Hita eny ihany ny lainga
1. xxx
(
03/02/2009 14:07)
Lazaina fa namidy tamin'ny sheritt ny Nosy Mitsinjo, rehefa noteren'i Sherritt anefa namoaka teny an-gazety ihany hoe tsy marina indray iny fa miala tsiny eh.
TGV mpamitaka
TGV mpamitaka
novalian'i Andribe ny 03/02/2009 21:54
2. Noue
(
03/02/2009 14:14)
k'ita fa fitaka daholo ny zavatra lazainy kooo ! zao ianao vao gaga ???? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. Noue
(
03/02/2009 14:23)
:-D :-D :-D :-D zao ary eee
15H00 : Guy Rivo Randrianarisoa serait le nouveau PDS de Antananarivo. Andry Rajoelina serait donc destitué de son titre de Maire
15H00 : Guy Rivo Randrianarisoa serait le nouveau PDS de Antananarivo. Andry Rajoelina serait donc destitué de son titre de Maire
5. penguin
(
03/02/2009 14:23)
Zany mihintsy ra-xxx a. Mpanakorontana ary faly sy ravo fa hoe nisy ny sorona ka ho azo ny notadiavina. Izao ka ho very maina ity nisasarana.
6. Noue
(
03/02/2009 14:27)
mampalahelo lery eee! nataon'ny sasany pantin fotsiny dia izao no vokany! raha mba nisy ny fahendreny naninona no tsy niandry tapitra aloha ny mandat an'dravalo io vao mikoropaka ee ??? zao ny valiny ! tsssss
8. Noue
(
03/02/2009 14:46)
:-D :-D :-D :-D :-D ka oe il n'y a que les imbeciles qui ne changent pas hono eeeee :-D :-D :-D :-D :-D
9. xxx
(
03/02/2009 15:10)
Ary ilay hoe:
"Izahay tsy manana mpanakorontana fa avy amin'ny fanjakana ihany ireny"
Kay voatifitra ilay zandry kely teny amin'ny MBS rehefa avy nandoro ny RNM sy TVM
Dia miteny indray hoe: "Voatifitra ny olonay ka mitaky fitsarana sy fanolorana an'ilay tafika nitifitra izahay"
F'anga indray olonao ilay nanakorontana?

11. belakely
(
03/02/2009 20:49)
mivadika ny ambany indray no lasa ambony!!!!! :/ :/ :/ :/
izany hoe nisaina ambany sa ambany fisainana angamba no metimety.
Marina mihitsy ny analyse n'ilay namana iray tato fa tsy mieritreritra mihitsy lery rehefa miteny fa manao boloky fotsiny.
izany hoe nisaina ambany sa ambany fisainana angamba no metimety.
Marina mihitsy ny analyse n'ilay namana iray tato fa tsy mieritreritra mihitsy lery rehefa miteny fa manao boloky fotsiny.
12. xxx
(
03/02/2009 21:46)
belakely:
mivadika ny ambany indray no lasa ambony!!!!! :/ :/ :/ :/
izany hoe nisaina ambany sa ambany fisainana angamba no metimety.
Marina mihitsy ny analyse n'ilay namana iray tato fa tsy mieritreritra mihitsy lery rehefa miteny fa manao boloky fotsiny.
Izany vé ? aiza kosa no dia tsy nieritreritra izy é , Tsy maintsy nisy pression havanana sy havia no nahatonga azy nitroatra tahaka io .Efa hita izany t@ ireo maire taloha na t@ andron'i Tsiranana aza .Tsy nahazaka lazon'ady no betsaka !
:idea:
13. Andribe
(
03/02/2009 21:54)
aleo asiana dj kely fa mangina ny tanana aleo hilamina waaaa fa miakatra ndray ny thb :-D :-D :-D :-D :-D