Maty =23, rah tsy misy ny mpibaiko tsy misy ny mpitifitra

41. OoRakotooO ( 08/02/2009 10:09)
heidi:
MBA mandalo krizy politika ihany ny firenena sasany rehetra fa ny mahagaga ny firenena mahantra foana no mifamono ho faty mandrava efa toy ny voalavo.... ka vao maika miha mahantra ihany dia tsy hivoatra intsony mintsy


Satria ny azy efa misy rafitra mametra ny fanaparam-pahefana. Fa raha tsy mbola misy io dia :

-1861 civil war USA :620.00 miaramila maty, tsy voaisa ny olon-tsotra. Ady ho fanafoanana ny fanandevozana any USA. FIRENENA MATANJAKA

-30 janvier 1972 : Deery any Irlande : 13 maty voatifitra satria nilahatra ho an'ny namany no gadrain'ny anglisy mpanjanaka ny IRA. FIRENENA MATANJAKA

-Tien en men : juin 1989 maty>1000 maratra>10.000 miady mba hisian'ny demokrasia ny mpianatra sinoa FIRENENA MATANJAKA

-1992: Los angeles :55 morts, 2000 blessés satria tsy nanaiky ny fitongilanan'ny fitsarana ny mainty. FIRENENA MATANJAKA

Tohizana sa aoka izay?

42. heidi ( 08/02/2009 10:10)
36. Mpandefa : badboy [ Valio ] 08-02-2009 10:50:56
Lohateny : Re : Maty =23, rah tsy misy ny mpibaiko tsy misy ny mpitifitra

Ekeko hoe tsy tokony handroba satria mafy izany mitady fananana!! Ny olana dia misy ny fomba hafa ahafahana manakana ireo mpandroba @ alalan'ny "jet d'eau, bombes lacry, flash ball........" fa tsy voatery ho namono olona!!

ka tsy maintsy hisy ny faty olona e! na ny mpanao fihetsiketsehana no hahaty olona na ny miaramila no manafay ny mpanankorotana.....
tsy nifitifitra ny tsy manatsiny izy fa nitifitra ireo mafy loha mitady hanao ny fanaony ihany dia ny handoba hanakorotana dia ny famonoana olona ihany koa , amiko tsara faizina toy izay.... efa ni provok la gera ihany dia tsy maintsy misy ny maty sy ny fitifirana ko!
43. heidi ( 08/02/2009 10:15)
OoRakotooO:

heidi:
MBA mandalo krizy politika ihany ny firenena sasany rehetra fa ny mahagaga ny firenena mahantra foana no mifamono ho faty mandrava efa toy ny voalavo.... ka vao maika miha mahantra ihany dia tsy hivoatra intsony mintsy


Satria ny azy efa misy rafitra mametra ny fanaparam-pahefana. Fa raha tsy mbola misy io dia :

-1861 civil war USA :620.00 miaramila maty, tsy voaisa ny olon-tsotra. Ady ho fanafoanana ny fanandevozana any USA. FIRENENA MATANJAKA

-30 janvier 1972 : Deery any Irlande : 13 maty voatifitra satria nilahatra ho an'ny namany no gadrain'ny anglisy mpanjanaka ny IRA. FIRENENA MATANJAKA

-Tien en men : juin 1989 maty>1000 maratra>10.000 miady mba hisian'ny demokrasia ny mpianatra sinoa FIRENENA MATANJAKA

-1992: Los angeles :55 morts, 2000 blessés satria tsy nanaiky ny fitongilanan'ny fitsarana ny mainty. FIRENENA MATANJAKA

Tohizana sa aoka izay?




isika izao efa 2009, ireo daty nofaritanao efa amantaony lasa efa ni dépassé, efa nisy ny fiovàna donko .....
de hiemotra izany isika malagasy satria tamireo taona ireo nisy anreo de ho tohizana ny fomba ratsy


44. kalovavy ( 08/02/2009 10:16)
Aiza ary zany anao ty ry heidi, inao zany mievitra fa rariny fotsiny ireny von'olona ireny, tsy mba jereonao akaiky, fa tsy madagascar rery misy republika, tsy mijery tsara anao aty continata Afrika ihany no misy fietsika tahaka izao, za milaza fa, misy tsy miteny ataony mpitondra, ka inao zany toy ny hira sareraka hoe: "manaiky matoa tsy miteny"
45. heidi ( 08/02/2009 10:23)
NY profo azo tsapain-tanana aloha izao no hita dia ny toe-draharaha any madà amzao......
46. OoRakotooO ( 08/02/2009 10:27)
Rafitra Heidi no resahiko a! Efa nisy rafitra ve sa tsia?
Rehefa tsy misy ny rafitra ahafahan'ny olona maneo ny fahoriany, na iza na aiza, na raoviana na raoviana dia tsy maintsy mitraotra ny olona rehefa tsy misy fika hafa tsy izay.
Ary aza mba linéaire be tahak'izany moa ianao fa angaha moa ny fotoana no mampandroso na mampahendry ny olona? Maninona no mbola vakiana izay nolazain'i Toqueville, Socrates, Sun Tzu, sns nefa olona efa razana efa ela be! Ny manampahaizana ekonomika rehetra izaho (izay libéral no ankamaroany) dia manaiky fa marina ny nolazain'i Marx tao anatin'ny Das Kapital mikasika ny tsena.

La vérité est imuable, peut importe son age, seule son interprétation peut changer.
47. kalovavy ( 08/02/2009 10:27)
Ny profo, tsy hitanao, fa fijerinao no teneninao ry haidi, fa aiza anao mahita société tsy mandoa hetra aminy fanjakana, na fre de doany
48. heidi ( 08/02/2009 10:33)
45. Mpandefa : OoRakotooO [ Valio ] 08-02-2009 11:27:05
Lohateny : Re : Maty =23, rah tsy misy ny mpibaiko tsy misy ny mpitifitra
Rafitra Heidi no resahiko a! Efa nisy rafitra ve sa tsia?
Rehefa tsy misy ny rafitra ahafahan'ny olona maneo ny fahoriany, na iza na aiza, na raoviana na raoviana dia tsy maintsy mitraotra ny olona rehefa tsy misy fika hafa tsy izay.

de mahatatesa ny fvokany fa aza be menomenona ary!
ny mpitandro ny filaminana tsy maintsy mandray kosa ny andraikiny, rehefa ni depassé ny limite tsy maintsy hoe mandray fepetra..... hoy aho hoe famaizana daholo izany,
49. ni81 ( 08/02/2009 10:36)
Manana ny safidiny daholo ny tsirairay eo amin'ny fiainana, ary indrindra moa fa rehefa tenenina hoe AZA... dia vao maika misisika hatrany dia tsy maintsy misy foana ny vokatra mampalahelo.
50. OoRakotooO ( 08/02/2009 10:38)
TSy mimenomenona fa miady @ zay zao.
51. kalovavy ( 08/02/2009 10:39)
Tsy rariny vovo olona amiko manana fomba hafa mety hanoherana an'izany jereo, mampiasa bala hafa , fa tsy réel ,
52. heidi ( 08/02/2009 10:41)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/5829/n73689559357173333663bn1.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img10/n73689559357173333663bn1.jpg/1/][IMG]http://img10.imageshack.us/img10/n73689559357173333663bn1.jpg/1/w604.png[/IMG][/URL]
hoy iOorakotooO/:dia tsy maintsy mitraotra ny olona rehefa tsy misy fika hafa tsy izay.

dia jereo ny sary izao no vokany vokatry ilay hie mitraotra tsy ampisainana
53. ni81 ( 08/02/2009 10:41)
TSy mimenomenona fa miady @ zay zao.
Hiady @ iza?
54. heidi ( 08/02/2009 10:50)
49. Mpandefa : OoRakotooO [ Valio ] 08-02-2009 11:38:31
Lohateny : Re : Maty =23, rah tsy misy ny mpibaiko tsy misy ny mpitifitra
TSy mimenomenona fa miady @ zay zao.

MIADY AM inona????? am tanam-polo de rehefa tsy misy ny miaramila dia miady am briké sy ny afokasoka mandoro ny tanàna sy ny fananambahoaka, fa rehefa kosa nandray ny andraikiny ny manampahefàna dia hoe wawawawa! avela hanohy ny lalan-kita kisoany ve ny mpanao fiehtsiketsehina....?????
55. OoRakotooO ( 08/02/2009 10:51)
Zao e : nareo any zay aty. Dia ho hitanareo eo ny valiny atsy ho atsy.

Ny maty anie ka lahatry ny rehetr'e! Ary aleo maty noho ny safidy toy izay matimaty foana toy ny aliaka an-dalambe, na voahitsaky ny rame de metro.

Hiady @ iza moa ry ni81, tsy @ dadatoanareo fa iza indray!
56. heidi ( 08/02/2009 10:52)
50. Mpandefa : kalovavy [ Valio ] 08-02-2009 11:39:46
Lohateny : Re : Maty =23, rah tsy misy ny mpibaiko tsy misy ny mpitifitra
Tsy rariny vovo olona amiko manana fomba hafa mety hanoherana an'izany jereo, mampiasa bala hafa , fa tsy réel ,

METY TSY RARINY fa efa nampitandrina ny miaramila amin'io video io hoe hitifitra izahay raha mandroso ihany ny olona ka akory izay.....
MANANA FAHAZARANDRATSY LOATRA ilay mpanao fhietsiketsehana dia ampy hisainana izay raha tsy fay dia tohizo
57. ni81 ( 08/02/2009 10:54)
Zao e : nareo any zay aty. Dia ho hitanareo eo ny valiny atsy ho atsy.

Ny maty anie ka lahatry ny rehetr'e! Ary aleo maty noho ny safidy toy izay matimaty foana toy ny aliaka an-dalambe, na voahitsaky ny rame de metro.

Hiady @ iza moa ry ni81, tsy @ dadatoanareo fa iza indray!
Dadatoanay angaha? :)
58. heidi ( 08/02/2009 11:01)
54. Mpandefa : OoRakotooO [ Valio ] 08-02-2009 11:51:46
Lohateny : Re : Maty =23, rah tsy misy ny mpibaiko tsy misy ny mpitifitra
Zao e : nareo any zay aty. Dia ho hitanareo eo ny valiny atsy ho atsy.

Ny maty anie ka lahatry ny rehetr'e! Ary aleo maty noho ny safidy toy izay matimaty foana toy ny aliaka an-dalambe, na voahitsaky ny rame de metro.


NA ANY NA ATY samy hiaraha mahita ny vaovao sy ny zava mitranga an-toerana..... fa kosa aleo mijoro am marina

fa hita fa maty maty foana toy ny alika , manaiky hataon'i tgvendrana fitaovana fotsiny..... jereo ny prorofo, hoe izy angaha nande nitonantonana teny ambohitsirohitra akory fa nisitaka, ireo olona votifitra no profo fa maty maty foana satria nanaiky nataony fitaovana fotsiny
dia mba atao anatra am manaraka sy ampisainana ny zvtr atao fa tsy entimpo be fotsiny, lazaina fa ravalo mangorokarena manao didijadona sns, marina izany ary ekeko fa ity ra tgvendrana anareo angah tsy toy izay ihany koa.
mBOLA TSY filoha akory de manao didijadona amin'ireo mpanao fihetsiketsehana.....
59. kalovavy ( 08/02/2009 11:05)
Iny ndray de tsy fantako, ra fandravana , anin'iny anakiray iny de tsy ahoako, satria fananambahoka reny, zony vahoka no maka an'ireny, fa ity von'olona de laviko
60. xxx ( 08/02/2009 11:06)
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina e! MISY IO.
T@ 2002 ireny toy inona ery ny fandokafana an'i RA8. Olon'Atra e! Olona tsotra e! MINOA FOTSINY IHANY E!

Nefa zao aiza?
Soa aho fa tsy mba nifidy fa nanenina tongotra aman-tanana angamba raha ny safidy nataoko no nisy toy izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0341