRIHIRY : LE FORCE DE L’ORDRE TENTE UN PREMIER EMPECHEMENT MAIS LA FOULE DEVIENT DE PLUS EN PLUS NOMBREUX ECHEC DE FORCE DE L’ORDRE

11H20 : Place du 13 mai en attente de Tgv
11H00 : Ravalomanana est à Tuléar

http://www.sobika.com/
novalian'i Noue ny 03/02/2009 15:27
2. zoulou ( 03/02/2009 13:09)
dia RAtsiraka foana ve no ataonareo biby fatahorana eto, satria tsy hitanareo izay atao dia mody Ratsiraka no ialana ilany eo, fa afaka hanao inona eo intsony anefa iny e! sa nareo koa no efa rainitetaka, mampime be nareo. ny kely saina no azo apitahorina andratsiraka e!
3. Noue ( 03/02/2009 13:13)
kooo zao aza i rossy indray no atao biby fampitahorana koooo =)) =)) =)) =))
4. jazzman ( 03/02/2009 14:06)
ny anao ra noue tsy fitiavana any Andry no betsaka fialonana angamba,tsy mahita ny zaa misy marina aty madagascar akory fa @ sobika no maka tahaka,diso variana loatra manao solafam_bazaha any ivelany any
5. TWING ( 03/02/2009 14:09)
tsy aleo ve i Lalatiana no antsoina e
6. Noue ( 03/02/2009 14:18)
jazzman:

ny anao ra noue tsy fitiavana any Andry no betsaka fialonana angamba,tsy mahita ny zaa misy marina aty madagascar akory fa @ sobika no maka tahaka,diso variana loatra manao solafam_bazaha any ivelany any



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) inona no hialonana an'io bandy kely eee ???? :-D :-D :-D :-D asaivo manoy ny dj izy fa io no tsara ho azy eee :-D :-D :-D :-D
7. nyavo2000 ( 03/02/2009 14:34)
Fa manin no tsy ataon'ileiry rahampitso e! na alohan'ny sabotsy!

Tahotra ny tsy hahazo KIL, ny olon tsy asain'ileiry miasa ka miasa daholo ny pokna tsy manarak'azy ka ny jiolahimboto sy ny mpangaropaosy sisa eny @ 13mai mitanin'andro miandry kabary 10 mn, f'angaha dia tsy azo atao @ radio le izy no dia asaina mihahy eny main'andro eny ny olona ?

Mody atao hoe ho eny Rossy, dia amin'izay be ol be! dia hoe ireo vahoakako ! tena manofy lehity ialà ry andry! kôzy e!
8. molota ( 03/02/2009 14:38)
gouvernement Tanora Gaigy Vendrana =DINOSORE rehetra mitaingina azy. taingenan'ny Dinosore eo @13 mai eo fotsiny dé faly ery!! :-D aza mba Vendrana ihany Oa! Mianara mandroka Fako tsara aloha dia avy eo ita eo @2012 sôdé MiVa eo!.
9. Noue ( 03/02/2009 14:55)
Mody atao hoe ho eny Rossy, dia amin'izay be ol be! dia hoe ireo vahoakako ! tena manofy lehity ialà ry andry! kôzy e!
paika efa tsy alehany tsony zany eeeeeee :-D :-D :-D :-D
10. molota ( 03/02/2009 15:10)
Tena mampalaelo miitsy ry Zareo a! tandremo fotsiny" fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverina" mba aoka zay ry TGV a! tsy aleo vé! nanao LIVE ihany é :?:
11. Noue ( 03/02/2009 15:27)
fa inona moa no hivadian'ny olona loha à zay rossy eee ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0612