RESAK'I RATSIRAKA sy ANDRY TGV: azo tamin'ny ECOUTE téléphon

1. nyavo2000 ( 06/02/2009 12:43)
vaovao azon'ireo mpitrandraka vaovao ity ( efa enregistré amin'ny bande hono, saingy mbola tsy nasehony), ampitaina:

Hoy ilay mpitrandraka vaovao sady vavolombelona mianiana:


Tena miara-manaiky aminareo fa tena mbola manam-pahendrena ny mpitondra antsika e!Raha ny zava-nisy mantsy no ato jery todika dia izao izao fihetsiky TGVendrana izao sy ny tamin'ny taona 1991 no nitovy satria samy fanoganam-panjakana;dia samy
1991 : Nisy ny Gouvernement inséructionnel
2009 : Dia io iraha-mahita io fa hatsangany rahampitso hono e!Tsy ampy azy angaha ylay filazany hoe manomboka izao dia izaho no mibaiko , Hibaiko an-RATSIVALAKA angamba? Hatreto dia mbola tsy nety tafiditra tao anaty vela-pandrika mihitsy ny Fitondrana satria tsy mamaly azy dia io izy lasa mirediredy io.Ity misy fanehoan-kevitry ny namana ary antony iray hahafahantsika maninona moa i TGVendrana no tsy mety mandray anjara amin'ny fampihaonana azy sy ny Fioham-pirenena izay mbola tokana eto M/scar ary nanao fianianana teto anatrehantsika rehetra :

"IZAHO NO EFA NAHARE NY APPELE TELEPHONIQUE AN'I TGV SY RATSIRAKA DIDIER EN DIRECT (miasa @ opérateur telephonique iray eto MADA izaho ary nasain'ny fanjakana nanao écoute io opérateur io) . TGV tsy itondra an'i Madagasikara na oviana na oviana fa Hiala eto Mada izy refa vitany ny contrat t@ ratsiraka. Volabe tsy ho eritreretinao mihitsy ny karaman'ilay kely io!!! MINO AHY ianareo fa efa saika tsy ho avokako ity resaka ity fa efa TROP lotra ny zavatra mitranga. Any @ ratsiraka i TGV no maka ny hevitra rehetra dia ratsiraka no manapa-kevitra @zay atao§


TENA TSY MANDAINGA AHO ARY MINIHINA EO ANATREAN 'ANDRIAMANITRA.
RY VAHOAKA, SOKAFY NY SOFINAREO SY NY MASONAREO.
Aleo mba tsy tenenina ho izay no Opérateur hiasany fa sao dia hanirahan-dry TGVendrana Bemiranga eo dia dorany ny tranony.
novalian'i xxx ny 07/02/2009 07:10
2. ifiona ( 06/02/2009 12:46)
fa hono oa? fanontaniana tsotra ity fa sao dia misy tonga dia tezitra be eo ndray :lol: :lol: araky ny Constitution malagasy ve tsy mihoatra ny 40 ans vao mahazo mirotsaka ho prézida? :roll:
3. andrywui ( 06/02/2009 12:48)
Aiza zany telephon- lazainlah zany ry le vendranty ah ??? innn no sokafana ahenoana anzany sa ny lohabeanlah
4. andrywui ( 06/02/2009 12:49)
mandainga ratsy le boriky lahy ty !
5. xxx ( 06/02/2009 13:01)
tsy maintsy alefa letsy ny revirevy eo ampandrina, hilatsahan'ny ariary zato a!!
matahotra an'i tgv izy, satria ny contsitution, tsy fantany, tsy hainy ny mandinika azy. decret no hainy mamoka azy.
6. xxx ( 06/02/2009 13:07)
Tsara ho vitaina @ izay ny amin-dRATSIRAKA ; bala iray eo an-tampo-kandrina dia milamina .
7. patrick2002 ( 06/02/2009 13:22)
tena nyavo ity angamba ilay vaokaramany ra-8 hanakorotana sy handefa tsaho erany tanana , androany miasa @ telephone ,omaly ni-corrompre olona t@ gourmette volamena fa naika hatao DG ny douane ,rahampitso indray inoa indray ny lainga hatao ,nampitondrany Andry bombe nucleaire hanapotehina an'i faravohitra ah! :-D :-D :-D
8. xxx ( 06/02/2009 13:29)
tsary bombe a, fa irahin'i tgv hamely an'i lalao lery demain. zay ndray zao vaovao manaraka
9. tidegrow ( 06/02/2009 13:38)
nahona inao notezitra aiza zany demokrasy dradradradraina .zany ve no toetsaina .izay no nify andravalo @ 2011 vao miala sady tsy misy an'ny ratsiraka tsony eto .n'iza tezitra andry tsy tia vahoaka .nahoana no misy ny fandrobana raha tia vahoaka.nahoana no tsy vatsiana sakafo ny gasy raha tia tanindrazana. mbola maro ny gasy tsy tonga saina . fa very ny soa azo t@ gaboraraka t@ ratsiraka dia tsy tia an-dravalo
10. xxx ( 06/02/2009 13:54)
avoaho nareo zalah zao reaskay sy andry zao!!! iza no nampanao anareo an'zany???? qui a donné l'ordre? Marc, cesse tes repressions envers les malgaches. je vais rentrer immediatement si tu veux, hein!!!
11. xxx ( 06/02/2009 14:11)
Solution radicale ,une balle en pleine tête . :twisted:
12. nyavo2000 ( 06/02/2009 15:17)
he he!

Mbola aiza lisany e!

Hanana porofo daholo ny rehetra, raha ilaina koa aza dia azo jerena IP lisany dia potehina à distance n'ny ordi lisany jiolahimboto ireo....azonay atao tsara izany

saingy tsy fanaon'ny olona toa anay izany ! io kosa aloha dia toetranay

13. bazylou ( 06/02/2009 16:03)
ataovy ramilay e!! hita eo ze vena indrindra
:roll: :roll:
14. xxx ( 06/02/2009 16:09)
avohay eto le ecoute hoe henoina =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) raha tena misy zany mety milay fa tonga de mahazo vola be koa ela =)) =)) =)) =)) =)) o^o o^o o^o o^o
15. bluetooth77 ( 06/02/2009 16:21)
Efa lasa adala i xxx fa ampy zay zalahy ah!
Ny vavany mihitatra ny tosidrany efa mihoatra ny 20
16. xxx ( 07/02/2009 01:07)
nyavo2000:

vaovao azon'ireo mpitrandraka vaovao ity ( efa enregistré amin'ny bande hono, saingy mbola tsy nasehony), ampitaina:

Hoy ilay mpitrandraka vaovao sady vavolombelona mianiana:


Tena miara-manaiky aminareo fa tena mbola manam-pahendrena ny mpitondra antsika e!Raha ny zava-nisy mantsy no ato jery todika dia izao izao fihetsiky TGVendrana izao sy ny tamin'ny taona 1991 no nitovy satria samy fanoganam-panjakana;dia samy
1991 : Nisy ny Gouvernement inséructionnel
2009 : Dia io iraha-mahita io fa hatsangany rahampitso hono e!Tsy ampy azy angaha ylay filazany hoe manomboka izao dia izaho no mibaiko , Hibaiko an-RATSIVALAKA angamba? Hatreto dia mbola tsy nety tafiditra tao anaty vela-pandrika mihitsy ny Fitondrana satria tsy mamaly azy dia io izy lasa mirediredy io.Ity misy fanehoan-kevitry ny namana ary antony iray hahafahantsika maninona moa i TGVendrana no tsy mety mandray anjara amin'ny fampihaonana azy sy ny Fioham-pirenena izay mbola tokana eto M/scar ary nanao fianianana teto anatrehantsika rehetra :

"IZAHO NO EFA NAHARE NY APPELE TELEPHONIQUE AN'I TGV SY RATSIRAKA DIDIER EN DIRECT (miasa @ opérateur telephonique iray eto MADA izaho ary nasain'ny fanjakana nanao écoute io opérateur io) . TGV tsy itondra an'i Madagasikara na oviana na oviana fa Hiala eto Mada izy refa vitany ny contrat t@ ratsiraka. Volabe tsy ho eritreretinao mihitsy ny karaman'ilay kely io!!! MINO AHY ianareo fa efa saika tsy ho avokako ity resaka ity fa efa TROP lotra ny zavatra mitranga. Any @ ratsiraka i TGV no maka ny hevitra rehetra dia ratsiraka no manapa-kevitra @zay atao§


TENA TSY MANDAINGA AHO ARY MINIHINA EO ANATREAN 'ANDRIAMANITRA.
RY VAHOAKA, SOKAFY NY SOFINAREO SY NY MASONAREO.
Aleo mba tsy tenenina ho izay no Opérateur hiasany fa sao dia hanirahan-dry TGVendrana Bemiranga eo dia dorany ny tranony.




Source????? refa tsisy source aza manaratsy sy mampihorohoro vahoaka??? sa ianao no efa nanahzo ranondranony t@ ra8 tany d miaro ny rambo tsy ho tapaka.??? avoay n ysource vao afaka miten yfa azam iteniteny foana????
17. Fanjaibe ( 07/02/2009 05:42)
Tapi-dalan-kaleha ka ny vodi-kifafa no hifirana a !
18. xxx ( 07/02/2009 07:10)
nyavo2000 > aza manao resaky ny tsy ampy maoly ho ah fa mandreraka be,
Na hiteny na tsy hiteny ny operateur ianao, rah misy ny zavatra ahian'i Andry Rajoelina dia fantany foana anie hoe operateur inona no nampiasaiko t@ izy niresaka tamin-dRatsiraka fa aza manao resaky ny kely saina io.

Minoa ahy ianareo ....
Fa iza ianao no hinoanay? Andriamanitra irery ihany no inoana l'ty fa aza manao fomban'ny devoly io a,

Aiza anefa ze resaka eo? Vendrammm.... be.

Ndana aloha mifoka maoly kely fa tady hivika elah io.

:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6532