Faisons l'amour mais pas la guerre

1. pimaso ( 09/02/2009 04:32)
Ry Malagasy rehetra
Mihavana @ izay fa ampy izay suicide collective izay
olona iray mitady seza ve no mampiririsika antsika hifamono
ianao koa President ampy izay ra latsaka izay, ento @ lalana tena izy ny vahoaka dia tsy taitaitra intsony hamonjy toerana saro pady toy ireny
izay angamba fa dia mankahery ireo mana manjo sy maratra
aleo rapitso mihitsy vao miady hevitra fa mbola tena mafana be ny fo ntsika rehetra @ izao
Misaotra
(l)
(l)
(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0444