Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kantolalaina ( 08/02/2009 07:35)
taona 2009
nanantena fiainana tsara isika t@ fin d'année 2008 kanefa ndrisy mantsy ry namako fa zao sisa e! viva ve no ho sokafana dia coup d'etat no atao sady mampihomehy fa ataondry zalahy kilalao ny fametra... tohiny
xxx ( 08/02/2009 07:12)
tohin'ny tantara omaly
hatramin'izao dia siosio no re fa ny mercenaire afrikana dia tao amin'ny lapan'ny iavoloha ary ireo no nitifitra ny mpitolona. Nitsoaka niara tamin'ny vahoaka koa aza ireo miaramila taty ivelany satr... tohiny
novalian'i xxx ny 08/02/2009 11:35
klitika ( 08/02/2009 03:54)
Nahoana ireo mpitarika teny Antaninarenina no tsy nampilaza
teo amin'ny fivorivoriana teo Antaninarenina dia efa nilazan'ny miaramila ny mpitarika ny fihetsehana fa hitifitra ny miaramila. Nefa dia tsy nilaza tamin'ny vahoaka notaritiny ireto mpitarika fa izy ... tohiny
novalian'i nani ny 08/02/2009 20:23
patrick2002 ( 08/02/2009 01:54)
antso avo ho anareo mpiandany an'i ra-8
Voalohany dia mirary fiononana tanteraka ho an'i fiaavian'ny maty ny tenako ,ary mangataka min'Andriamanitra ho filahatsasatry ny fanahinireo izay namoy ny ainy tamin'iny , fitakiana iny ,Nijoro ireo ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 04:33
badboy ( 07/02/2009 22:42)
Maty =23, rah tsy misy ny mpibaiko tsy misy ny mpitifitra
Lazaina fa i TGV no tomponandraikitra : fa izy angaha no nanome baiko ireo mpitifitra??? Fa maninona no tsy maintsy nitifitra nefa tsy misy ain'olona natahorana afoy akory tao andapa??? Ireo nanantona... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 13:28
NyMisaina ( 07/02/2009 21:41)
Mpamadika tanteraka sy feno ny Sites Web mpiandany
Mila mitandrina fatratra sy mailo isika @ famakiana sy fandalovana ao @ ireo sites web mpiandany, araka ny efa hitan'ny maro: MADAGATE, SOBIKA. ... tohiny
novalian'i sitlo ny 08/02/2009 09:47
Noue ( 07/02/2009 21:39)
Hiverina ireo rehefa vita ny mission-i TGV
[b]Ils reviendront dès que TGV et Monja auront fini leur mission. [/b] [IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i566710_coupleratsiraka.png[/IMG] [b]C'est tout à fait naturel,et cela s'appel... tohiny
novalian'i ndenn ny 08/02/2009 08:53
Pao ( 07/02/2009 20:37)
Fa maninona?
Chers compatriotes Ce message se veut être simple et s’adresse à tous ceux qui, d’ici ou d’ailleurs, se sentent encore une âme malagasy. Nous ne devons jamais oublier que toutes ces trouble... tohiny
novalian'i fytia ny 01/04/2009 20:09
Pao ( 07/02/2009 20:34)
Madasgarois
Chers compatriotes Ce message se veut être simple et s’adresse à tous ceux qui, d’ici ou d’ailleurs, se sentent encore une âme malagasy. Nous ne devons jamais oublier que toutes ces trouble... tohiny
novalian'i pupuce ny 20/02/2009 12:24
Andribe ( 07/02/2009 20:26)
governemanta faha 3
Ho avy koa izahay hamono olona zany dia lasa prezida hanakarama artista etsy @ 13 mai dia hiantso vahoaka hanao autoproclamation amizay izahay no governemanta fahatelo Avy eo makany @ mairie de eny @ ... tohiny
zama91 ( 07/02/2009 20:07)
an'iza no faute?
mahagaga ,tsy hoe pro ra8 akory fa mba manontany tena hoe an'iza no faute ,i TGV saika hametraka ny premimier ministrany eny ambotsirohitra ve sa Ra8 nisakana ny tsy hidinan'ny vahoaka eny ?... tohiny
novalian'i marozevo ny 08/02/2009 13:26
xxx ( 07/02/2009 19:22)
Tohana!
Tohana aho ry reto an! tsy hitako intsony izay ho lazaina. [i]Peut-être qu'un jour Dieu s'en mêlera.[/i]... tohiny
novalian'i Zazala ny 07/02/2009 21:34
fatritra ( 07/02/2009 18:54)
Garde veine
Salama e, Fa hono wa re olona, inona no tena hevitry ny " garde veine ", zany hoe ny asany am olona tsy salama. Serum izy io. misaotra e... tohiny
novalian'i elyzo ny 06/03/2009 07:14
gabidemony ( 07/02/2009 18:42)
RAHA NY SIPA NO MANAO DE TSY MAHAZAKA NY BANDY
Raha ny vehivavy no mampirafy de rangitra ra lehilahy ...???!!!! Nefa raha ny lehilahy no mampirafy tratran'ny jòba de hoe: CALMA FOTSINY IANAO RY NENY FA CONSIGNER NY TAVOANGY !!! ... tohiny
novalian'i fenouhy ny 17/02/2009 21:34
Noue ( 07/02/2009 17:23)
ZONE ROUGE
iza no tsy mahafantatra zany oe [b]ZONE ROUGE[/b] zany ? raha mahita soratra ve ianareo oe [b]ZONE MILITAIRE na oe MISY ALIKA MASIKA [/b] ato dia mbola hidirana ihany eee ?? [b]nahoana no nampirisi... tohiny
novalian'i heidi ny 07/02/2009 22:37
rdmy ( 07/02/2009 17:08)
késtion PRATIKA é STRATEGIK
itako oe par principe tsy mety asiana TGV ao antanàna satria ny lalamby handehanan izany aza tsisy akory , moa izay lalamby kely ananantsika efa lasa fanaovana m.... public, ce sont des problèmes pr... tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 20:56
MANAKASINA ( 07/02/2009 16:24)
ra mandriaka foana ve
ry malagasy havana; mampalahelo; de tsy maintsy, ra mandriaka foana ve no isy eto@ firenenna; de ny vahoaka foana ve no atao sorona; diso daholo amiko izay tonatoka@ izao ra latsaka izao... tohiny
novalian'i heidi ny 07/02/2009 22:45
gabidemony ( 07/02/2009 16:21)
ZAY ARY NENAREO!!! NY TEO IHANY NO HITA!!! DISO LALANA ISIKA
Efa lany manja le fitokonana sy ny grevy ary mihafara t@ fatin'olona izany. Tany aloha nisy lohateny nataoko zay hoe:"ahoana no hevitra hangalana an'le8 teo ò fitondrana? " de nisy eritreritro t@z... tohiny
novalian'i Andribe ny 07/02/2009 20:20
Ryhana ( 07/02/2009 16:11)
I TGV sy i Dollin notompon'andraikitra
Miombon'alahelo am'ireo namoy aina. MANAMELOKA TANTERAKA IREO IZAY NITARIKA OLONA HO ANY AMIN'NY ZONE ROUGE, dia i Tgv sy Dollin... tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 18:48
xxx ( 07/02/2009 16:10)
Mila mijery solution haingana dia haingana hanajanonana izao
Mila solutions haingana dia haingana hanajanonana izao LOZA izao izay tsy ahitàna tombo-tsoa na 1 centime aza ! :oops: TONGO BAKIVAKY SADY MAHARARY NO MAHAMENATRA ! Mananontanona ny ady antran... tohiny
novalian'i Andribe ny 07/02/2009 16:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.917