Ahoana ianareo aminity!
1. ari.malala
(
03/02/2009 08:53)
http://www.madagascar-tribune.com/Tetezamita-zarazarao-anjakana,11028.html
novalian'i ari.malala ny 03/02/2009 12:24
2. Rafahafahana
(
03/02/2009 09:31)
Raha i Madagasikara anie ka tena maivana eo anatrehan'ny lafrantsa é.
Ny malagasy no tsy mandinika dia lalaovin'ny mpanao politika mora lambolamboina dia reboka, fa tsy ny frantsay kosa aloha no nametraka ireo olona voalaza rehetra ireo é; na dia izany aza dia aza dia masiaka loatra fa jereo sy fantaro ihany koa ny tantara avy aiza avy moa izy roa lahy ireo ny filoha am-perinasa sy ny ben'ny tanànan'Antananarivo jereo fa efa nisy disadisa anie ireo ara-pihaviana raha mahalalany tantara isika é.
Fehiny aza manaiky lalaovin'ny mpanao politika fa samia mandinika aloha vao manome tsiny.

4. tsiafoi1
(
03/02/2009 09:52)
Efa hita soritra hatrany amboalohany fa misy mampiady angely ao,.... De ny vahoaka no voaporiporitra....
Aleo ihany maka sisiny de ny asa no atao tsara fa ze hifanosehan-jareo any

5. xxx
(
03/02/2009 10:23)
hoy itsyafoi !!Aleo ihany maka sisiny de ny asa no atao tsara fa ze hifanosehan-jareo any !!! nefa aza izy mbola mjannn etoihany fa tsy lasa nakasisisny
6. rabingogilabanga
(
03/02/2009 10:47)
Tsara le analyse, fa dia film tokoa moa, ary mijery film, sy tele sy mamaky roman be loatra ilay ranamana ka dia, mahita ny Théorie de complot partout, zavatra telo no azo lazaina:
1)Tsy ny frantsay mihintsy no nametraka an-Dratsiraka teo t@ 1975, fa ny communisme, sy ny eboebo ny gasy, fait no lazaiko fa tsy hamorona theorie aho, raha frantsay ratsiraka tsy ho nisy ireto:
-sortie de zone franc(1972): Ratsiraka et ratsimandrava no initiateur-ny
-fermeture-ny base militaire diego, etc..
.Malgachisation de l\'enseignement
-Nationalisation (1975-1986) ny compagnie marseillaise, lyonnaise, Total, credit lyonnais, credit agricole, bnp, izay lasa Roso, somacodis, solima, BNI, BTM, etc...
Maintenant mipetraka ao Neuilly Ratsiraka satria , ny vola gasy nalainy dia nantontony tao @ Banky frantsay daholo, ary efa ni-indemniser-ny ny Frantsay t@ 1998(signature entre Malgache et dominique Strauss-khan , ministre de l\'economie à l\'époque),nifona ratsiraka teto
ary 1972-1975: 1er vague d\'exilés politiques et economiques, nandao an\'ni Madagasikara.
2)Tsy ny merina no tompon\'ny pouvoir economique ao Dago , fa ny Sinoa sy Karana, ary vazaha sisa tavela, Na firy ny harenan-dravalo, tsy ampahafirin\'ny an\'i Karana sy sinoa sy Thailandais izany
3)Aoka @ izay ity analyse dialectique (Merina , tanidrana ity), surtout merin-dahy hoy ianao, GASY MAHANTRA SY GASY VOKY NO MISY
5)ary aza manao tefitefy maika, ny zanakin\'ny PADESM tsy voatery ho PADESM(helokin\'nny ray tsy helokin\'ny zanaka), ary ny tanindrana rehetra tsy PADESM (ex : Rabemananjara), donc tsy voaporofo ny maha PADESM an\'i RAJAONARIVELO, sy ZAFY (manambady zanaka PADESM izy dia izay fotsiny, mais ça veut rien dire)
6)Ny mety dia ataovy hoe hadisoantsika ny zava-drehetra, @ izay isika ihany no afaka manova ny tenantsika, fa tsy isika mihintsy, no afaka hanova ny hafa ho tia antsika
satria na Sinoa, na Karana, na Frantsay, na ny Bekintana, na ny allemand samy mila ny intérêt daholo ireo , ary samy hametraka ny olony eo daholo, fa tsy hoe tsara ny masontsika ka dia tian\'ny sinoa isika , fa ny mechant frantsay no manankana ny fiaraha-miasa @ gentil Allemand, na ny anjely sinoa.

7. nyavo2000
(
03/02/2009 10:55)
Fa ny Frantsay very fihinanana kosa aloha de marina e!
Manao fihetsika anti-mondialisation, f'angaha 19è siècle izao ka hoe Maurice an'ny Anglisy fa ny gasy an'ny Frantsay. Aleo mba hiditra @ izany ny principe gagnant-gagnant amin'ny fifanakalozana e! dia izay milay no hiarahana

8. rabingogilabanga
(
03/02/2009 11:04)
Fa ny Frantsay very fihinanana kosa aloha de marina e!
Manao fihetsika anti-mondialisation, f'angaha 19è siècle izao ka hoe Maurice an'ny Anglisy fa ny gasy an'ny Frantsay. Aleo mba hiditra @ izany ny principe gagnant-gagnant amin'ny fifanakalozana e! dia izay milay no hiarahana
d'accord, fa ny tsy mety dia hoe ny mechant Frantsay no manankana ny gentil coreen du sud DAEWOO, tsy hahazo ny tany 1, 3 millions hectares
samy mechant daholo ireo, ka na ny nataon'ny ravalo t@ DAEWOO tsy mety, torak'izany koa ny ataon'ny mpanohitra sasany (sasantsasany hoy aho) miaraka @ frantsay (deshabiller saint pierre pour habiller saint paul?)
samy diso, donc teteza-mita no mety, satria afaka tafiditra ao koa ny sady tsy tia coreen du sud sy tsy tia Frantsay, no tsy tia sinoa, fa dia tia an'i Madagasikara fotsiny
9. ANARIM
(
03/02/2009 11:10)
aleo ny tena no miezaka manao milay (dia hita eo raha misy mpanaraka) fa ny hanaraka izay everina ho "milay" aloha raha ny hatreto dia .... abrakadabra
10. ari.malala
(
03/02/2009 11:10)
rabingogilabanga:
teteza-mita no mety,
fa après tetezamita d iza no hatao eo? fa nosainina v ilay après ra8?
12. rabingogilabanga
(
03/02/2009 11:17)
fa après tetezamita d iza no hatao eo? fa nosainina v ilay après ra8?
ka izay le teteza-mita, carte sur table, compteur à zero, na ny pro-RAVALO, tafiditra ao.
amboarina ny lalana rehetra
car : " c'est la loi qui fait l'homme, mais pas l'homme qui fait la loi.
fa tsy hoe iza no hitondra: lasa c'est l'homme qui fait la loi le izy.
13. nyavo2000
(
03/02/2009 11:17)
si Paul est plus gentil et sage que Pierre , je déshabillerai sans hésitation ce dernier.
Ilay Daewoo aloha mbola tsy misy sonia e! tsy hitako ny hampangovitra, ny PDG aza efa nanao fanambarana angazety...mbola azo iandian-kevitra tsara io mety sa tsy mety
F'izao koa aloha antsika gasy indrindra ireo pro-TGV, matetika isika miandry mana avy an-danitra hilatsaka ka ny mpitondra no hanao magie hampanan-karena antsika....izany aloha na dia hiova in-100 aza ny mpitondra dia ho nofinofy.
Matetika koa ny gasy sasany te-hanakarena vetivety tsy dia nisasarana , tsy mba te-hiaritra sy hitady vola amin'ny fotoana maharitra fa dia ny bizna sy ny affaire maloto no tiana hatao ; resaka spéculation no entina miaina kanefa tsy mampandroso izany satria tsy misy ilay "production" ( tsy hampianatra économie eto aho). Ireo mpanaraka ny TGV ireo dia saika izany avokoa satria very fihinana amin'ny asa atao ( traficna devises, vatosoa, sns...). Ny asa ankehitriny mitaky fanaraha-penitra sy fanarahan-dàlana dia tsy tatin'ny sasany.
Mikasika ny tany, ny tany azo hambolena eto M/car dia malalaka be, kanefa vitsy foana no mamboly, ny tsy manan'asa manantena asa avy @ fanjakana kanefa efa économie libérale isika , tsy manan'asa homena izany ny fanjakana eny fa na dia misy aza ny HIMO, ny secteur privé no manana izany.
Ny investisseur raha dia hametraka ny volany eto dia mitady antoka fa tsy ho very ny volany ary afaka manana tany izy ary marina izany na eto M/car na aiza.
Isika gasy manao fiharimboan'antitra ka aleo lo toa izay hanasoavana ny mpiara-monina.
Raha ny hevitrarero izany dia aleo handeha any koa ny QMM-sherrit-sns...
manana vola ahafahana mitrandraka ireny ve isika ?

14. ndenn
(
03/02/2009 11:45)
ari.malala:
http://www.madagascar-tribune.com/Tetezamita-zarazarao-anjakana,11028.html
Tandremo fotsiny tsy ho difotry ny tantara ri ari malala a! Izay no noteneniko hoe avalona tanteraka ny héritage colonial hatr@ 1896 ,dia aleo haverina ny rafim-piarahamonina malagasy najanona t@ io taona io ,tsy nisy naharatsy azy ireny mihintsy rehefa natao ny fandinihana .Amiko ny mondialisation dia fanekena ny interdépendance économique miely eran'izao tontolo izao ,ary anisan' ny hevitra nampijalian'ireo mpitondra na mpanjanaka nitondra ny malagasy hatramin'ny niandohan'ny fanjanahan-tany ka hatramin'izao .Tsy misy afatsy izay no hitako lalana hizorana hialana @ fahoriana mianjady @ mpiray tanindrazana .Nanana ny lanjany anie i Mada taloha izay é fa dia ny fisian'ny harena be dia be tao aminy no nahatonga antsika tsy maintsy hiantsoroka ny fahantran'ny vahoaka mpiavy taty aoriana .Efa tonga @ tsy azo anoharana isika izao ,izany hoe tsy zakan' ny toe-karena malagasy intsony ny mifehy ny fahantran'ny olombelona rehetra eto antany ,ka noho izany dia aleo aloha mba hitsinjo ny ho avin'ny mpiray tanindrazana @ tsika isika ,vao mijery ny any ankafa.
15. ari.malala
(
03/02/2009 12:24)
ndenn, za nga moa maninona fa nizara iny lien iny ftsn! za aza tsy mino izya voalaza ao akory satria tsy tiako ilay resaka merina sy tanindrana... amiko rehefa Malagasy dia Iray ihany!