ANDRY: LAINGA 3 SOSONA BE NATAONY ! TONGAVA SAINA RY VAHOAKA
1. nyavo2000
(
09/02/2009 09:14)
Mba jereo ireo famitahana mahatsiravina nataon’i Andry Rajoelina :
Nolazaina fa hanao défilé eny ny miaramila miaraka amin’ny, kanjo inona no teo, Bemiranga sy Jomaka no nilahatra nitondra banderole teny ! ireny ny azy no miaramila , ireny no hanafika sy handroba an’Ambohitsorohitra .
Faharoa : ho tonga hono Rossy , efa somary kivy ihany lehilahy nahita ny fahavitsian’ny olona tonga teny @ 13 mai ny alatsinainy sy talata…, inona fomba atao, lazaina fa ho tonga i Rossy ( zay miray tsikombakomba taminy) dia hirohatra be dia be ny ol indrindra ny eny ambany toerana. Ireny mantsy mora ampanaovina action rehefa « mandeha be ny fanentanana eo sns… » . Kanjo de nambara fa miandry any La réunion izy fa tsy misy avion satria sakanan’ny ACM, f’iza no nanakana e ! ny tena marina dia nijanona tany Lafrantsa i Rossy fa lainga fotsiny izany hoe any La réunion izany….Famahanan-dalitra tsotra izao ho an’izay tonga teny fotsiny izany…
Fahatelo, dia ambara fa halaina ny Lapan’Ambohitsorohitra, izay fatam-poko fata-pirenena « fa ZONE ROUGE », dia vahoaka ve no hanotaniana hoe rahoviana, tsy hamaly izy hoe « zao dia zao »…ianao mpitarika no manentana azy dia roso sy roboka tokoa izy . Ny mampalahelo anefa dia ingahy Andry TGV namoaka ny hevitra no niala an-daharana rehefa lasa lavidavitra ka nanao hoe « mitso-drano anareo aho », sao de mba ozona no nataony e! manao hoe « enga anie ka mba ho maromaro no ho faty, ahafahako mampiasa izany amin’ny fakana seza.. ». Dia ny vahoaka no natao sorona teny ary maty toy ny valala …avy eo izy indray no mamendrofendro mody nitomany manetsikeloka ka mandiso ny fitondran…aiza ny fandraisana an’andraikitra.
Raha misy vidiny aminy ny aina ary fantany fa hitifitra ny eny, nahoana no namporisihina ny olona handeha eny ?
Dia mahagaga ihany hoe, ny gal DOLIN dia mahalala tsara ny atao hoe « ZONE ROUGE » dia sahy mitondra vahoaka be eny sady avy eo dia milaza hoe « tsy ho vosakako intsony ireo f’aleo hiditra », k’inona no nitondrana azy teny e !….ho vonoina toy ny kisoa sy omby ? Aza lalaovina ny vahoaka ary aza fitahiana.
Ankehitriny dia ny famendrofendrona no atao, lalaovina ny faty, izy velona no tokony notohananao teny @ PREMIERE LIGNE raha tena mpitarika mafana fo i Andry sy ny tariny fa tsy rehefa maty vao mody ra malala.
I Ledala aza ange , tsy nanome rà akory e ! raha tena tia azy izy dia tokony nanome rà daholo ireo milaza ho mpitari-tolona ireo .
Koa izao tongava saina ry vahoaka fa fahanan-dalitra ianao, atao sorona foana ianao noho ny sezan’ny sasany, mahatsiarova tena….inona no antoka fa hanatsara ny fiainanao izy, na i Andry TGV aza efa niloa-bava fa tsy afaka mampanatena inona izy, fa dia ny hoe « mihinam-bary in-3 fotsiny », f’angaha moa tsy efa mihinam-bary in-3 ianao ( na ny mpangataka aza mihinana in-3 ankehitriny), ny mety hitranga aza dia tsy hahita vary hohanina isika raha mitohy izao krizy izao.
Ahirato ny maso, ahirato ny saina, aza avela ho lalaovin’ny mpanao politika ka hamoizanao ny ainao….
Tandremo fa misy valiny ny rà latsaka.

novalian'i barry ny 09/02/2009 11:35
2. Noue
(
09/02/2009 09:17)
Le Génocide projeté par Andry Rajoelina et les politiciens RATSIRAKISTES.
L’effectif des manifestants sur la place du 13 mai diminue à vue d’œil. Les gens, manifestement, ne sont pas d’accord avec l’auto-proclamation de Andry RAJOELINA le samedi 31 janvier 2009.
Andry Rajoelina et les politiciens RATSIRAKISTES vont donc changer de tactiques et essayer d’avoir les fans de l’artiste Rossy pour augmenter le rang des manifestants.
Mais pire, ils vont faire le forcing, et amener leurs milices armés et les innocents à attaquer les zones rouges comme Ambohitsirohitra , Mahazoarivo et Iavoloha ( palais présidentielle) pour affronter les militaires.
Ils sont actuellement en train de préparer ce bain de sang. Andry Rajoelina, lui-même a déclaré sur la place du 13 mai que les étrangers et les tananariviens ne doivent plus sortir de leur maison à partir de ce moment. L’Ambassade de France ne cesse d’envoyer des SMS pour les ressortissants français dans ce sens ( bizarre)
C’est dommage, un jeune homme qui se fait salir les mains par le sang de ses compatriotes uniquement par la soif du pouvoir. Les politiciens Ratsirakistes, aidés par un pays que vous connaissez, vont profiter de ce bain de sang pour prendre le pouvoir. Ravalomanana et Rajoelina seront purement et simplement écartés de l’histoire.
Où est la démocratie dans tout ça ? Malgache , lève toi, notre pays n’appartient pas aux Ratsirakistes et au pays qui est derrière eux.

3. jiimm
(
09/02/2009 09:19)
Marina mihitsy izany. Aza manaiky ho lalaovin'ny mpanao politika intsony. Tsy endrik'olona malahelo sy mitomany no natitako an'TGV omaly.
4. xxx
(
09/02/2009 09:39)
endrik'olona faly fa nahazo fandresena no tazana omaly , endrik'olona mahay milalao film horreur, asa raha mba hahita tory @ ireny izy hoe noho za no nahatonga izao?
5. tsiafoi1
(
09/02/2009 09:44)
Ny devoly de mpandainga sy mpamitaka hatramin'ny voalohany..... Tsy atao mahagaga raha faty mikararana toy ireny no nitranga
Ampiasain'ny devoly i Andry, koa mila mivavaka mafy isika malagasy : Mifona sy mitalaho famindram-pon'Andriamanitra ho azy, ho an'ny mpitondra, ary ho an'ny vahoaka malagasy rehetra

6. olivar66
(
09/02/2009 10:27)
Eny, miombokevitra aminareo zà, kanefa raha mbola io lalampanorenantsika gasy nalain-tahaka tamin'ny vazaha io ampiharin'ny fitondrana gasy dia ho ôtran'io foana ny hanjo antsika: lalaovin'ny mpanao polotika satria ny lalàna gasy dia miaro ny olona eo @ fitondrana foana. Ampidirina ao antsain'ny gasy ny hoe very zo izay tsy mifidy...amiko manokana aloha dia tsy mahatsapa tena ho very zo aho raha gasy mahalala tsara ny zava-misy marina sy manana instruction civique no hifidy eo amin'ny toerako. FA KOSA Mahatsapa very zo aho raha olona tsy ampy fahalalana, voavidim-bola nohon'ny fahantrany, ka voatery hifidy an'izay asaina ho fidiny no avela hifidy, Ka hahafaty ny vato alatsako ho an'izay hofidiko. Ny tiako hambara de izao: tokony ho gasy mba manana instruction civique ohatra no afaka mifidy, ary tokony atao inventaire ny fananan'izay olona te ho eo @ fitondrana (eo am-pidirana sy eo ampivoahana). Tokony hoesorina ny ankamaroan'ny avantagen'ny mpitondra rehetra. Izay te hitaingina tomobile tsara be sy 4X4 dia aoka izy hividy amin'ny volany manokana. Mobilety sy bisikileta de ampy ho an'ny solombavam-bahoaka, sns... Ohatra ireo voalazako ireo satria raha jerena @ fijery tsy miangatra ny zava-misy dia vitsy ny gasy te ho eo amin'ny fitondrana vonona hanao sorona ny tenany sy hiafy sahala @ vahoaka (Otran'i Père PEDRO). Ny antony lehibe manosika ny ankamaroan'ny gasy ho eo amin'ny fitondrana dia ny fitiavan-karena sy voninahitra. Faniriana sahala @ ankamaroan'ny ankizivavy gasy te hanambady vazaha mba hialàna @ fahantrana. De mba rariny ve raha ny fahantran'ny gasy @ izao fotoana izao, i ra8 no afaka hividy avion indray? C'est absurde!!! Ny toe-tsain'ny mpitondra mihintsy no tokony hovaina ary isika valalabemandry tokony hanova fijery, ary tsy hanaiky intsony ny holalaovin'ny mpanao politika. Fa na i ra8, na i Tgv, na i Ratsiraka sns no ho eo amin'ny fitondrana dia ho ôtran'io foana ny hanjo antsika, raha tsy ovaina ny lalampanorenantsika satria hilaza azy ho lanim-bahoaka ara-dalàna izay hotonga eo @ fitondrana. Ary isika gasy leo nefa tsy afa-manohitra, satria hendry sy malemy fanahy, vokatrin'ny lavage de cerveau n'ny radio evangelique, sy ny secte isankarazany de izao no vokatrin'ny manifestation de nos mal être...AM-bava homana, am-po mieritreritra.
7. vahiny2004
(
09/02/2009 10:30)
olivar66 >>> ka inona izany no tokony hatao @ izao isika miteny izao ?
8. Noue
(
09/02/2009 10:48)
jiimm:a halahelo @ inona izy re eeee ! tssss ! mbola miseho milay ihany !!!!
Marina mihitsy izany. Aza manaiky ho lalaovin'ny mpanao politika intsony. Tsy endrik'olona malahelo sy mitomany no natitako an'TGV omaly.
9. ravatorano
(
09/02/2009 10:50)
Noue < tena tsisy azoko izay teneninao amin 'ilay lahatsoratrao azafady ! :x
inona ary no atao amin 'izao : tena mbola ezaka be satria toa tsy hifanantona mihitsy ry zareo ireo.Sady izao koa raha tsy nisy ireo olona namoy ny ainy ve tsy hifanantona :?:
asa aloha ianareo raha nisy teny tamin'iny andron'ny fito febroary iny na télé no nojerenareo fa tena mamparikoditra anie ry zareo nahita ireo ra nijininika e ! za isan'ireo nahita teny amin'ny hopitaly HJRA ary tsy mihambo koa fa mba nanao ny adidy amin'ny maha malagasy ny tena nanome rà hanavotana izay mbola maratra.Raha nitopy fotsiny ny maso dia tena very ny saiana hoe politika avo lenta ve no nahatonga izao :?:
Tsy hifanome tsiny intsony isika na koa hifamendrofendro fa ny manana ny maty aloah dia efa mionona izy ka na iza diso na iza tompn'andraikitra ny amin'iny dia efa tafiditra ao anati'ny tantaran'i Madagasikara iny fitifirana teny ambohitsirohitra iny ary ny tantara no hitsara.
Tsy idirako ny endrik'iAndry Rajoelina na ny endrik'i Ravalomanana reefa niseho TV ry zareo zsatria na malehelo izy na tomany tsy hampiverina ny maty izany fa kosa hoe mbola hitohy ve izany izao ny ohatran'izao :?: :?: :?:
Samy manana ny hampobony ry zareo izay everiko fa diso lalana ihany,tokony ny amin'ny fampandrosoana ny firenena no jerena ary itako fa tena efa miitatra be ny afo amizao ary atahorako tsy ho levon'ny rano intsony !
dia hitohy indray ny fahorian'ny vahoaka tsy mandady harona ! :cry: :x

10. marozevo
(
09/02/2009 10:57)
Tena marina tokoa fa lainga daholo no nampiasaina hitarihina ny vahoaka...
Tongàva saina hoe ?.... Eny ekena izany, nefa tsarovy fa izay eto amin'ny internet anie efa tonga saina matoa izy manana ordi e. Fa firy isika... Ny fanontaniana tena lehibe sy mampitebiteby dia ny fomba sy fotoana hatao mba ho tonga saina ny tena vahoaka. Raha manome vary 1 kapoaka i Andry, moa isika miteny eto, iza no ho henoin'ny tena vahoaka.
Mampalahelo, nefa izany no tena zava-misy...

11. nyavo2000
(
09/02/2009 10:58)
R8 ange mijery foana izay fampandrosoam-pirenena izay
Ny iray manao ny fambotriam-pirenena amin'ny bontolo, omaly ange sady naka ny lapa ankeriny no NANDROBA NY MINISTERA NY VOLA koa e! JEREO FA MISY GAB ( guichet automatique de banque an'ny banky iray zay ao) IZAY NOVAKIAN-DRY ZALAHY koa..., ny mpivarotra volamena koa toa nisy voa akoatran'ny CAP 3000
Efa mazava ange hoe olon'iza no miaraka amin'i andry e!

12. xxx
(
09/02/2009 11:16)
Efa mazava ange hoe olon'iza no miaraka amin'i andry e!
KO MANINONA NO TSY SAMBORINA RAHA FANTATRA MAZAVA??? SA TSY FILOHA MANANKERY INTSONY RA8????
13. barry
(
09/02/2009 11:35)
zao anie! isika eto @ net dia mahalala ny vaovao kokoa sy mahatsapa ny zvm sy hafaka mifanakalo hvt tsara ; fa kosa izahay mahantra mpivarotra anana sy saosisy sy maskita ,dia tsy mahay zay mba tena hvtr marina ;ka maninona moa ireo hvt ananantiska reo raha atao tracte dia zaraina eny @ mahantra e! mba tsy ho feondakilosy tokana no henony