Maty =23, rah tsy misy ny mpibaiko tsy misy ny mpitifitra

1. badboy ( 07/02/2009 22:42)
Lazaina fa i TGV no tomponandraikitra : fa izy angaha no nanome baiko ireo mpitifitra??? Fa maninona no tsy maintsy nitifitra nefa tsy misy ain'olona natahorana afoy akory tao andapa??? Ireo nanantona ve nitifitra sa nitondra fitaovampiadiana no dia notifirina sy tsy nanana antra???

INONA NO MAHASAMY HAFA IO FITONDRANA IO SY NY FITONDRANDRATSIRAKA IZAY SAHY NANOME BAIKO NY HITIFITRA NY VAHOAKA MIHETSIKA???

MIALA RAVALOMANANA LIANDRA SY LIAMPAHEFANA!!! :evil: :evil: :evil: :evil:

QL CONNARD CE MEC BORDEL!!! QL HOMME CONSCIENT PEUT DONNER L'ORDRE DE TIRER SUR SES COMPATRIOTES!!! ON NE PEUT PLUS MONTRER SON MECONTENTEMENT??? C CA LA DEMOCRATIE?????

A BAS RAVALOMANANA!!!! :evil: :evil: :evil:
répondu par xxx le 09/02/2009 13:28
2. marozevo ( 07/02/2009 22:50)
Samy tompon'andraikitra amin'io kosa aloha izy roalahy e... Iza no tsy hahalala fa tsy maintsy hisy korontana io, raha vao niainga tany Analakely. Izany no tsy nandehanako teny.

D'accord 200% : à bas Ravalomanana.
Fa à 400% koa... tsy ekena hitondra i TGV.
3. heidi ( 07/02/2009 22:54)
ka na ilay maty notofirina koa aza mba tompon'andraikitra ho an'ny tenany ihany, hita fa mantsina maimbo rà de mbola mande mitono tena any iahny :°)
4. ifiona ( 07/02/2009 23:10)
badboy:

Fa maninona no tsy maintsy nitifitra nefa tsy misy ain'olona natahorana afoy akory tao andapa??? Ireo nanantona ve nitifitra sa nitondra fitaovampiadiana no dia notifirina sy tsy nanana antra???



Fa maninona ve? Satria ZONE ROUGE dia raha vao zone rouge dia adidin'ny miaramila ny mitifitra raha vao misy menace ho an'ny palais présidentiel. Maninona anefa raha tsy nipetraka tsara fa maimaika hanao forcing nefa efa hay fa toerana mamoa-doza.

Mampalahelo tokoa ireo aina nafohy, satria very maina fotsiny. Tokony nisaina indroa vao nandeha nitonatonana tany, ny mpitarika azy aza tsy tany akory...



5. marozevo ( 07/02/2009 23:18)
heidi:

ka na ilay maty notofirina koa aza mba tompon'andraikitra ho an'ny tenany ihany, hita fa mantsina maimbo rà de mbola mande mitono tena any iahny :°)



Tena marina io, saingy toy ny handatsa le maty, sanatria, raha miteny izany.
6. xxx ( 07/02/2009 23:19)
badboy:

Lazaina fa i TGV no tomponandraikitra : fa izy angaha no nanome baiko ireo mpitifitra??? Fa maninona no tsy maintsy nitifitra nefa tsy misy ain'olona natahorana afoy akory tao andapa??? Ireo nanantona ve nitifitra sa nitondra fitaovampiadiana no dia notifirina sy tsy nanana antra???

INONA NO MAHASAMY HAFA IO FITONDRANA IO SY NY FITONDRANDRATSIRAKA IZAY SAHY NANOME BAIKO NY HITIFITRA NY VAHOAKA MIHETSIKA???

MIALA RAVALOMANANA LIANDRA SY LIAMPAHEFANA!!! :evil: :evil: :evil: :evil:

QL CONNARD CE MEC BORDEL!!! QL HOMME CONSCIENT PEUT DONNER L'ORDRE DE TIRER SUR SES COMPATRIOTES!!! ON NE PEUT PLUS MONTRER SON MECONTENTEMENT??? C CA LA DEMOCRATIE?????

A BAS RAVALOMANANA!!!! :evil: :evil: :evil:

Esory aloha ny karandoha Misé Badboy fa sao mampitsangana ny maty a, dia avy eo ho tohizana ny fifanatsafana .

8) 8) 8)
7. vale ( 07/02/2009 23:21)
:( :( :(
8. ravakamalala ( 07/02/2009 23:25)
ka na ilay maty notofirina koa aza mba tompon'andraikitra ho an'ny tenany ihany, hita fa mantsina maimbo rà de mbola mande mitono tena any iahny


za kou dia miombon kevitra!!!!! efa htia fa mamay ny afo mbola lalaovina ihany!!!

tsy navela izy samy lehibe no hifanasa vangy tao, na hifamono ho faty aza, rarahian iza inona?????????? atao fitaovana foana ny vahoaka, ny vahoaka koa moa maty noana ve??? dia ... ventre affamé n'a pas d'oreilles ????

IZA NO MANANA POROFO HOE IZA NO NITIFITRA VOALOHANY ????
9. marozevo ( 07/02/2009 23:25)
Raha ny fahatezeran'ny Malagasy kosa no hamparina dia mbola maivana aza io lazain'i Badboy io an... Tohizo ihany kanjo Rangahy ity ah...
10. ravakamalala ( 07/02/2009 23:37)
TG VENDRANA no tompon andraikitra, satria izy no nitarika ireo olona ireo ho eny ambotsirohitra, inona no atao hoe zone rouge???

teny ambotsirohitra anie no nisy ny fitifirana fa tsy hoe teny am 13 mai e!

iza no nitarika ho eny ambotsirohotra?

i Terroriste à Grande Vitesse
11. marozevo ( 07/02/2009 23:40)
Marina ny lazainao ry malala.
12. zama91 ( 08/02/2009 00:02)
badboy:

Lazaina fa i TGV no tomponandraikitra : fa izy angaha no nanome baiko ireo mpitifitra??? Fa maninona no tsy maintsy nitifitra nefa tsy misy ain'olona natahorana afoy akory tao andapa??? Ireo nanantona ve nitifitra sa nitondra fitaovampiadiana no dia notifirina sy tsy nanana antra???

INONA NO MAHASAMY HAFA IO FITONDRANA IO SY NY FITONDRANDRATSIRAKA IZAY SAHY NANOME BAIKO NY HITIFITRA NY VAHOAKA MIHETSIKA???

MIALA RAVALOMANANA LIANDRA SY LIAMPAHEFANA!!! :evil: :evil: :evil: :evil:

QL CONNARD CE MEC BORDEL!!! QL HOMME CONSCIENT PEUT DONNER L'ORDRE DE TIRER SUR SES COMPATRIOTES!!! ON NE PEUT PLUS MONTRER SON MECONTENTEMENT??? C CA LA DEMOCRATIE?????

A BAS RAVALOMANANA!!!! :evil: :evil: :evil:

rehefa tsy tgv dia ravalo izany no responsable eh nefa aza adino fa i ambotsirohatra anie palais presidentiel ,dia avela hiditra ao ve ny vahoaka


13. ravakamalala ( 08/02/2009 00:06)
sady amin izay izy no mitarika , nefa tsy izy akory no lohalaharana eny fa ny vahoaka no alefa satria fantany fa tsy maintsy hisy fifampitifirana eo dia aleo foa na ny vahoaka no ho faty eo e! za hialoka aty amin ny trésor aty!!!!!!

pppfffff!!!!
14. xxx ( 08/02/2009 00:06)
marozevo:

Raha ny fahatezeran'ny Malagasy kosa no hamparina dia mbola maivana aza io lazain'i Badboy io an... Tohizo ihany kanjo Rangahy ity ah...


Ka izay mihintsy anie ilay tsy mety ataontsika gasy é ! Misy olona tsy tokony miditra @ tsy tokony hidirany akory , fa manaram-panjaitra sy ny aloky ny sasany fotsiny dia avy eo hoe very aloka aho é ,very fanjaitra koa .Dia eo indray izao fa hitarika ny sasany hoe ,esory Ra8 ,baiko entitra tsy misy fanafany ,dia mba manontany tena ihany hoe ,iza marina no nanome baiko an'iza , ka afaka hanala azy ? (na dia nisy lesoka aza tao aminy ).Ny vahoaka ve no nomen-dra- Andry baiko hanala an-dRa 8 ? sa nampilaza t@ vahoaka izy fa misy vondron'olona halefany hanatanteraka ny baikony ?
:{
15. zandikely ( 08/02/2009 00:51)
TSARA NY MANAMARIKA FA NY LAPAN'AMBOHITSOROHITRA DIA EFA TSY AN'NY FANJAKANA MALAGASY MIHITSY FA AN'NY COMMUNE URBAINE ANTANANARIVO.
TAMIN'INGAHY RAZANAMASY MAIRE TEO NO NANOMEZAN'NY FITONDRAPANJAKANA MALAGASY AN'NY COMMUNE AN'IO. DIA NANDIMBY TEO RAVALOMANANA DIA IZY TSY METY MIALA AO INTSONY IO.
DIKANY TSY MANANA ALALANA HITIFITRA OLONA EO AMBOHITSOROHITRA NY MIARAMILA. TSY TRANO NATOKANA HO AN'NY FILOHAM-PIRENENA INTSONY IO, TRANON'NY COMMUNE IO BODOINDRAVALOMANANA IO
16. badboy ( 08/02/2009 01:00)
TSY RAHARAHIAN'NY NEM-KO HOE IZA NO NITARIKA!!! NY FANTATRO DIA NITIFITRA IREO NAHAZO BAIKO!!! MIDIKA IZANY FA TSY MANAIKY NY HEVIBAHOAKA ILAY MPITONDRA FA MANAO IREO FOMBAN'NY MPITONDRA AFRIKANINA KA MIDAROKA SY MAMONO IREO IZAY MANEMBATSEMBANA AZY!!!

TSY MIARO AN'I TGV AHO, FA TSY EKEKO NY FAMONOANA GASY IRAY TANINDRAZANA NEFA TSISY AINA NATAHORANA NAFOY TAO @ ILAY TOERANA NAROVANA!!

AZA ADINO FA RAVALOMANANA AZA TSY TAO ANATIN'IO LAPA IO KA INONA NO TOKONY HO NITIFIRANA IREO MPIRAY TANINDRAZANA!!! IREO OLONA IREO NY FAHADISOANY IZANY DIA NY NAMPISEHO FA LEO ANDRAVALOMANANA DIA IZAY NO NITIFIRANA AZY!!!! TSY RARINY!!!!!!

RAVALOMANANA LIANDRA !!!

AHOANA KOA RAHA MBA NY FIANAKAVIANDRAVALOMANANA NA IZY TENANY NO TIFIRIN'IREO MIARAMILA IREO NA NY MPANARAKA ANDRAJOELINA ANDRY TGV?????

TSY NITONDRA BASY NA NITIFITRA IREO OLONA NOTIFIRANA, ARY TSY ADALANY NY MAMPISEHO FA LEO ANDRAVALOMANANA IZIREO!! IZAO FITIFIRANA IZAO DIA MBOLA MANAMAFY NY TSY FAHAIZAMITONDRA SY NY FAMIKIRANA @ SEZA!!!

ILAY OLONA LIANDRA TAHAK'IZAO NO TOKONY HOFAIZINA SY GADRAINA MANDRAPAHAFATY ARY TSY AVELA HIALOKALOKA ANY @ TANINOLOKAFA!!


RATSIRAKA KOA ISAN'NY TOKONY HO GADRAINA MANDRAPAHAFATY SATRIA NAHAVITA CRIME CONTRE L'HUMANITE TAHAKA IO ATAONDRAVALOMANANA IO!!!!! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
17. ifiona ( 08/02/2009 01:15)
badboy:

MIDIKA IZANY FA TSY MANAIKY NY HEVIBAHOAKA ILAY MPITONDRA FA MANAO IREO FOMBAN'NY MPITONDRA AFRIKANINA KA MIDAROKA SY MAMONO IREO IZAY MANEMBATSEMBANA AZY!!!



Afrikanina fotsiny ve? Mba mandehana hoe enao mitonatonana miseho handeha hanafika sy haka de force an'ny palais de l'Elysée ohatra, dia teneno ahy raha misy manakana enao, dia raha toa ka mbola miseho be loha ihany enao, tsy ho tifirin'olon'ny miaramila ihany ve?

18. dadasy ( 08/02/2009 01:24)
[quote=badboy]


TSY MIARO AN'I TGV AHO, FA TSY EKEKO NY FAMONOANA GASY IRAY TANINDRAZANA NEFA TSISY AINA NATAHORANA NAFOY TAO @ ILAY TOERANA NAROVANA!!



Fa angaha moa robot no nitifitra avy tao an-dapa fa tsy olona ihany koa? sa rehefa aina miaramila dia tsy atahorana afoy na dia eo anatrehan'ny olona vonona handroba aza? MBA AINA IHANY KOA NY AN'NY MPIANDRY LAPA! ka rehefa tsy ianao de izaho! hoy ny Ntaolo: "raha maty aho matesa rahavana, raha maty ny havana matesa ny omby!"
19. naughtyboy ( 08/02/2009 03:11)
tsy fialantsiny izany dadasy a,otrany oe victim ndray reo RFI ireo nitifitra tao
tsia, misy ny fomba hafa lacrymogène na mitifitra tongotra na fitaovana tsy andatsahana ain'olona nefa ampitsaharana ny rotaka toy ireny erantany
20. dadasy ( 08/02/2009 03:40)
sady tsy miala tsiny aho no tsy nahita ze tany. Manaraka tsy tapaka ny zava-misy araka izay tratrako kosa anefa aho. Ny tiako ahitsy fotsiny de hoe "tsy misy aina atahorana afoy ao amin'ilay toerana narovana". Misy aina ao, dia ain'olombelona ihany koa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0847