Hay ve e .....
1. xxx
(
06/02/2009 09:53)
Hay ve isika MALAGASY mahay miray hina ihany e! Fa ny mampalahelo dia MAHAY MIRAY HINA rehefa hanimba zavatra ...
Fa kosa raha HANASOA tsy mahay miray hina ...
Dia gaga avy eo raha mialona ny KARANA , ny SINOA ,ny VAZAHA ...izay monina eto :?:
Fa kosa raha HANASOA tsy mahay miray hina ...
Dia gaga avy eo raha mialona ny KARANA , ny SINOA ,ny VAZAHA ...izay monina eto :?:
novalian'i xxx ny 06/02/2009 11:32
2. rastafarai
(
06/02/2009 10:46)
:? Aza atao we "isika" satria manjary tafiditra ao izaho sy ianao!!! za angamba mino fa tsy anisan'ny namotika akory enao na d malagasy aza,za kou alou tsy tany e! :-D mahay mamotika sy miray hina daholo na tsy Malagasy aza refa misy tombon-tsoa mivantana ka aoka esorina le we ny" Malagasy" zao sy izao,aleo tonga d mazava refa miresaka @ sehatra tahaka izao,tonga de lazao we hay v ny mpomba ny tgv mahay mamotika...
3. harlyy
(
06/02/2009 11:23)
Mba mitenena ry reto zavatra tsara momban'ny malagasy fa de aza mba trop negative loatra, aza de faly manaratsy fa tsy mampivoatra izany. Za de miteny fa ny olona rehetra de samy mahalala ny tsara daholo, ka aoka mba ny tsara indray no asongadina e, ary @ tranga-javatra rehetra misy foana ny lesona azo tsoahina.
4. xxx
(
06/02/2009 11:32)
ka le raikalahy, tsy azo atoro tsinn, d lasa ny ratsy @ Malagasy foana ngé no voteny é. matetika isika, @reo haino amanjery any andafy reo, ny zavatra ratsy aty @tsika foana no asehony ngé é. zao vo nisy zao fangatahana "mitombona" tsara zao, tonga d nihazakazaka ry zalah, hampiseho ndray. ko atao akory moa?
mbo toroy ny lalana halehany ihany le raikalahy io é. lazaina matsy fa efa mahazatra ny 13mai. d lasa fahazarana noraisin'le raikalahy koa le oé "tsy hiala aho".
fa tsy fantany, fa izy ngé efa tafiditra @lé oé, [b]"raikalahy taloha é"[/b]