Tohana!
1. xxx
(
07/02/2009 19:22)
Tohana aho ry reto an! tsy hitako intsony izay ho lazaina. Peut-être qu'un jour Dieu s'en mêlera.
répondu par Zazala le 07/02/2009 21:34
2. Noue
(
07/02/2009 19:24)
mazotoa mivavaka eee! mafy zao zavatra manjo zao ! mafy tena mafy eee ! Andriamanitra anie hanampy antsika rehetra hatrany.
3. rabingogilabanga
(
07/02/2009 19:57)
1)fitaovana anti-emeute no tokony nampiasaina,-
a)lacrymoggène, no alefa hananparitahana ny olona
b)raha mafy ny ady ka misy mitifitra any @ vahoaka, dia grenade offensive no atao, samborina ho azy ilay manana basy ao anantin'ny vahoaka
c)ny canon à jet d'eau moa dia tokony ho voavidintsika, satria raha maha-payer boeing à 60 millions isika payer cash , dia mazava izany .
2)President ZAFY izay lazaintsika fa sanana , dia mazava, naongan'ny deputé izy, naongan'ny HCC? TSY NANAO MOKONDOHA; NEFA MBOLA NIARAKA TAMINY NY GARDE PRESIDENTIEL; azony nataon'ireo miaramila ireo tsara ny nitifitra
3)Tsiranana farany, na dia nilaza ireo tsak tsak zato arivo izy , dia vao nisy maty teny @ 13 mai dia nomeny an-dramanantsoa ny fahefana
ny antsika @ izao plus de 50 morts, dia mbola justifier-na ihany
NON RIEN NE JUSTIFIE LA PERTE D'UNE VIE HUMAINE.
ARY MINOA AHY IANAREO, fa raha vao nisy maty na iray aza teo, na torana fotsiny, dia ho niparitaka ny vahoaka.
fa ahoana no dia tsy maintsy namono ary dimampolo be izao? snisy volonté hamono betsaka mihintsy tao?

4. Andribe
(
07/02/2009 20:33)
IZA ANEFA NO NANDEFA IREO VAHOAKA HO VONOINA TANY HADINONAREO SAHADY ANGAHA NY NISEO TENY IAVOLOHA TANTARA EFA NANDEHA IO DE MBOLA MIMENOMENONA EO IHANY NAREO. RAHA NY FAHAFANTARAKO AZY MBOLA FILOHA RA8 SATRIA MBOLA HENOIN NY MIARAMILA IZAY NAHAZO BAIKO ARY BAIKO AVY AMIN IZA. JEREO RAHA NISY VOAKITIKA IREO LOHANY TGV. NA I RA8 AZA NGA VOAKITIKA AKORY TSSS .MANDRIA AMPIADANANA IREO MATY DIA ANDRIAMANITRA HITAHY NY FIANAKMASSY NY VAHOAKA MALAGASY. MAZOTOA