MINISTRE DEFENSE NI DEMISSIONNE

1. ARINOFY ( 09/02/2009 08:25)
Marina ve ry reto fa ni demissionne ny ministre ny defense?Za alo tsy manome tsiny azy fa izy vehivavy kely iny ve afaka hifehy ireo lehilahy be mirijarija ireo.Sady raha ny fahafantarako de toa colonel ny vadin'izy iny fa tsy général.Tokony ho olona afaka hahafehy tsara ny tafika no apetrak'iRavalomanana eo mba hampandry fahalemana ity M/car ity.
novalian'i ARINOFY ny 11/02/2009 07:30
2. mion ( 09/02/2009 08:34)
za koa vao teo no naheno an'zany fa tsy officiel alou ny source ko e.
Bon aleo izy iala raha te hiala fa tsy ra ny fo no hitondra ny firenena de ho very ny vahoaka Malagasy.
Misaotra ireo mbola mijanona @ toerany ary mankahery azy ireo fa rahahraha masina ny miaro ny fiandrianam-pirenena ary adidy eo anatrehan'ny vahoaka sy A/tra
3. tsiafoi1 ( 09/02/2009 08:47)
Avela hiala raha te-hiala fa :

1-Tsy mila oditr'akondro raha izay tokoa
2-Efa nahavita ny mission-ny izy
3-Raha resaka ara-pivavahana moa no atao antony : De tsarovy fa raha hanafaka ny zanak'Israely Andriamanitra de naniraka ny anjely mpandringana, mba handringana ny lahimatoa rehetra tao Egypte, izay lay loza faha-10 farany..... Nisy aina nafoy tokoa t@'izany, nisy kiakiaka sy fidradradrana mafy!!!, mba voarin'Andriamanitra koa anie ny vahoaka Egyptiana e!!! Fa Nahoana aza.... Rehefa manoloana ny plan'Andriamanitra, de mandray fanapaha-kevitra hentitra toy izany Jehovah, rehefa tsisy azo anoharana intsony hamonjena ny vahoakany....

4-Tsy mila olona kanosa ny fiarovana ny fiandrianam-pirenena... SATRIA MASINA NY TANINDRAZANA
4. xxx ( 09/02/2009 08:55)
anak'Israely Andriamanitra de naniraka ny anjely mpandringana, mba handringana ny lahimatoa rehetra tao Egypte, izay lay loza faha-10 farany..... Nisy aina nafoy tokoa t@'izany, nisy kiakiaka sy fidradradrana mafy!!!, mba voarin'Andriamanitra koa anie ny vahoaka Egyptiana e!!! Fa Nahoana aza.... Rehefa manoloana ny plan'Andriamanitra, de mandray fanapaha-kevitra hentitra toy izany Jehovah, rehefa tsisy azo anoharana intsony hamonjena ny vahoakany....

4-Tsy mila olona kanosa ny fiarovana ny fiandrianam-pirenena... SATRIA MASINA NY TANINDRAZANA

ALEO DIA TSORINA FA ILAY BAIBOLY VAKINAO DIA TOY NY ROMAN NA BOKY POLICIER.
RAHA TENA MPINO IANAO NANINONA NO TSY NITORY TENY TENY A/ROHITRA T@ SABOTSY NANDRITRY NY RAFFALLES FA ETO NO BE SAFARY ETO.
5. Simpona ( 09/02/2009 09:18)
Toa efa officiel ilay izy fa novakiana tao amin'ny radio antsiva teo ilay lettre
6. nyavo2000 ( 09/02/2009 09:22)
Ny tena mpino tsy mandefona IVOHO tahaka an'i andry sy Dolin a! tsy atoro ny amin'izany hoe ZONE ROUGE, sahy mandefona ivoho ny vahoaka ka manao azy ho sorona...

Lazain'ileiry fa tsy lafo vidy ny rindrina sy fitaovana tao, o leiheretsy e! mariky ny fiandrianam-pirenena ireny , tadidio f'izay maha- Madagasikara no tao, lapa, banque centrale, trésor, ministère de finance sns...ka ray may sy potika daholo ireo in intsony ny mahaha firenena ny firenena ?

Tsarovy fa raha miady miaro ny tanindrazany ny miaramila dia tsy asiana vidiny ny AINA mba hiarovana izany tanindrazana izany...

Mampalahelo ny maty, ary miarak'ory aminy ny tena, saingy tsarovy fa ny mpamono olona dia ireo nanesika azy teny.

Melohintsika ny 10 août 91, ary teny aho nitarika ny olona, saingy nahatsapa fa voafitak'i ndrema sy zafy albert, nataony ho fitaovana politika fotsiny , omeko rariny ratsiraka hitifitra sy hanaparitaka ny olona, izahay no netin-kafanapo ka mande anjambany...

Mino aho fa ho be koa no ho tonga saina ankehitriny amin'ny filalaovana ny ain'olona izao.
7. xxx ( 09/02/2009 09:36)
voalaza t@ RDB teo fa ni demissionne izy d izany Vice Amiral izany no voatendry!!
Efa ela mihitsy izy no tokony hi démissionne fa tsy zakan ny tsenany io poste io na dia hoe miady amin ny fitovianjo aza ny lahy sy ny vavy!!! fampianarana ihany no tokony nataony sy mety aminy....
8. MANAKASINA ( 09/02/2009 09:44)
RBD izao no nanambara ny fialany ministriny defense, ary nolosoana an'i vice amiral , izay vao hitako fa manana ny maha izy azy ny tafika malagasy, mety hanana tetika handrindrana ny filaminana milay amizay ny fitondrana
9. xxx ( 09/02/2009 09:54)
voalaza t@ RDB teo fa ni demissionne izy d izany Vice Amiral izany no voatendry!!
Efa ela mihitsy izy no tokony hi démissionne fa tsy zakan ny tsenany io poste io na dia hoe miady amin ny fitovianjo aza ny lahy sy ny vavy!!! fampianarana ihany no tokony nataony sy mety aminy....


Aza omena tsiny Ra8 fa mba te hianatra ny amerikana e!! Mrs Rice, de mba aleo koa asiana toy izany eto M/car .
10. ninimalala ( 09/02/2009 10:38)
Za mieritreritra tokony ARINOFY no hasolon'i Ra8 ny ministre défense eo satria mahita be no mahay mitsikera be
11. xxx ( 09/02/2009 10:46)
Avela hiala raha te-hiala fa :

1-Tsy mila oditr'akondro raha izay tokoa
2-Efa nahavita ny mission-ny izy
3-Raha resaka ara-pivavahana moa no atao antony : De tsarovy fa raha hanafaka ny zanak'Israely Andriamanitra de naniraka ny anjely mpandringana, mba handringana ny lahimatoa rehetra tao Egypte, izay lay loza faha-10 farany..... Nisy aina nafoy tokoa t@'izany, nisy kiakiaka sy fidradradrana mafy!!!, mba voarin'Andriamanitra koa anie ny vahoaka Egyptiana e!!! Fa Nahoana aza.... Rehefa manoloana ny plan'Andriamanitra, de mandray fanapaha-kevitra hentitra toy izany Jehovah, rehefa tsisy azo anoharana intsony hamonjena ny vahoakany....

4-Tsy mila olona kanosa ny fiarovana ny fiandrianam-pirenena... SATRIA MASINA NY TANINDRAZANA

Mba menatra ry tsiafoy fa tsy tenin'Atra no dradradrainao eo , nefa teny an'Avona no amarananao ny teninao, mba kristianina ve enao io e? Mety aminao ve ny mandatsa-dra olona? sa izany no ampianarina anareo any am-piangonana, hoe ze manadala anreo dia vonoy ho faty? Mba menatra, rah haneho hevitra de manehoa hevitra tsotra izao, teneno ze tsy tianao rehetra momba an'i andry na Ra8 (tsy fantatro) fa aza ny tenin'Atra no afangaro teny an'avona io.
12. nyavo2000 ( 09/02/2009 10:49)
Ilay midemission koa ange mety fomba hifanarahana e! ahoana moa no fomba hanoloana azy fotsiny hoe mialà enao ?

Mody faly ery ny TGV @'izay.

Tendrena @'zay izay tena général qui connaît bien la guerre avec les terroristes
fahaizana avy @ R8 izany , de miomana ry TGV-iste fa tapitra'hatreo ny barofo...
13. penguin ( 09/02/2009 10:58)
Hehehehe, aza mifanamaivana fa na diso aza terena ho marina lasa mampisalasala aty aoriana ary ny farany mety ho lasa marina dia any aoriana miverina diso tany amin'ny niandohany. Revy Gasy io.
14. tsiafoi1 ( 09/02/2009 11:02)
Tsy misy hanana tombony ary hankasitraka ny rà latsaka na oviana na ovina raha mbola aina mitempo koa.......Mino aho fa na i Ra8 aza de tsy hanana tombony @'ireny rà nilatsaka ireny na oviana na oviana,.... Satria ho mora ho an'ny ankilany TGV, ny hanilika ny tort any aminy....

Saingy manoloana ny toe-javatra toy ireny izay manohintohina ny fiandrianam-pirenena, de ilana fahasahiana sy fandraisana décision aingana. Tsy hilana hakanosana.....Raha mba nobeazina marina hanaraka ny Tenin'Andriamanitra ny olona, t@'ny alalan'ny haino aman-jery, fa tsy nofitahina sy nobeazina hikomy, de tsy ho nisy ny toy ireny....

Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.

Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes
15. ravatorano ( 09/02/2009 11:06)
raha araky ny vaovao voaraiko dia ny vice amiral Mamy Ranaivoniarivo no voatendry hisolo an'dRamatoa Cécile Manorohante rehefa nametra-pialana izy
16. ARINOFY ( 09/02/2009 14:34)
ra za alo ry ninimalala no lasa ministra isolo an'i Manorohanta de tena no ataoko mpamafa biraoko.Mbola misy critère koa ny handraisako anao sao ianao mantsy tsy mahay miteny frantsay.Apetrao dieny izao ny demande d'emploi nao fa mety ho lasa ministra araky ny fanirianao ane aho e.
17. rush ( 09/02/2009 15:42)
tena niala ny minisitry la defense, tonga teo @ kianja 13 Mai hono izy dia nilaza hoe" ampio aho @ fiarovana ahy fa mahalala secret bdb",reny aho ary tsy hira-hiasa @ io goernemanta io intsony!
18. ninimalala ( 10/02/2009 04:24)
Arinofy ra hijery ny CV ianao azoko tanisaina aminao fa tsy olon'olompona toa anao ny aty fa mandinika sy mahatsapa ny eritreritrin'ny hafa. Ra marary fo amin-dra8 enao de ndana aingana misolo io amiraly vao napetrany io fa mendrika anareo zany de aza adino fa ra8 notsy mahay miteny frantsay fa tsy ninimalala velively, aza de manambany olona fa ny tenanao jerena.
19. ARINOFY ( 10/02/2009 05:30)
alefaso ny CV ry ninimalala fa sao tara recrutement eo enao.Sa mbola andeha hametraka ministre any @ birao?
20. ninimalala ( 10/02/2009 08:58)
Eh tsy ny toa anao no mendrika handefasako CV, ary tsy ny affaire politique ko ra tinao ho fantatra, manana ny asako tsara lavitra sady tsy hampiasaiko saina @ zany akory za. Fa ra olona endry enao de tsy mitsaratsara fahatany fa mandinika aloha de ampianaro teny frantsay ko dadanareo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.3016