Maty =23, rah tsy misy ny mpibaiko tsy misy ny mpitifitra

21. naughtyboy ( 08/02/2009 03:45)
mazava e :wink:
22. yuka ( 08/02/2009 05:01)
RAHA NIJANONA TANY ANTRANONY NA TETSY AMIN'NY 13 MAI IHANY RY ZAREO IREO DIA TSY NISY IZAO FATY OLONA IZAO.
NISY GAL NIARAKA SY NITARIKA AZY IREO IZAY MAHALALA TSARA NY ANDRAIKITRIN' NY MIARAMILA,SY NY FEPETRA TOKONY HORAISINY @ TOEDRAHARAHA TOY IZAO,KANEFA NITONDRA OLONA AMPAHAMBAHOAKA NO MARIMARINA KOKOA FA TSY NY VAHOAKA REHETRA ANY MADAGASCAR AKORY, MBA HATAO SORONA.
IREO OLONA MIHINTSY KOA NO MAFILOHA,SY TSY MIHERITRERITRA IZAY HAHAFATY AZY EE!.
NA RATSIRAKA NA RAVALO RAHA MISY MIHOATRA NY FARITRA MENA DIA RAZANA ZAY NO ANARANY ARY RARINY INDRIDRA IZANY AMIKO FA ASAKASAKAO SAHY ANAO LOHA-LISTE IO EE!!
TEO RAVALO TSY NITENY FA NANDEFITRA NITATATATA DAHOLO HOE TSY MANDRAY ANDRAIKITRA NY FILOHA SY NY HOE AIZA IANAREO MIARAMILA E! SNS.....
KOA NAHOANA NO LAZAINA FA RAVALO NO TOPONANDRAIKITRA AMIN'IZAO RAHARAHA IZAO!!!
FA NANINONA I ANDRY TGV NO TSY TENY E!!!
FA TSY IZY ANGAHA NO FILOHAN'REO VAHOAKA IREO???
NY LOHA DIA ANY ALOHA FA TSY ANY AORIANA,NA MITSOAKA ANDAHARANA!!
SOLA IANAREO NIARAKA IHANY TENY @ 13 MAI KOA NO RASTA BE TENY AMBOHITSIROATRA VAO MIFANARY
:-D :-D :-D :roll: 8O
23. jemimah ( 08/02/2009 05:03)
ny mpitarika tolona aza tsy nasahy nakany koa efa fantany ny mian dry azy fa reo vahoaka tsy dia lay hoe hitolona loatra fa heveriny fa mbola misy volabe ohatra lay coffre teny tanjombato dray angamba dia andao hisotro ny aleoko maty fa sitrany ahay mahazo vola ao
24. janoary ( 08/02/2009 05:38)
Amiko aloha, na iza na iza président eo, na iza na iza mpitarika tolona eo, ny asan'ny miaramila dia mitandro ny zone rouge rehetra. Tsy tranon'akoho akory ny lapampanjakana ka azo idirana sy anaovana izay tiana atao rehetra. Ary efa nampitandrina anie ny mpitandro filaminana e! Mbola lavitra ny tanjona eto amintsika. Tokony ho beazina ny vahoaka hahay hanaraka lalàna mba tsy ho voarebirebin'ny sasany @ zavatra toy itony, tokony hahafantatra ny tsirairay hoe refa zavatra mihoampefy toy izao dia tsy tokony harahina intsony satria izao no atao hoe nihoampefy dia voatifitra.

25. stefi ( 08/02/2009 06:56)
RA NY HEVITRO MANOKANA NO HO LAZAIKO D TSOTRA IHANY:raharaha tedaviana zao manin ary ra niandry tatana e!tena efa ita mibaribary fa efa tetika maty paika zao rehetra zao satria na d efa ita aza fa tsisy vokany zavatra ataony d mbola miziriziry ihany @zavatra ataony nefa le zavatra ataony kou ary ts rariny.mba fantatrareo oe mato ny olona iray anie mahantra ts mikaroka izy e!aiza no misy oul mipetra-potsiny anakarena zany.mba misaina oa fa mba nandia fenarana sy mana-paizana iany nefa oul vendrana no arahina.TGV:Tena Gasy Vendrana.NISY OUL NANDEFA MSG AHO AVY ANY IVELANY FA MANDIHY MIHITSY I RATSIRAKA @ZAO ZAVA-MISY ARY NOKARAMAINY 300.000.000.000 iTGV @zao raharaha izao.i TGV foza orana. :x ra jerena ireo oul nane teny d ita fa le oul mikasa ny androba sy amotika fa ts itolona akory sanatria.tsssssssssssss!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!kely saina mintsy enao ry TGV.
26. diamondra27 ( 08/02/2009 06:58)
izaho koa aloha dia sady tsy momba ny atsy sy eroa fa contre ny famonoan'olona.
tsy fantatra raha tsy any aoriana any hoe iza marina no manome baiko , @izao fotoana izao manko dia siosio no re

koa na ra8 io na tgv dia tsy ho ela dia Tonga dia Vita ny aminy
27. naughtyboy ( 08/02/2009 07:19)
mitovy hevitra @ diamondra ,an3 fantatra tsara mazava oe le8 irery ihany no afaka mibaiko ny tafika hamono ireo mpanao fihetsiketsehana ,izay mpiray tanindrazana aminy,izay no tokoa no ho vita ny aminy satria izay ilay dingana farany izay heloka lehibe indrindra ny mampandatsaka ain'olona
28. heidi ( 08/02/2009 08:17)
Tena marina io, saingy toy ny handatsa le maty, sanatria, raha miteny izany.


zà mandatsa rehefa maivandoha ka faty tedavina ny azy.....NANINONA RAHA NIMPIRINA TANY ANTRANO? FANGAH Ni'za mandresy eo na ra valo na tgvendrana hisy tombotsoa azony akory fa ry zalahy ny hameno ny paosiny ihany no fantany fa tsy fantany tsony zay enao mahantra kely niady ho azy tery....aza mba vendrana ihany, am firenena manankarena na lehibe, mba misy ny krizy politika fa ry zareo samy lehobe ihany no mifandamina miady aho fa ny fokonolona miandry izay vokany, fa tsy mande mandroba na manao hadalàna eraky ny vazantany.....
29. ni81 ( 08/02/2009 08:29)
Tsy hoe fandatsana fa voan'ny nataony ireo olona maty ireo, ary matimaty foana mihitsy.
Efa hita fa hoe misy T... eo dia mbola horohana ihany hoe manao ahoana ny fofony. Izany ve tsy ilay atao hoe mitady raharaha toa an'i rainizafilemena ka eny Antanimora no mitady asa. :(
30. Noue ( 08/02/2009 08:41)
ny ahy ny zavatra mba tiako lazaina fotsiny dia tsotra eee ! ny andinin'olona tsy azo lazaina oe vahoaka na peuple antananarivo na madagasikara heritrereto oe olona mihisa à peine 20 000 raha nisy ve dia hasahiana hanaovana an'zao sy zao ee ??
dia izao koa eee ! efa nampitandrina ny miaramila fa tsy azo dikanina ny zone rouge naninona no nandika izany ireo olona????
manarakizany, lasa taiza ny mpitarika an'ireo olona ireo no nahoana no izy ireo no namporisihina handika ny lalana eee ???
nahoana ny olona no hasaina manao an'zany nefa izy tsy tao akory?? nahoana ny olona no natao kolimataoro tahakizao eee ?? marina fa anjaran'ireo olona ireo koa no tokony nisaina oe tsy azo atao izao , zone rouge io nefa ve satria nahazo baiko dia nde hatao ??
31. OoRakotooO ( 08/02/2009 08:47)
Fanontaniana ary ny aho :
1. tsy azo antoka intsony ny fitsarana fa voabaiko sy miandany.
2. Toy izany koa ny governemanta sy ny média panjakana sy ny administration rehetra.
4. Tsy misy fifidianana malalaka izany satria mipatrapatraka ny vola-panjakana hanoana ny mpitondra sy ny forongony
5. Ary izay manam-bola dia milaza hoe "aleo miaraka @ matanjaka dia mahazo kely toy izay miady aminy dia very be" satria ilay mpitondra manapatra fahefana izay tsy izy.

Ka inona no azo atao mba hiadivana ho an'ilay atao hoe FAHAFAHANA satria Andevon'i R8 daholo izao ny gasy rehetra an!


32. xxx ( 08/02/2009 08:51)
Tsy misy hevitra afatsy ny elimination an'izy roalahy (Ra8 &TGV) no fanafodiny.Physique ou morale.
33. OoRakotooO ( 08/02/2009 09:06)
dia avy eo ahaoana ?
I Roindefo no atao eo sa olona miafina ao ambadiky ny soratra hoe xxx?
34. heidi ( 08/02/2009 09:34)
OoRakotooO:

Fanontaniana ary ny aho :
1. tsy azo antoka intsony ny fitsarana fa voabaiko sy miandany.
2. Toy izany koa ny governemanta sy ny média panjakana sy ny administration rehetra.
4. Tsy misy fifidianana malalaka izany satria mipatrapatraka ny vola-panjakana hanoana ny mpitondra sy ny forongony
5. Ary izay manam-bola dia milaza hoe "aleo miaraka @ matanjaka dia mahazo kely toy izay miady aminy dia very be" satria ilay mpitondra manapatra fahefana izay tsy izy.

Ka inona no azo atao mba hiadivana ho an'ilay atao hoe FAHAFAHANA satria Andevon'i R8 daholo izao ny gasy rehetra an!


azo hatao ny mitokona sy manohitra ny fitondràna fa tsy ande handromba hanapotika ary hi provok kou aiza no tsy hataon'ny miaramila sy ny polisy manifatiny..... mbola manampahefàna ny mpitondra hibaiko azy ireny ka manantanteraka ry zareo ny baiko.....naoana no misy ny olona tsy maty fa mahay manaja tena mimpirina naoana no misy maty am adalàna....
MBA mandalo krizy politika ihany ny firenena sasany rehetra fa ny mahagaga ny firenena mahantra foana no mifamono ho faty mandrava efa toy ny voalavo.... ka vao maika miha mahantra ihany dia tsy hivoatra intsony mintsy





35. MANAKASINA ( 08/02/2009 09:36)
xxx:

Tsy misy hevitra afatsy ny elimination an'izy roalahy (Ra8 &TGV) no fanafodiny.Physique ou morale.



miobokevitra aminao aho ry xxx, marina ny anao , tomponandraikitra daholo na ra8, na tgv samy liandra daholo
36. heidi ( 08/02/2009 09:40)
TSY MIARO AN'I TGV AHO, FA TSY EKEKO NY FAMONOANA GASY IRAY TANINDRAZANA NEFA TSISY AINA NATAHORANA NAFOY TAO @ ILAY TOERANA NAROVANA!!

AZA ADINO FA RAVALOMANANA AZA TSY TAO ANATIN'IO LAPA IO KA INONA NO TOKONY HO NITIFIRANA IREO MPIRAY TANINDRAZANA!!! IREO OLONA IREO NY FAHADISOANY IZANY DIA NY NAMPISEHO FA LEO ANDRAVALOMANANA DIA IZAY NO NITIFIRANA AZY!!!! TSY RARINY!!!!!!


badboy an!
ka efa toy izao foana no nataon'ireo mpihetsika tamin'ny voalohany, tamin'ilay fandrombàna fandorana sns, betsaka ny zvtr potika sy rava , ka raha tsy nandray ny fepetra tam fitifirana ry polisy isany satria capable ry ilay mpanao fiehtsiketsehana handoro indray ny lapan'ambotsirohitra kou!
fangah raha tsy natao anzay tsy lasa lavitra indray, tsy fanjakan'ny baroa anie fa mba misy lalàna kosa e!
37. badboy ( 08/02/2009 09:50)

Ekeko hoe tsy tokony handroba satria mafy izany mitady fananana!! Ny olana dia misy ny fomba hafa ahafahana manakana ireo mpandroba @ alalan'ny "jet d'eau, bombes lacry, flash ball........" fa tsy voatery ho namono olona!!

Tsy any afrika isika fa mbola eto Madagasikara!! Izao fanao izao dia manambara ny finiavana mikiry sy mifikitra @ ilay seza, @ fomba rehetra, eny na dia hamonoana olona aza!! Izao no vokany rehefa ireo dictateur afrikanina no ifandraisana lalina, lasa manao tahaka azy!!

Misy lanjany ambony @ malagasy izany aina izany, ary ny mamono olona lasa toa kilalao @ izao fotoana izao satria napetraka nanomboka 2002 fa afaka mamono izay manelingelina na tsy mahafinaritra!!!

img]http://cache.20minutes.fr/img/photos/afp/2009-01/2009-01-29/article_photo_1233176507686-1-0.jpg[/img]
CRISE - Au moins 28 personnes ont été tuées et 212 blessées samedi à Madagascar par la police qui a ouvert le feu sur une manifestation de l'opposition dans la capitale Antananarivo, a rapporté un photographe de l'AFP.

Des forces de police anti-émeutes ont tiré à balles réelles sur un groupe de partisans du maire d'Antananarivo, Andry Rajoelina, qui se dirigeaient vers un des bureaux du président malgache Marc Ravalomanana.

>> La carte des coups d'Etat en Afrique depuis quinze ans

Peu auparavant, le maire de la capitale avait, devant quelque 20.000 partisans, pris la tête d'une «Haute autorité de transition», franchissant une nouvelle étape dans son opposition au régime.

>> Et tous articles sur la crise à Madagsacar

La crise entre les partisans des deux hommes durent depuis des mois. Elle s'est envenimée en décembre, après la fermeture de la télévision du maire par les autorités. Le maire de la capitale, Andry «TGV», ainsi surnommé pour son caractère fonceur, s'est fait le porte-voix des frustrations de nombreux Malgaches durement touchés par la hausse des prix. Il a également porté sur la place leur ressentiment contre le chef de l'Etat Ravalomanana décrit comme coupé de la population et affairiste.
38. Samoana ( 08/02/2009 09:53)
Mba nivavaka aho androany hangalan'ny armée ny fitondrana. Rehefa samy hijaly sy hifamono ihany dia aleo gejaina amin'ny discipline isika hiasa, hiasa, hiasa! Toa variana mifampipetapetaka fotsiny ho tombotsoan'ny vitsy an'isa mahay miala pà! Mitady pinochet gasy angamba isika vao ahavita hiara-dia hamerina ilay fahendrena nananana fahizay!
39. badboy ( 08/02/2009 09:53)


Ireo olona rehetra eo ireo ve izany dia jiolahimboto sy mpandroba avokoa???
40. Noue ( 08/02/2009 10:03)
aoka tsy SARY IRAY no hitsarana ny fandehan-javatra eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0637