Maty =23, rah tsy misy ny mpibaiko tsy misy ny mpitifitra
61. heidi
(
08/02/2009 11:11)
59. Mpandefa : xxx [ Valio ] 08-02-2009 12:06:11
Lohateny : Re : Maty =23, rah tsy misy ny mpibaiko tsy misy ny mpitifitra
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina e! MISY IO.
T@ 2002 ireny toy inona ery ny fandokafana an'i RA8. Olon'Atra e! Olona tsotra e! MINOA FOTSINY IHANY E!
Nefa zao aiza?
Soa aho fa tsy mba nifidy fa nanenina tongotra aman-tanana angamba raha ny safidy nataoko no nisy toy izao.
IZAY INDRINDRA MANTSY: izao indray miverina indray ny version vaovao fa tgv tgv tgv, arahana ambodokony daholo zay lazainy sy izay asainy hatao,
dia rehefa afaka taona vitsy vitsy indray dia raikitra indray ny coup d'etat de manararaotra ny mpanao fihetsiketsehana am fandrombàna ny fanapotehana, dia toy izay hatrany tsy mety angaha raha tsy manapotika
na fananambahoaka na fanana'iza tsy tsara ny mandrava efa e!
62. jemimah
(
08/02/2009 12:26)
mitovy hvt @ heidi zah e! tsy hoe manohana any ra8 na manohana any tgv fa tsssssssss tsy lasa kosa lay t@26 janvier reny e! tsy maintsy raisina ny fepetra;ny sasany zany t@ reny dia hoe zao vao miantsena krismasy tsy menatra akory maka ny tsy any tena!manana namana zah tompona magasin ao @ citic ao fa niantso ahy izy sady nitomany nefa lehilahy lehibe hoe tena very tao anaty ray minitra ny fananany zany ve dia rariny tolona no ataonao ka ny zvt olona no robana tsy ekeko tsy ekeko
63. xxx
(
08/02/2009 13:06)
naughtyboy:
mitovy hevitra @ diamondra ,an3 fantatra tsara mazava oe le8 irery ihany no afaka mibaiko ny tafika hamono ireo mpanao fihetsiketsehana ,izay mpiray tanindrazana aminy,izay no tokoa no ho vita ny aminy satria izay ilay dingana farany izay heloka lehibe indrindra ny mampandatsaka ain'olona
marina izany fa saingy misy ny atao hoe legitime defense,tsy afaka ny hiandry baiko @ zavatra toy ireny.Vao 40no maty fa raha tena famonoana no nisy teny mety plus de 1000 no maty
64. Mirananirina
(
08/02/2009 13:41)
Marina fa mahatezitra ny fitondrana fa kosa tokony tsy handika ilay zone rouge.
Neverinareo fa raha tafitra tao andapa tokoa moa ireo ,tsy maty tao daholo ny filoha sy ny fianakaviany.
Defense ny azy raha ny fahitako azy,izany akory tsy midika hoe inona.
Mampalahelo tokoa ireo maty.
Raha misy manafika ianao ka manana basy ,tsy hitifitra ve??????????????
Hamono anao sy ny fianakavianao ireo,dia eritreretina hoe izay e.
Izaho aloha manome tsiny ireo nandeha teny sy ny nitarika anireo e.
Migrevy daholo ny pays rehetra fa tsy misy manao toy ny ataontsika gasy.

65. heidi
(
08/02/2009 13:52)
Neverinareo fa raha tafitra tao andapa tokoa moa ireo ,tsy maty tao daholo ny filoha sy ny fianakaviany.
ka ilay filoha sy ny fianakaviana aza hono tsy tao akory....
TSY OLANA AMIKO mitsy raha hifamono hifampitifitra izy roa tonta
zay maty halevina..... SAMY MISHEO ho mafy izy roa tonta aleo hifamono eo
fa raha tsy nitifitra ny miramila dia tsy rava ny fanafihana ny forcing nomanina nataon'ireo andian'olona....DIA HIAFARA indray am fandrombàna sy ny fanapotehana ny fandorana anie e! dia iny mitsy izao no no eviter-na fa tsy ny filoha mitsy satria ny filoha aza hono tsy tao akoriny,
ny mpananaraopaty ihany anie ireo olona manaraka an'i tgvendrana ireo e!
izao indray hoe eny iavoloha am samedi manaraka , dia mino ve indry fa hijanona ao iavoloha ny filoha sy ny fianakaviany????? FA ny miaramila sy ny polisy no hiaro ny fanafihana ataon'ireo ambany fahefan'ny tgvendrana, inona moa ny fanafiahana atao fa ny fanapotehana ihany fanapotehana hatrany....DE REFA VOATFITRA AVY EO de oe palelo e! sns
66. Mirananirina
(
08/02/2009 14:27)
heidi:tena marina tokoa izany.Raha tsy adala izy koa hijanona ao.
Efa milaza ve ilay mpanafika hoe ho avy izahay hanafika anao dia hijanona eo aho?
Efa milaza ve ilay mpanafika hoe ho avy izahay hanafika anao dia hijanona eo aho?
67. naughtyboy
(
08/02/2009 17:46)
voalaza teo
zà mandatsa rehefa maivandoha ka faty tedavina ny azy
efa nolazaiko tatsy ambadika fa averiko ho any olona tsy ampy fandinihana toa any heidi,tsy fomba ny mandatsa ny maty na ny havany niharampahoriana ary
aza dia mieritreritra ny olona ho bado sy tsy mahay mandinika fa resabe daholo izany tsisy eto na 1 aza ho fitapitahinao ny marina,izao dia tranga azo nialàna ary tsy nisy ny faty olona raha nazava ny baiko hanapariahana sy handravana ny mpanao fihetsiketsehana azo narosony mpitarika ny mpitandro ny filaminana,tsy olona nirongo basy sy tafondro akory no tonga teny ka andefasana tireur d'élite sy commando ny RFI hanao vono moka fa olontsotra sy tanampolo ,ny baiko hanatanterahana izany dia mivantana avy @ presidence oe vonoy raha mandika ny zone rouge fa tsy ravao iparitaka,efa manana fomba maro ny tafika tsara fiofanana na dia tsy mitovy @ tany mandroso aza anatanterahana izany,ka ny tsiny sy ny ràny ireo voavono dia hitambesatra @ ilay nanome alalana hitifitra sy hamono le8 ,anisany mampitombo ny fanamelohana azy tsy ho ela
toa tena fahafinaretanao ny mampiseho ireo lasankorazana sy mampideradera azy eto toy ny amboara,tsy misy na alahelo na fanajana azy ireny akory,ny fisainanao no tena ambany noho ny ambany @ izay olona efa hitako niresaka rehetra teto satria tsy misy na kely aza fanjana ny nody mandry na ireo havany izay mbola velona ...tsy fisainana malagasy izany fa HENATRA ho any mpiray tanindrazana,izao ataonao izao no fanalambaraka ny maty no sady fanitsakitsahina ny hajany velona

68. yvonKEL
(
08/02/2009 17:46)
badboy et noue
raha ny fahenoko azy de efa ny zoma sa jeudi ny miaramila no efa niteny hoe: hitifitra izy raha toa ka misy mandingana ny faritra mena ; ka inona no somation mihoatra an'izany.nanana 1 andro nandinihana izany ireo mpitarika ka inona no nataony ;ny hoe andao ihany sady zay ndray hoe eto ny vady aman-janaka ,antsika no misaina ! sa hoe eto ny vady aman-janaka fa tsy ho sahy mitifitra ireo. andramo miditra tsy mahazo alalana miditra maison blanche na champs elysée ny antokon'olona dia ho hitanao fa tsy maintsy miaro ny lapa ny mpitandro filaminana . Miaro=mitifitra. ka aza maivan-doha intsony ry malagasy havako fa izy mitarika tsy ho faty alohan-tsika. torohevitra de ny miasa tsara de mandray vola f'aza manantena ny fanjakana hanatitra izay ilainao izany eto ambonin'ny tany

69. naughtyboy
(
08/02/2009 18:02)
voalaza teo
Miaro=mitifitra
Asa na mba nanao fanompoampirenena na tao dago na taty ivelany yvonkely na koa mahay mijery dikanteny na tsia nefa te andahatra,tsy mitovy ireo...
miaro = manakana fanafihana fa tsy mitarika fahafatesana
mitifitra = fanafihana mandatsadrà na koa mitarika famonoana

70. heidi
(
08/02/2009 18:08)
EKENA FA tsy nirongo basy na tafondro izy ireo fa tanam-polo araka ny filazan'i badboy fa kosa jereo ny vokany tamin'izy ireo vao nanomboka nanao ny fihetsiketsehana , aza hodiantsy hita, faty olona ihany koa reo olona may tsy hay tsony ny namantatra azy, tsy adalàna nataonjareo ihany ve no nahtonga ireny, ka mba ho eviter-na ny toy ireny no nandraisana fe-petra tamin'ny fitifirina izay tsy nitifitra ry zareo fa efa nampitandrina mialoha..... fa dia ny hiroso ihany satria voabaikon'ny ra tgv.....
de izany fa dia mbola andeha omeko raison ihany.....
de izany fa dia mbola andeha omeko raison ihany.....
71. heidi
(
08/02/2009 18:16)
miaro = manakana fanafihana fa tsy mitarika fahafatesana
NY FIAROVANA METY hitarika fahafatesaha ihany koa ka!
hevero fotsiny hoe nisy nanafika ianao tao atrano nanana chance anefa ianao niaro ny tenanao ohatra nandray tavoahangy ianao namelezana azy ho hiarovana anao, fantatrao izy fa nikatsaka ny ainao dia atao hoe maty noho ny daroka tavoahangy ilay olona donko miaro : possible misy fahafatesana
tsy fisainana malagasy izany fa HENATRA ho any mpiray tanindrazana,izao ataonao izao no fanalambaraka ny maty no sady fanitsakitsahina ny hajany velona
efa henatra ho an'ny tanindrazana mihitsy fa akory atao, sendra izay malagasy sasantsany sauvage, ny guerre civil anie tokony efa tsy fahita intsony e! efa vieux système izany ny mifamono mifanenjika anefa samy gasy mpiray tanindrazana ihany...... ka iza moa no nanao fihetsehana voalohany fa tsy ny antoko mpanohatra dia zakaina ny vokany ; ary efa tamin' ny fanonganam-panjakana tany aloha tam andron'ny ry ratsika sy ry zafy no nisy ny faty olona sy ny rà mandrika fa tsy vao izao akory, efa hita fa tsy rariny sy tsy mety izany nahoana no no provokéna ho tanterahana indray amin'izao 2009 izao, hita fa zvtr efa tsy mahomby, mampalahelo ny olona maty maty foana fa noho ny adalàna fotsiny ireny.
72. naughtyboy
(
08/02/2009 18:20)
na ny resakao aza tsy ao mintsiny ,za no nilaza ny tanampolo fa tsy badboy,ny tifitra de efa mazava aminao io ambony io ny dikanteny,ny nibaiko ny mpitifitra de i le8 izany dia miodika fa heloka hafa indray vitany tsy misy raison intsony izany fa habibiana de izay ...de avy eo sary indray no arentirentinao ilazana fa mety ny nataony fa ny olona mitaky ny zony no diso
73. heidi
(
08/02/2009 18:39)
ka samy boy boy nareo kou :-D
miala tsiny raha nifangaro fa ao tsara mitsy aho io miresaka io
miala tsiny raha nifangaro fa ao tsara mitsy aho io miresaka io
74. tovolahy007
(
09/02/2009 03:33)
Efa fantatro fa ho fafana ny zavatra nosoratako. Demokrasy ve zany??? Esy e, ianareo mipetraka any @ firennena atao hoe tena mpandala ny demokrasy no manao izao, de vao maika mba manahoana ny any @ tanana e??? MAMPALAHELO ILAY FISAINANA SY FIHEVITRA.
75. Mirananirina
(
09/02/2009 12:16)
Aleo ho any izany fa tsy lasa ao aminy ministera akory isika ,nefa mivaky loha eto :roll: :roll: :roll:
76. xxx
(
09/02/2009 12:17)
Aleo ho any izany fa tsy lasa ao aminy ministera akory isika ,nefa mivaky loha eto :roll: :roll: :roll:
77. penguin
(
09/02/2009 12:32)
Rehefa MIJABAKA maty na iza na iza. Aza manaiky ampijabahan'ny olona fa izy no hiravaka ny vangy avy eo.
78. tidegrow
(
09/02/2009 13:00)
ny mampalahelo dia ny gasy matimaty nanala an\'dratsiraka nefa izy dray no mamerin azy asakasakareo !
79. xxx
(
09/02/2009 13:28)
raha nifanatr-tava ngamba nareo reo, ary possible zany, fa efa niaona teny @ 13mai teny. ngamba d totohondry, daka, tsisy otran'zany.
zao iany oà, na iza harovanao, na iza tohananao: zao tadidio:
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MINTSY
ka aona, mbola hifanasa vangy eto ihany nareo? zà manokana aloha d sahy milaza, fa tsy ahavita ny hanova an'zao toe-javatra efa niainana hatry ny ela zao é.
fa rangah io, ramatoa io, ianao V mahavita ny hanova ny toe-javatra?
kely ny finoako