Inona indray ny scene apocaliptique hataony Ra-8

1. patrick2002 ( 09/02/2009 02:33)
Manoloana ny disadisa izay misy eo @ Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana amin'izao fotoana izao dia mipetraka ny fanontaniana inona indray no scenario hataony ra-8 ,satria i Andry Rajoelina dia tsy mitsahatra mi-provoquer an'i ra-8 ary ra-8 dia tsy mitsitsy mihintsy ,ka ny ahy ny eritreritro dia ny famonoan'ny Ravalomanana an'i Andry TGV .
Ao raha matoa efa miparitaka ny tsaho hoe hovonoan'ny Ratsiraka i Andry TGV.
Ny olona mody mivavaka @ secte ohatry ny Ravalomanana itony manko hatahorako ihany ,mahita fiainana mpitarika secte ireny izaho fa tena mampihoro-koditra :{ :{ :{
novalian'i tsiafoi1 ny 09/02/2009 13:05
2. tovolahy007 ( 09/02/2009 03:54)
salama e! Sao de misy tokony ahintsy kely kosa zoky a, Zaho tsy mpomba andra 8 sady tsy mankasitraka anndra Andry ko satria ireo amiko de samy olona tsy mitady ny ahaso an'ny Gasikarako. Tsy efa fantatra ve fa tsy azo atao izany mananika lapa-panjakana izany? Maninona no mbola nasaina nankeny foana ny olona? Ilay olona ko moa olona tsy mahalala inona mba tsy ilazako hoe vandrana de iny fa mbola nandeha toy ny olona azona fanafody. Ny olon'Antananarivo no tokony hisaina sy handinika alohan'ny hanao zavatra. Dia raha hiteny ko i Andry Rajoelina hoe hano ko ny malotoko de za sure mitsy fa iny ianareo olona sasany ao Tana ao fa ihinana tokoa ra izao ny fandehany."SASANY HOY AHO". IZAO NY AINA NAFOHY, DE SURE VE NAREO FA REFA LASA PREZIDA I ANDRY DE RAHA HISY HANAO TOY IZAO KO AMIN'IZANY ANDRO ZANY DE TSY HITIFITRA NY MIARAMILA. DRADRAINA IZAO FA HOE NY NATAO NO MIVERINA, DE HOY AHO HOE, AFAKA 3TAONA NA 6 TAONA ZANY DE HIVERINA KOA IZAO ZAVATRA IZAO??? SATRIA NY NATAO NO HIVERINA AMIN'I ANDRT KOA. DE MBA HO AIZA LE MADAGASIKARAKO, MADAGASIKARANAO, MADAGASIKARANTSIKA. HONENA ANAO AHO RY ILAY GASIKARAKO,MBA RAHOVINA RE VAO MBA IHIRATRA ILAY MASOANDRONAO EEE.MBA RAHOVINA RE VAO MBA IHIRATRA ILAY MASOANDRONAO.
3. yuka ( 09/02/2009 06:10)
AMIKO TSY MAMPANINONA AHY MIHITSY RAHA MATY ANY I TGV NIZANIZA
HAMONO AZY :twisted:
NY ANTONY DIA I TGV OLONA IRAY VE HATAON'NY MPIAMBINA AZY TSARA FIAROVANA,KANEFA IREO LAZAINY FA VAHOAKANY ALEFA MANAO LOHALAHARANA MIDITRA ANY AMIN'NY ZONE ROUGE!!!
AMIKO RAHA MBOLA MIRIORIO ENY IO TGVENDRANA IO DIA MBOLA HITOHY IHANY NY FATY OLONA AO MADA AO!
NY VAHAOLANA ATAO SESITANY,NA GADRAINA ANY IO FA SADY LOHAMBOTO NO TIA-TENA.
IZY MATAHOTRA HO FATY,SY MILAZA TSAHO FOANA HOE HISY HIDATY HAMONONO.
REO EFA MATY ZANY AHOANA????
MOA VE TSY LAZAINAREO TGVISTE IREO HOE VAHOAKA MAHANTRA REO TONGA ENY AMIN'NY 13 MAI IREO???DIA SADY EFA NAHANTRA NO MBOLA HAHANTRA LAVITRA INDRAY SATRIA MISY NAMELA KAMBOTY IREO
4. heidi ( 09/02/2009 06:28)
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 09-02-2009 03:33:20
Lohateny : Inona indray ny scene apocaliptique hataony Ra-8
Manoloana ny disadisa izay misy eo @ Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana amin'izao fotoana izao dia mipetraka ny fanontaniana inona indray no scenario hataony ra-8 ,satria i Andry Rajoelina dia tsy mitsahatra mi-provoquer an'i ra-8 ary ra-8 dia tsy mitsitsy mihintsy ,ka ny ahy ny eritreritro dia ny famonoan'ny Ravalomanana an'i Andry TGV .
Ao raha matoa efa miparitaka ny tsaho hoe hovonoan'ny Ratsiraka i Andry TGV.
Ny olona mody mivavaka @ secte ohatry ny Ravalomanana itony manko hatahorako ihany ,mahita fiainana mpitarika secte ireny izaho fa tena mampihoro-koditra

iny indray izay hifanaovany ao na hifamono ho fatyao aby aza izy mianakavy fa mifampialona ny fananany sy ny mikendry ny hamenoina ny paosiny tsy olana na hifampitifitra eo aza ireo miandry ny fandehany mitsy raha izay no misy
5. xxx ( 09/02/2009 06:35)
Efa eny ampelatanan'ny Tribunal International ny rahrah e, miandry isika iza no meloka le pmitari-tolona sa le nanome baiko hitifitra?
6. curieux ( 09/02/2009 12:29)
yuka:

AMIKO TSY MAMPANINONA AHY MIHITSY RAHA MATY ANY I TGV NIZANIZA
HAMONO AZY :twisted:
NY ANTONY DIA I TGV OLONA IRAY VE HATAON'NY MPIAMBINA AZY TSARA FIAROVANA,KANEFA IREO LAZAINY FA VAHOAKANY ALEFA MANAO LOHALAHARANA MIDITRA ANY AMIN'NY ZONE ROUGE!!!
AMIKO RAHA MBOLA MIRIORIO ENY IO TGVENDRANA IO DIA MBOLA HITOHY IHANY NY FATY OLONA AO MADA AO!
NY VAHAOLANA ATAO SESITANY,NA GADRAINA ANY IO FA SADY LOHAMBOTO NO TIA-TENA.
IZY MATAHOTRA HO FATY,SY MILAZA TSAHO FOANA HOE HISY HIDATY HAMONONO.
REO EFA MATY ZANY AHOANA????
MOA VE TSY LAZAINAREO TGVISTE IREO HOE VAHOAKA MAHANTRA REO TONGA ENY AMIN'NY 13 MAI IREO???DIA SADY EFA NAHANTRA NO MBOLA HAHANTRA LAVITRA INDRAY SATRIA MISY NAMELA KAMBOTY IREO


ouééééééééééééééééééééé , Reveko be zany kozin'la zany

:wink:
7. tsiafoi1 ( 09/02/2009 13:05)
Ny hazo avo halan-drivotra

Manomboka miakatra ny nickel, cobalte, miala any koa ny petrole..... Tsy mety ritra ny safira..... Tsy aritry ny mpitazana, fa de izao HAKORONTANY izao ny firenentsika..... Zarany aza nahita kely loha sady matim-bola, hataony fitaovana entina hanankorontanana ny firenena, sitrany :

1- Ny fanjakana lany andro mamono afo etsy andaniny
2- Ny fandrosoana tsy ho tafa
3- Ny harena tantely afa-drakotra ka anjakan'ny adala

AOKA HISAINA NY MALAGASY FA MASINA NY TANINDRAZANA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2987