fa maninona kay

21. sitlo ( 06/02/2009 19:03)
:lol: na atao kadoa kosa aza hoy ny fitenenana izay
22. ikaretsaka ( 06/02/2009 19:30)
aleo kosa ireny toy izay le "tsy mbola mamody tsara " ireny ka...
le kely ireny tsy mahataty dian'angady sy lasanko-hodiny fotsiny
23. ni81 ( 06/02/2009 19:48)
ireny atao anaty lavenona mbola mi piree ihany ka ( mpitsok'ovy aho milaza an'io an)
:-D :-D
24. Papoose ( 09/02/2009 21:45)
misy nga any ho any ry ari?? :°)
25. ari.malala ( 10/02/2009 07:04)
papoose, mis in akia? :°)
26. ikaretsaka ( 10/02/2009 15:43)
Ari moa zokiko? :) :wink:
27. kotobekibo ( 10/02/2009 20:33)
Raha ny ahy manokana aloha h@ fahazazako d ireny vhv 30-40 eo ho eo , ireny foana no tena manintona ahy , eny fa h@ izao aza .
Maturité angambany . Tena milay @ lafiny rehetra , parfaite amiko . hummmm!!!! :roll: :}
28. ari.malala ( 12/02/2009 06:41)
ika, ra ts diso za :-P

hay v zany e! d atao aza zany hoe miarak nareo s le vevavy (efa niteraka an) d marina v hoe zakanareo tokou nzanany?
29. ikaretsaka ( 12/02/2009 06:47)
Raha zanany vavy efa majeure de zaka
30. ari.malala ( 12/02/2009 06:55)
ika :-D :-D :-D :-D ca c toi :-D :-D :-D :-D
31. ikaretsaka ( 12/02/2009 15:08)
raha bandy 30 ans kosa ka le ramatoa 40 ans de le zanany 18 ans :wink:
betsaka ny lasa sy hoe tena mikipy kle :-D
32. Papoose ( 13/02/2009 21:03)
tonga de tairo zany aloha ny an'i ika sy ary raha mazava ny compte!!! :°)
33. kotobekibo ( 13/02/2009 21:28)
:-D
34. ikaretsaka ( 13/02/2009 21:40)
eo indindra isika izao ... za mbola mi kompte anazy
35. kotobekibo ( 13/02/2009 21:49)
ikaretsaka > aza kaotina izany intsony fa tonga d atambaro less a! :-P
36. Papoose ( 15/02/2009 04:13)
ny andry ika efa toy ny mahazatra bla bla fotsiny!mampatory!!! nde manipy vy rehefa tsy vita! :evil:
37. ikaretsaka ( 16/02/2009 00:06)
papoo >za nge manaiky fa izy no manda e...
raha manaiky koa ianao lasa isika...
38. ari.malala ( 16/02/2009 06:21)
papoo, efa mahazatra akia a! jerempotsiny otran anadahy sisa hahaha
39. jord ( 16/02/2009 06:51)
reny madama reny tsy menamenatsa mitsy fa todé ze tinao, lavaka reetra, leladelaka reetra, mandihy mitsy izy eo amboninao eo, sady a gogo.
Maninn mou ra tsorina otr zay ny resaka eto e ? tôko efa sami lébé dool zao ? hahaah
40. Papoose ( 17/02/2009 22:47)
ika, za tsy manaiky anao ka! misaotra beutraka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3525