fa maninona kay

1. ari.malala ( 04/02/2009 12:01)
Miarahaba ny namana mpisera rehetra. Fa inona kay ny manintona ny bandikely @ vevavy zokiny aman-taona e!
novalian'i Papoose ny 18/02/2009 15:51
2. xxx ( 04/02/2009 12:08)
sady misy Sosy no tonga dia manome
3. ari.malala ( 04/02/2009 12:17)
manome in ry xxx?
4. ninimalala ( 04/02/2009 12:42)
ny bandikely mitsy no tena efa mitapy taraiky @ zokibe, na kamo hisahirana fa zara aza misy mpanome
5. xxx ( 04/02/2009 13:51)
Ny zava-misy efa hitako tam'zah mbola nianatra tany @ lycée de le vhv mitsy no mila le bandy kely. Fa tena hainy ny manambitamby azy. Matetika de izay no mahatafiditra an-dry zalah, voatambitamby @ sosy sns....
6. lemenakely ( 04/02/2009 13:57)
intêret izay ihany , ny ankoatr izay angamba resa-be!
7. Mirananirina ( 04/02/2009 14:36)
misy tena tia kosa e,matotra ilay vhv zokiny.
8. Lejoba ( 04/02/2009 15:30)
rodage
9. ikaretsaka ( 04/02/2009 15:42)
Sugar mama ry ari a.... na milf...ho'zy zahay aty
Misy tia an'io tokoa satria efa nahita experiensa le sipa sy manana traikefa ..efa nanarin'ny fiainana tany. Efa kelikely ny engagement fa efa mba matotra sy mahavita tena rafotsy ka sady ataony oh zokiny vavy no sipany
10. soanja ( 05/02/2009 05:51)
Isan-karazany tokoa ny mahasarika ny tanora lahy amin'ny vehivavy be taona. Rehefa bangoina anefa dia ny libido no miasa te hanatratra ny zavatra takian'ny sainy.
Rehefa natao ny fandinihana hono dia:
-Ny fahafahan'ny vehivavy efa nahazo taona milaza sy mamoaka ny tena zavamisy ary hanome torolalana an' ilaikely. Anisan'izany ny fananterahana ny fantasma n'ilaikely.
- Ny fahamatorana misy amin'ny lafiny isan-karazany, ka tsy hiasa saina lava tsony ilaikely fa fitaka na kilalao na eritreri-jaza no atao fa tena fiainana no iainana.
- Ny fahaleovan-tena sy fahatokisan-tena ananan'ireo nahazo taona noho ny fiainana nolalovany.
11. ari.malala ( 05/02/2009 08:42)
ika, ts azoko le sugar mama na milf fa azavao azafady :-P
12. ikaretsaka ( 05/02/2009 13:12)
Io efa nazavain I soanja io e
13. xxx ( 05/02/2009 16:34)
Manampy ny lehilahy sasany @ équilibre -ny ny fahamatoran'ny vehivavy zokiny kokoa
14. ari.malala ( 06/02/2009 08:26)
Ary raha hoe efa niteraka le vevavy d in ndray no manintona ny boaikely @ le vavy sady efa zoky no efa niteraka? :-P
15. TWING ( 06/02/2009 13:55)
expérience kosa e
sady ny sipa zokiny kosa efa lalina
16. ikaretsaka ( 06/02/2009 16:11)
raha niteraka vavy izy ry ary de....... :P :-D :-D
17. sitlo ( 06/02/2009 17:11)
Ny ahy aloha ny ankamaroan'ny (l) dia efa zokiko daholo eh, fa izaho tsy hiteny ny antony. :°)
18. ikaretsaka ( 06/02/2009 17:46)
efa fantatro ka... ny an'ialahy ohatran'ny garana sy fintsa ary divay sy mokonazy ny tian'ialahy...

Plus izy le entitrantitra sy miketroketrona iny... plus izy mamy sy matsiro!
:-D ^^ :-D :-D
19. sitlo ( 06/02/2009 17:52)
lol :lol:

tsy ilay ovy malazo ireny kosa na izany aza fa tss
20. ikaretsaka ( 06/02/2009 18:13)
ireny atao anaty lavenona mbola mi piree ihany ka ( mpitsok'ovy aho milaza an'io an)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3682