tiako izy nefa tsy tia ana

1. xxx ( 06/02/2009 10:38)
Inona ry reto no ataokou fa misy olona zay any tiako nefa otrany tsy tia ana izay
Sipa za miresaka aminareo io an!
tsy maintsy ny bandy foana ve no maitory fitiavana mialoha? sa za afaka miteny azy ihany hoe tia azy sa mety ho lazainy hoe akoho vavy maneno za ra vô miteny azy anizany
valio e
2. xxx ( 06/02/2009 11:20)
ôtrany tsy tia ana ve izy sa tena tsy tia anao mits! Samy hafa manko zany! Raha ôtrany tsy tia ana izy de possible nge oe mety ef fantany fa tia azy enao de mody mampifila izy e!
Raha ny tena izy aloha de tsara raha ny lelah no mitory fitiavana vôloany e! nefa efa mandroso zao ny tany tsy ôtran'ny talo ka azon'ny vehivavy tsara ny manao premier pas! fa tsy tokony tonga de tsorina be kosa alo e! manjary owen eo enao ra tsy poince le raha! mba atao indirecte! mba mampiasa stratégie kely zany e! de lasa izy ndray no mikôzy alo @zay!
Mila mahay zany enao e! fa rah tsy izay de ....ho lasa lesoka eo amin'ny fiarahanareo le izy raha toa ka manaiky ana izy; mety haelin'lery any amin'ny kôfy namany ohatra hoe :"iny sipa no nikôty ana nge l'ty e! ôtran'ny sipa tsy ampy lahy ko nge reny! tonga de nidirako fa tsy nisy lakile ny trano!" ohatra .....tsy manaraby andry za akory! fa fomban'ny bandy sasany zany. Ratsy be zany ho antsika vehvavy!
Ka mba hialana amin'izay de nampiasa intermédiaire e! vehivavy na lelahy: anananao fitokisana tsara anefa satria confident be le resaka! de iny olona iny no mody miresaka momba andry aminazy manatsara mitsiriritra de atao matetika zay! fa tsy atao kobony hoe olona nirahindry akory!
de mety hifoha ihany ny fitiavany amin'izay.Mila mijaly kely fontsiny miandry !

3. xxx ( 06/02/2009 13:16)
Aza koropahana aloha fa tantevo eny foana sao mbola tiany hotsapaina kely ny halalin'ny rano fa rah tena tsy miraika izy de aza maka aretim-po fa aleo tonga de miova lalana haingana no mety. De mahereza hatrany fa ny valala tsy azo tsy handrian'ilika ary ny trondro vaventy tsy hita raha tsy @ rano lalina.
4. Mirananirina ( 06/02/2009 15:13)
Aza miteny mialoha ny lhl hoe tia anao aho.Fa kosa ataovy izay hitenenany aminao hoe tia anao izy.
Aminy fihetsika sy ny fiteny.azonao atao ny mi-invité aza voalohany ohatra hoe:manino raha mijery cinéma isika?,
sady amin'izao koa anie hoatra ny tsy dia misy intsony ny mitory fitiavana fa ny maso no mijery dia raikitra
5. princesseN ( 06/02/2009 15:43)
fa nga ndry ts mba mahay an'le oe mi-attiré lhl eh!
fa ratsy b zany miteny aminy valohany izany oe tiako ianao!mba ataovy izay hiresahany @ndry sy hanatonany andry ky ah!
mba fantaro ny namany de le namany resahana sy mody alaina namana,fa ts tenenin-dry an'io namany io akory oe tiandry le bandy ah!
une fois ftsny iz ka mi s'adresser @ ndry d'efa lasa zao eh!
6. sitlo ( 06/02/2009 17:06)
xxx:
Inona ry reto no ataokou fa misy olona zay any tiako nefa otrany tsy tia ana izay
Sipa za miresaka aminareo io an!
tsy maintsy ny bandy foana ve no maitory fitiavana mialoha? sa za afaka miteny azy ihany hoe tia azy sa mety ho lazainy hoe akoho vavy maneno za ra vô miteny azy anizany
valio e


Ohatra an'izao ny fitenin'ny vehivavy rehefa hikoty izay izy:
- ianao koa ange tsy mahasosotra e
- itsy sipa itsy mankany an-tranon'itsy kofa itsy
- mbola mba ao tsara ve ny fahitanao ahy
etsetra etsetra

Tsy tena direkta be hoe andao hiaraka. Dia raha efa zatr'ady ilay lehilahy tonga dia kopy eo noho eo. Fa raha tsy mbola dia efa lasa ny vorona vao manangom-bato.
7. gabidemony ( 07/02/2009 17:01)
Efa 2009 zao, inona no mampataotra anao lazao azy ny tena marina,tsy misy
mampatahotra izany fa rehefa tia marina ianao de sahy...
sady ny vehivavy izao no betsaka @zao fotoana izao ka afaka 5-10taona de ny vehivavy indray no mikòty ny lehilahy @zay fotoana izay.

Hoy ra vehivavy: Tena tiko ianao,@foko manontolo....
Ka ony oah! afaka miaraka amiko ve ianao?
Hoy ra lehilahy: Misaotra alo eh! fa òtran'ny tampoka be tamiko le
izy fa aleo alo za mba hieritreritra de holazaiko aminao
eo ihany ny valiny!!!

:lol: :lol: !!!
8. peta83 ( 09/02/2009 12:33)
Efa nisy cas ko zay otran\'io andry io saingy tam zay an,zay sy izy samy tia fa izy no tsy sahy niteny mitsy,d ny namanay no nanao ny paika: ry zareo no namorona pro matetika d avy eo refa efa hitany fa otran efa nahay niresaka rery lery dia navelandry zareo zay rery sisa no nanao ny tohiny.Finalement mo de lasa niraka izahay 2 fa tsy adino ko tam zay ny conseil bdb zay nomen\'ny ankizy teto @serasera izay isaorana an\'izy ireo tanteraka.
9. namanabe ( 10/02/2009 10:03)
Zavatra roa no azo ambara :

Matetika ny bandy lalaovin'ny vehivavy no milaza fa tara aminy daholo ny vehivavy
:lol:
matetika koa ny lehilahy te mbà hatao hoe macho dia rehefa mahatsapa izy fa no largena ilay kala dia lazainy hoe tsy reciproque ny fitiavanay sns....tsy misy azo vonona vorona @ izany
Sa kosa angaha hoa efa olona tena lehibe any @ 80 taona any ilay bandy ka tsy mahalala fa efa tsy @'izany stady izany intsony ny societé hoe lehilahy no mikaoty na ny vehivavy no mikaoty mifampikaoty eny ry zareo e! :*

Marche arièrre ilay toe-tsaina o! :?:
10. kotobekibo ( 10/02/2009 19:02)
ny hitako d toy izao ka izay mety aminao no raiso :
- nisy ny niteny hoe " tsy haiko mihitsy fa lasa manofy anao foana zà , inn kay no mahatonga an'izany ? "
- nisy ny nandefa hira maromaro , hirampitiavana milaza fa tia ilay ol .
- nisy ny mandefa poesie d hoe ahoana no fahitanao an'ireto poesie noforoniko ireto , mety v ....?
- nisy ny mibanjina tsy miato sady ampiany tsiky kely sy kaiki-molotra ambany .
- nisy ny mangala-pijery d ref jerena d mody mitodika ( ataony tratra mihitsy d mody mihodina ny lohany avy eo )
- nisy ny manao interessante b , manakifikifika volo , b fihetsehana sy miserantserana b devant , manao izay anintonana nefa mody tsy miraika .
- nisy ny mody miteny hoe atero zà rariva fa matahotra , ....

Bonne chasse e! :-D :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5717