les 4 PLUS GRANDES VILLES touristiques en TRANSITION
1. rabingogilabanga (
03/02/2009 15:23)
Fort-Dauphin, Ste Marie, Nosi-be depuis novembre 2007, Antananarivo manomboka izao.
1)Ny dikan'izany dia tsy misy politika de la ville intsony any @ ireo toerana misy ny mpiray tanidrazana amintsika ireo (depuis Novembre 2007...), fa dia gestion ny affaire courante no misy ( ramassage d'ordure, fonctionnement quotidien ny ecole sy hopitaly, paiement ny salaire ny fonctionnaire). Inona no ratsy vitan'ireo mponina @ ireo faritra ireo no tratran'izao izy ireo
2)60% ny recette exterieur ntsika dia tourisme no source-ny, ary 85% n''io dia avy @ ireo faritra 4 ireo . Tsy mahagaga raha mitotongana ny economie.
3)Tokony hi- se ressaisir ny Presidence Ravalomanana, fa tsy solution de facilité, à chaqu problème kely misy, tsy tia Transition izy, nefa à chaque problème misy dia transition hatrany no ataony @ ireo ville ireo, ary ny sasany depuis 2007