Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 09/02/2009 10:09)
inona kay
inona kay no mahatonga ny olona sasany ho tara be vô mahalala manao sipa? ny zokinay lahy ohatra 30ans lery nefa de mbola tsy manao sipa fôna hatramin'zao: ry bôfy nefa te hanan-jary be ts'isy ôt... tohiny
novalian'i bradley7 ny 15/02/2009 20:42
MANAKASINA ( 09/02/2009 10:08)
madagascar 1 sy 2
andao amoronana madagasikara hafa i tgv de any izy no mitondra, sy izay tiana korotanina, izany hoe ny madagascar 1 omena any r8, madagascar 2 omena any tgv dia amin'izay milamina ny gasy ... tohiny
Simpona ( 09/02/2009 09:47)
Mety hilamina ve raha toa ka ...
Mino ve ianareo fa raha ohatra ka mametra-pialana amin'izao i RAVALOMANANA dia hilamina izao disadisa izao ? (tsy miteny aho hoe mety hisy izany fa vinavina ny tohiny fotsiny no atao) ... amiko manok... tohiny
xxx ( 09/02/2009 09:42)
zareo a
:D salama dol,tsotra ny teniko,hesory daolo reo dia soloy tantareka,kapao fa manimba ny tany-ary aleo olon-kafa mitsy ny eo,gasikara iray tsy mivaky ka tsara raha atao par tour d'horizon ny hitondra,... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 09/02/2009 12:05
pkm ( 09/02/2009 09:34)
Ity firenena ity manaja ahy amin'ny molony fa ny fony kosa
« Ity firenena ity manaja Ahy amin'ny molony; Fa ny fony kosa lavitra Ahy. » (Matio 15:8) Izay no azo amintinana ny zava-misy ankehitriny. Samy milaza ho mpivavaka, nefa mifamono, mampirisika ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 13:35
xxx ( 09/02/2009 09:19)
fanjakana mamelona ve sa mamono?
Araka ireny zava-niseho teto antananarivo ny sabotsy teo ireny dia hita fa mamono olona tokoa ny fitondrana ary tsy misy na dia kely akory za mba fisainana efa hita izao fa samy malagasy dia maninona ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 09:47
nyavo2000 ( 09/02/2009 09:14)
ANDRY: LAINGA 3 SOSONA BE NATAONY ! TONGAVA SAINA RY VAHOAKA
Mba jereo ireo famitahana mahatsiravina nataon’i Andry Rajoelina :  Nolazaina fa hanao défilé eny ny miaramila miaraka amin’ny, kanjo inona no teo, Bemiranga sy Jomaka no nilahatra ni... tohiny
novalian'i barry ny 09/02/2009 11:35
ARINOFY ( 09/02/2009 08:25)
MINISTRE DEFENSE NI DEMISSIONNE
Marina ve ry reto fa ni demissionne ny ministre ny defense?Za alo tsy manome tsiny azy fa izy vehivavy kely iny ve afaka hifehy ireo lehilahy be mirijarija ireo.Sady raha ny fahafantarako de toa colon... tohiny
novalian'i ARINOFY ny 11/02/2009 07:30
ARINOFY ( 09/02/2009 07:58)
TGV ACTEUR MAHAY
Raha manao casting angamba ity mitonona ho filoha ny tetetzamita ity de ho lany.Ny antony de mpandainga ratsy.Aiza koa zao zay miaramila nolazainy hoe hiseho vahoaka t@ asabotsy teo fa momba azy?Raha ... tohiny
Fanhaiky ( 09/02/2009 07:24)
Tongava saina @ zay, mba tsy hisian'ny toy izao intson eh...
Tsy sanatria hoe mandatsa na mamendrofendro ireo mpanara-dia ny TGV ny tenako. Tsy efa fantatra ve ny 1er ministre GVT TGV tsy ol vao2 eo @ sehatra politika sy ireo sisa mpanara-dia azy tsy mba hafa... tohiny
novalian'i njara2007 ny 09/02/2009 12:55
xxx ( 09/02/2009 07:21)
TSY HIISY FILAMINANA INTSONY I M/CAR RAHA...
Tsy hahita izany atao hoe filaminana sy fiadanana izany intsony isika Gasy raha toa ka mbola ny tarik'ireto olona volazako anarana ireto no hitarika sy hitondra ny firenena satria dia tsy maintsy hif... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 11:02
Fihavanana ( 09/02/2009 06:30)
Soniavo ny fitakina fifanatonana
AMPY IZAY NY HERISETRA SY NY RA LATSAKA!!! Meteza hanao sonia ny fitakiana fifanatonana eo amin'ny or atonta: www.petitiononline.com/mada2009/petition.html ... tohiny
novalian'i booboo ny 09/02/2009 19:30
Fihavanana ( 09/02/2009 06:26)
Manaova sonia ny fitakiana fifanantonana
AMPY IZAY NY HERISETRA SY NY RA LATSAKA!!! Signez la pétition pour le dialogue www.petitiononline.com/mada2009/petition.html ... tohiny
novalian'i LL52 ny 10/02/2009 13:36
bozyboleta ( 09/02/2009 06:05)
Iza no tena mampalahelo???
Rehefa nijery ny niseho t@ ireo fahita lavitra maro nampiseho ny zava-nisy t@ iny Sabotsy iny aho, ny tsapako dia tsy mba nalahelo mihitsy aho na dia kely aza. Olona miantso rà no hitako ary nony vo... tohiny
novalian'i xxx ny 10/02/2009 08:47
ainaheri ( 09/02/2009 06:02)
10 aout bis
Ngah tsy mahazo mifampiresaka,fa tsy maintsy mifandatsa-dra sy asiana ain'oul ee?? mampalaelo ny tsy manantsiny ataon'ny oul fitaovana,raha mitohy zao ,manoatra noho 10aout klé... tohiny
novalian'i LL52 ny 10/02/2009 13:44
akamatiana ( 09/02/2009 05:42)
very ZO
Nandeha ny dinika teto , ary vao nanomboka io fitonkonana io de efa tsy nankasitraka ny tenako satria efa film mpande , ary niteny teto aho fa samy mahita ny tsy mety ataon'ny filoha aby ny olona re... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 09:37
olenja ( 09/02/2009 05:06)
GENOCIDE: définition
Définition du « GENOCIDE » Le génocide est « le crime des crimes ». Il peut être considéré comme la forme la plus grave de crime contre l’humanité. C’est généralement le meurtre ou lâ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/02/2009 07:09
xxx ( 09/02/2009 04:41)
INONA NO ANDRASAN'i R8
fa inona ary no mbola tsy mampiala an'i R8 e? efa mibaribary be zao ny tsy fitiavan'ny sarambambem-bahoaka azy de mbola mijanona eo amin'ny sezany ihany izy! efa tsy mamy hoditra @ vahoaka intson... tohiny
novalian'i pimaso ny 09/02/2009 05:13
pimaso ( 09/02/2009 04:32)
Faisons l'amour mais pas la guerre
Ry Malagasy rehetra Mihavana @ izay fa ampy izay suicide collective izay olona iray mitady seza ve no mampiririsika antsika hifamono ianao koa President ampy izay ra latsaka izay, ento @ lalana te... tohiny
patrick2002 ( 09/02/2009 02:33)
Inona indray ny scene apocaliptique hataony Ra-8
Manoloana ny disadisa izay misy eo @ Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana amin'izao fotoana izao dia mipetraka ny fanontaniana inona indray no scenario hataony ra-8 ,satria i Andry Rajoelina dia tsy m... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 09/02/2009 13:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0914