governemanta faha 3

1. Andribe ( 07/02/2009 20:26)
Ho avy koa izahay hamono olona zany dia lasa prezida hanakarama artista etsy @ 13 mai dia hiantso vahoaka hanao autoproclamation amizay izahay no governemanta fahatelo Avy eo makany @ mairie de eny @ palais présidence de misy olona maty kely de mahazo martiora de avy eo mahazo seza de MANDRAY VOLA BEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEEE
2. zama91 ( 07/02/2009 20:30)
anga ialahy irery izahya koa mba hanangana dia lasa mahazo seza eh
3. Zazala ( 07/02/2009 21:27)
Aza mba misangy ratsy, nareo kosa tsy sérieux. Marina fa le fomba tsy ao mihitsy fa tsara ho fantatra fa sahirana b anie ny vahoaka, ary tisy mihitsy ny fahalalahana eto amin'ny firenena. Mitaky ny zòny ny nahafaty azy ireny, fa tsy hoe resaka vola be zany. Mba mionona amin'ny mafy nanjò azy.
4. marozevo ( 07/02/2009 23:58)
Nisy sisam-bala avy eny Ambohitsorohitra anie ry zareo teo e... Dia tonga dia nihazakazaka namonjy cyber nanokatra lohahevitra eto am serasera.
Arahabaina tsy maty fo aman'aina ô.
5. Ryhana ( 08/02/2009 04:45)
Ho an'i Zazala
Tsy misy firenenan malalaka hoatran'i Madagsikara aty Afrique fa tsy entina ohatr'ireny kosa ny fahalalahana.
Tompon'andriakitra tamin'ireny fitondrana olona teny amin'ny zone rouge ireny i TGV. Sady amin'izay izy tsy sahy nitarika fa lasa nitsoaka.

Tena marina ny an'i Andribe. Handao haka artiste dia avy eo hanangana governementa fa izay ny demokrasi sy fahafahana.
Dia asiana governementa maromaro eto Madagasikara
6. Mirananirina ( 08/02/2009 15:01)
Dia izaho ministre ny defense an!!!!!!!! :lol: :lol: :lol:
Raha misy manafika isika dia bomba no alefatsika ,fa tsy basy. :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0975