Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
TWING
(
06/02/2009 13:12)
A.D.N
fa kay ve oa i ra8 sy TGV mpianaka e
TGV sy Sarah efa niteraka an ilay lazaina oe zanaky ra8 faralahy iny.
natsangan i ra8 iny zaza iny.
Izany no nahatonga an ilay antso mikasika ny ADN sy ny...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 13:51
masaka
(
06/02/2009 13:06)
hijanona aho Rija Rasolondraibe
mba omeo ny Tononkira re raha azo atao e!...
tohiny
novalian'i ni81 ny 09/02/2009 17:33
lemenakely
(
06/02/2009 12:45)
DAMA(MAHALEO) tao @ RADIO ANTSIVA omaly .....
Anisan ny vahin ingahy ISMAEL RAZAFINARIVO tao @ RADIO ANTSIVA omaly ingahy DAMA .Ary nisy teniny iray izay nanaitra ahy manokana , hoy izy hoe:TSY TOKONY AMPIASAINA LAVA NY TENY HOE VAHOAKA !...ary m...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 10:04
nyavo2000
(
06/02/2009 12:43)
RESAK'I RATSIRAKA sy ANDRY TGV: azo tamin'ny ECOUTE téléphon
vaovao azon'ireo mpitrandraka vaovao ity ( efa enregistré amin'ny bande hono, saingy mbola tsy nasehony), ampitaina:
Hoy ilay mpitrandraka vaovao sady vavolombelona mianiana:
Tena miara-manai...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 07:10
nyavo2000
(
06/02/2009 12:12)
Noho i ANDRY TGV dia enjehina ny MERINA eraky M/car
-Toa tsy hahitana kôzy mihintsy ilay andry alika maty iny...f'angamba modian'ileiry fanina hoe ny MERINA sahala amin-ledala ange ka henjehina mafy any @ faritany tsy noho ny inona fa io krontana tsy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 13:05
sipagasy
(
06/02/2009 11:45)
Arahaba i Aina :)
Tsy hay ny hanafina hafaliana @ izao nahatongavan'i Aina izao ry izy mivady koa dia miara-paly aminareo ny eto @ serasera e!!!
Maroroa taiza ô!
http://hery.blaogy.com/post/4/5976
Arahabaina i ...
tohiny
novalian'i fraj ny 19/03/2009 13:50
nyavo2000
(
06/02/2009 11:41)
I Andry TGV mampihoroho: Manenjika an'i JACQUOT tarika GREEN
Efa hafa kely mihintsy ity Andry Rajoelina fa tena TERORRISTE mihintsy, ankehiriny dia enjehina ireo mpiasan'ny kaomina tsy mety manao grevy na tsy manaraka ny hadalan-dry zalahy ? aiza ny DEMOKRASIA ...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 16:12
xxx
(
06/02/2009 11:39)
ts hamats vola ny bailleurs d fonds ra mbol i R8 no mitondra
VAOVAO FARANY:
ts hamats vola ny bailleurs d fonds ra mbol i R8 no mitondra!
satria afangaron'lery ny interêts personnels sy ny interêts de l'Etat!
DE INONA NO MBOLA TSY MAMPILALA AN-DR8 E! IN...
tohiny
novalian'i yuka ny 06/02/2009 15:02
Ryhana
(
06/02/2009 11:36)
Terrorisme à Grande Vitesse à Madagascar
Terrorisme: idéologie, mais surtout ensemble d'actes violents et illégaux commis avec l'objectif de provoquer un climat de terreur au sein de l'opinion publique ou d'ébranler la force d'un gouv...
tohiny
novalian'i ARINOFY ny 06/02/2009 13:30
xxx
(
06/02/2009 10:38)
vôtery hivady ve rehefa miaraka....?
vôtery hivady ve rehefa miaraka ....? LAHY SY VAVY io no resaka.Couple!
Raha oui de pourkoi! raha non de poukoi kou!
c'est parti...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 10/02/2009 19:19
xxx
(
06/02/2009 10:38)
tiako izy nefa tsy tia ana
Inona ry reto no ataokou fa misy olona zay any tiako nefa otrany tsy tia ana izay
Sipa za miresaka aminareo io an!
tsy maintsy ny bandy foana ve no maitory fitiavana mialoha? sa za afaka miteny azy...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 10/02/2009 19:02
xxx
(
06/02/2009 09:53)
Hay ve e .....
Hay ve isika MALAGASY mahay miray hina ihany e! Fa ny mampalahelo dia MAHAY MIRAY HINA rehefa hanimba zavatra ...
Fa kosa raha HANASOA tsy mahay miray hina ...
Dia gaga avy eo raha mialona ny KA...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 11:32
rabaradaka
(
06/02/2009 09:29)
Sarotra atoro sa be monkon-doha
Sarotra atoro sa be mokon-doha ity Ravalo ity ry dadatoa fa tena manomboka miharatsy ny raharaha. Ny Ministre Jean Louis sy ny namany efa nanome hevitra mba hijerena izay hampilamina fa tena mihahenja...
tohiny
novalian'i andrywui ny 06/02/2009 13:06
xxx
(
06/02/2009 09:16)
Fitsidiham-paritany
Mba mangataka ny filoha hajaina Marc Ravalomanana, izay filohan'ny malagasy rehetra mba hamangy ny faritra atsimo atsinanana. Mitengena an'ilé ropilany vaovao iny fa ny filoha malagasy dia olona mana...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 06:56
andrea
(
06/02/2009 08:49)
hoy ny gazety
mba vakio..
http://www.rue89.com/2009/02/05/madagascar-victime-de-ses-politiques-et-des-multinationales
De mba mahaliana ny hevitrao... ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 17/02/2009 13:16
lemats
(
06/02/2009 08:24)
diniho kely
Faly miarahaba anareo mpamaky
Amin'izao toe-drahara misy eto @ Firenena izao dia mba manana hambara ihany aho
-Mahagaga ahy ihany isika malagasy :rhf ms hetsika ara-politika de mampiasa hery foana ...
tohiny
MANAKASINA
(
06/02/2009 07:54)
rivodoza gäel
hiakatra antanety rahapitso maraina ilay rivodoza gäel, ka mety ha ndrava ny hetsika eo @ 13 mai, dia hita sahady izao fa na ny tontolo iainana aza efa manda any tgv, aza hitako...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 06/02/2009 12:30
Noue
(
06/02/2009 06:19)
Tsy hisy ny samedi noir ! L'ONU envoie un émissaire
[b]comme nous sommes incapables de nous trouver un émissaire au sein de notre société, l'ONU a décidé d'en envoyer un. Il s'agit de Haile Menkerios ( à g ), qui devrait être à Tana samedi jusq...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 11:08
naritsimba
(
06/02/2009 06:01)
MAHAGAGA SY MAHALATSA
Deux frères siamois séparés à l'hôpital Necker à Paris
(05-02-2009) - Deux frères siamois âgés de huit mois, Imahagaga et Imahalatsa, ont été séparés mercredi matin à Paris par l?équip...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 11/02/2009 07:34
daryprod
(
06/02/2009 05:41)
Flight Simulator
Bjr dôl,
Sao de mba misy afaka miresaka miaraka amiko ity resaka FS ity ho an'izay liana. Tonga de anontaniako eto ny resaka approche ILS @ Boeing 737 na 747. Ahoana ny hevitrareo kay :!: ...
tohiny
novalian'i adolph ny 08/09/2017 06:37
