MINISTRE DEFENSE NI DEMISSIONNE

21. ARINOFY ( 11/02/2009 07:30)
ny feno tsy mikobana ry ninimalala a.
1)Ra olona manana fototr'asa tsara araky ny voalazanao enao de tsy handany andro eo @ 13 mai fa ny hanatsaranao izany asanao izany no ataonao.Mba jereo ny ankamaroan'ny intellectuel @ zao fotoana de mande miasa fa tsy miandry asa ho zaraina eo @ 13 mai na hiandry mana latsaka avy eny an-danitra.
2)Ravalo tsy mahay miteny frantsay hoy ianao nefa ilay mahay miteny frantsay teo alohany de tsy hitako zay vitany.Ary ny mahagaga de tsara foana ny fifandraisan'i M/car t@ any ivelany na de tsy mahay frantsay aza ny "dadanay".
3)De za koa tsy handany andro hifamaly aminao eto fa mba discussion avo lenta no tiako atao manomboka izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0064