hira @ internet vers lecteur mp3

1. roxanaha ( 04/02/2009 11:33)
ahôna ny atao raha te hi enregistre clip vidéo @ mp3, na clip audio fotsiny? Possible ve zany?
Misaotra
novalian'i comptezo ny 06/02/2009 10:53
2. daryprod ( 05/02/2009 11:29)
Ka mot creux be kosa le teninao fa ny atao hoe clip de na mp4 na avi na dat na wmv na asf sy ny sisa(video:misy sary azo jerena) fa ny mp3 dia audion mp3 tsotra fotsiny tsisy sary fa ireo nolazaiko eo ambony de misy sary. Ka raha lecteur no mp3 (lecteur mp3) de tsy mamaky afatsy fichier mp3 ihany izany izy na wma. Fa raha ohatra kosa ilay lecteur azo asiana donnée hafa de afaka iterizana ireo fichier video ireo :D
3. roxanaha ( 05/02/2009 18:56)
daryprod:

ok misaotra daryprod. Tsy norm tokoa le fanontanina napetrako t@ vôlohany. Ny tiko atao de ny fomba famindrana hira @ baladeur mp3. Ahôna?
4. comptezo ( 06/02/2009 10:51)
Logiciel fanovana tout types fichiers(vide,ou audio)en Mp3;ny amindrana azy ndray ngamba de ordi fotsiny de ampy!
http://www.01net.com/outils/telecharger/windows/Multimedia/encodeurs_et_decodeurs/fiches/tele32608.html
5. comptezo ( 06/02/2009 10:53)
Ramila logiciel de telechargement de video ndray enao(Daily na youtube oatra ),de afaka alefa aminao le izy!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1719