le ady lahy politika c'est comme une guerre nucleaire,
1. patrick2002
(
04/02/2009 13:41)
Le ady lahy politika c'est comme une guerre nucleaire ,il n'y a pas de vainqueur, il n'y a que de survivant ,
Izay no hevitro momba ny mihevitra fa naharesy @ toedraharaha misy any madagasikara , Izaho dia tsy mitsanga-menatra nanohana an'i Andry TGV ary mankahery azy @ fandrodanana ny tsindry hazo lena ,sy ny fanararaota-pahefana hataony Ravalo.
Mbola tsy nanenina ihany koa anefa izaho nanohana an'i ravalo t@ 2002 tamin'ireny tolona nataony an'i Ratsiraka ireny nefa indrisy fa namitaka ny vahoaka malagasy ny lehilahy ,Tsy izaho ihany angamba no vahoaka malagasy nahatsapa tena fa voafitaky ra-8 izay.

novalian'i xxx ny 04/02/2009 17:23
2. penguin
(
04/02/2009 13:49)
Voafitaka elah dia misonanika any Canada an ? Miverena dia manaova Praiministra TGV ry leity a.
3. lemenakely
(
04/02/2009 16:47)
penguin:
Voafitaka elah dia misonanika any Canada an ? Miverena dia manaova Praiministra TGV ry leity a.
La politique c est l art de feindre hoy ny vazaha!
4. xxx
(
04/02/2009 17:23)
lemenakely:
penguin:
Voafitaka elah dia misonanika any Canada an ? Miverena dia manaova Praiministra TGV ry leity a.
La politique c est l art de feindre hoy ny vazaha!
La politique c' est un art de gouverner