Mila mijery solution haingana dia haingana hanajanonana izao
1. xxx
(
07/02/2009 16:10)
Mila solutions haingana dia haingana hanajanonana izao LOZA izao izay tsy ahitàna tombo-tsoa na 1 centime aza ! :oops:
TONGO BAKIVAKY SADY MAHARARY NO MAHAMENATRA !
Mananontanona ny ady antrano sy ny BAROFO!
TONGO BAKIVAKY SADY MAHARARY NO MAHAMENATRA !
Mananontanona ny ady antrano sy ny BAROFO!
novalian'i Andribe ny 07/02/2009 16:46
2. Ryhana
(
07/02/2009 16:14)
Ny solution voalohany dia aza ranitina intsony ny olona fa mangina amin'izay ny xxx rehetra. Efa tsy misy tsy mahafantatra fa tsy olona iray ny xxx fa be dia be.
3. xxx
(
07/02/2009 16:19)
Ryhana> raha tsy zakanao ny demokrasia dia aza makato fa tsy izay te haneo ny heviny nefa tsy te hapiseo tava no sakanana! izao no tianay hanehonay ny hevinay!
4. xxx
(
07/02/2009 16:23)
Solutiona ve no tadiavinao esorina ny lohan'ny traina de zay biby tsisy lohany tsy mandeha , ra_ koa be satimaka @ tgv oe vinantony taloha ^^
5. xxx
(
07/02/2009 16:42)
efa nihezaka ny tompon'andraikitra sasany nitady solution ny fifanatonana sy ny fampiresahana fa ny sasany miseho ho b mokony b sy mahavita azy ka zao no fihafarany!
7. Andribe
(
07/02/2009 16:46)
aleo hifamono ao rehefa betsaka ny maty vao misy tonga saina izao ihany no nataon i zafy nankeny iavoloha nefa nahazo inona niverenan i deba de nisolelaka an i deba i ra8 aza mba lanimbahoaka ka te hifidy azy eo koa ka may a may maty a maty tsisy saina daholo :evil: :evil: :evil: :evil: