Iza no tena mampalahelo???
1. bozyboleta
(
09/02/2009 06:05)
Rehefa nijery ny niseho t@ ireo fahita lavitra maro nampiseho ny zava-nisy t@ iny Sabotsy iny aho, ny tsapako dia tsy mba nalahelo mihitsy aho na dia kely aza.
Olona miantso rà no hitako ary nony voatifitra dia nahateny mihitsy aho fa raharaha notadiavina ny azy ireo.
1. ny EMMONAT dia efa nanao barrage ary nampitandrina fa tsy azon’ireto olona atao ny mihoatra izany ho fitandroana ny ainy. Dia natosika ihany mba hihemotra kokoa mankany Ambohitsorohitra ireto mpitandro filaminana ireto. Nisy mihitsy heno manao fihantsiana ireo mpitandro filaminana ireo.
2. ny “mody” fampitonian’le jeneraly dolin ny olona hilamina sy hanaraka ny toromarika nefa efa hita fa tsisy mihaino ary etsy ankilany aza misy mandrangitra fa tsisy hihemotra eo na ho faty aza.
3. ny filazan’ilay jeneraly io ihany ny tatitra nataony taorian’ny dinika t@ reo tompon’andraikitry ny lapa, fa raha misy miroso eo dia hitifitra ny mpiambina ny lapa. Fa io tenin’le jeneraly io no vao mainka nampirohotra ireto maimbo rà hanosika ny mpitandro filaminana ary nihazakazaka nanatona ny lapa.
Fampitandremana ve mbola misy ankoatra ireo. Fa efa vonona ny ho faty araka ny tadiaviny dia tojo izay niriny izy zay.
Ka an’iza ny tsiny??? Ary tokony halahelo ireo namono tena t@ iny andro iny ve izaho??? TSIA
Ny tena mampalahelo ahy dia ny mponin’Antananarivo izay te-hiaina milamina eo @ tananany nefa terena handry tsy lavo loha noho fambolena korontana nataon’ny ben’ny tananany ihany.
Indrisy ry Antananarivo, sendra ny mpamosavy malemy ka ny tao an-trano ihany no naripany.
:cry: :cry: :cry:

novalian'i xxx ny 10/02/2009 08:47
2. heidi
(
09/02/2009 06:20)
Mpandefa : bozyboleta [ Valio ] 09-02-2009 07:05:19
Lohateny : Iza no tena mampalahelo???
Rehefa nijery ny niseho t@ ireo fahita lavitra maro nampiseho ny zava-nisy t@ iny Sabotsy iny aho, ny tsapako dia tsy mba nalahelo mihitsy aho na dia kely aza.
Olona miantso rà no hitako ary nony voatifitra dia nahateny mihitsy aho fa raharaha notadiavina ny azy ireo.
izaho koa torakizany.....
3. Jackychan
(
09/02/2009 06:21)
bozyboleta:
Rehefa nijery ny niseho t@ ireo fahita lavitra maro nampiseho ny zava-nisy t@ iny Sabotsy iny aho, ny tsapako dia tsy mba nalahelo mihitsy aho na dia kely aza.
Olona miantso rà no hitako ary nony voatifitra dia nahateny mihitsy aho fa raharaha notadiavina ny azy ireo.
1. ny EMMONAT dia efa nanao barrage ary nampitandrina fa tsy azon’ireto olona atao ny mihoatra izany ho fitandroana ny ainy. Dia natosika ihany mba hihemotra kokoa mankany Ambohitsorohitra ireto mpitandro filaminana ireto. Nisy mihitsy heno manao fihantsiana ireo mpitandro filaminana ireo.
2. ny “mody” fampitonian’le jeneraly dolin ny olona hilamina sy hanaraka ny toromarika nefa efa hita fa tsisy mihaino ary etsy ankilany aza misy mandrangitra fa tsisy hihemotra eo na ho faty aza.
3. ny filazan’ilay jeneraly io ihany ny tatitra nataony taorian’ny dinika t@ reo tompon’andraikitry ny lapa, fa raha misy miroso eo dia hitifitra ny mpiambina ny lapa. Fa io tenin’le jeneraly io no vao mainka nampirohotra ireto maimbo rà hanosika ny mpitandro filaminana ary nihazakazaka nanatona ny lapa.
Fampitandremana ve mbola misy ankoatra ireo. Fa efa vonona ny ho faty araka ny tadiaviny dia tojo izay niriny izy zay.
Ka an’iza ny tsiny??? Ary tokony halahelo ireo namono tena t@ iny andro iny ve izaho??? TSIA
Ny tena mampalahelo ahy dia ny mponin’Antananarivo izay te-hiaina milamina eo @ tananany nefa terena handry tsy lavo loha noho fambolena korontana nataon’ny ben’ny tananany ihany.
Indrisy ry Antananarivo, sendra ny mpamosavy malemy ka ny tao an-trano ihany no naripany.
:cry: :cry: :cry:
Machiavelisme politika itadiavam-pahefana izy ity e, raha tia sy mitsinjo ny vahoaka ve hitarika azy any amin ny tsy fanarahan dalana sy ny kizo ?
Mitady ny tombotsoam bahoaka ve tsy efa nanajanona ny bontolo fa nanaiky nanao negociation. Ain 'olona firy sy fahapotehana no tadiavin i TGV mba ahatanteraka ny aha filoha azy ?
4. ARINOFY
(
09/02/2009 06:31)
Za ndray aloha de tsy miombon-kevitra aminareo e.Ny vahoaka tsy mandady harona ane ka tsy mahalala hoe atao fitaovana izy ireo.Ireo nandrisika azy tsy nisy maty na naratra akory.Ireo mpitarika olona eo @ 13 mai ireo mihitsy no mpamono olona satria raha vao nahita ny olona oe nisy voatifitra de hitombo isa ny mpankahala ny mpitondra,nefa izy ireo mahalala tsara fa zone rouge io toerana itondrany vahoaka io,en plus toerana teritery.Ny aim-bahoaka izany no ataon'izy ireo sorona.Tena ho vidian'ireo lafo ny aim-bahoaka latsaka tamin'iny andro iny.Ny fitadiavan'ireo tsy vanona ireo seza no hamonoany olona.Tokony ho lesona ho an'ny vahoaka iny zava-niseho iny.Ry lelikamaty ireo tsy nisy naratra akory.Zao indray de mbola rangitin'ny radio viva indray ny vahoaka.Ianareo journaliste @ viva ireo koa alo de hita mihitsy fa tsy olona tia tanindrzana fa olona matahotra ho very karama fotsiny.De mahereza daholo ry malagasy namana.
5. heidi
(
09/02/2009 06:35)
Machiavelisme politika itadiavam-pahefana izy ity e, raha tia sy mitsinjo ny vahoaka ve hitarika azy any amin ny tsy fanarahan dalana sy ny kizo ?
Mitady ny tombotsoam bahoaka ve tsy efa nanajanona ny bontolo fa nanaiky nanao negociation. Ain 'olona firy sy fahapotehana no tadiavin i TGV mba ahatanteraka ny aha filoha azy ?
izay no atao hoe loham-boto de olona otrzany ve no hitondra ny firenana tsy ho lasa tota kely daholo ny fokonolona ka ho lasa fanjakan'ny baroa izay matanjaka no manjaka amin'ny fandrombana sy ny fanafihana privé
6. bozyboleta
(
09/02/2009 06:38)
Efa fanindroany zao le tgv no nitsoaka an-daharana rehefa avy nanentana, namporisika ary nitarika ny olona hihoa-pefy.
T@ 26/01 rehefa notaritina niala teny @ 13mai ny olona nandeha nandoro ny teny @ MBS dia niala moramora izy. T@ Sabotsy koa mody niaraka t@ olona niala ny 13mai nefa avy teo nivily lalan-kafa fa tsy niakatra teny Antaninarenina akory satria efa fantany ny niandry teny.
Na ireto mpiara-miasa tao @ CUA aza tsy nisy teny na iray aza nefa nodradraina tery @ 13mai tery fa ny CUA no hanolotra ny lapa ho an'ny PM satria fananan'ny CUA io Ambohitsorohitra io.
De tena marivo salosana tokoa reto hoe vahoaka nandeha teny. Asa mbola entina hovonoina aiza koa dia mbola andeha ihany!!!
De hoe maritiora ve??? SANATRIA

7. BOYSGOSS
(
09/02/2009 06:42)
Ny ahy indray dia izao, ex-general Le Dolin ary mahafatatra tsara ny atao hoe zone rouge ary tokony ho fatany koa ny olona manaraka azy hoe tsy ho voafehiny ka tokony ho tany @'ny 13 Mai dia efa nosakanana.
Momba ireo namoy ny ainy indray dia mampalahelo satria noho ny tsy fieritreretana dia nafoy ny aina lahitokana. Zazakelya ry anie rehefa tenenina hoe aza mivoaka any an-tokotany fa misy ngabesola mihinan'olona any dia tsy mandeha sao lany.
Makasitraka ny tifitra nataon'ny tafika zah ary misaotra azy ireo satria raha tafiditra teo ireo akolafim-bahoaka manongapanjakana ireo dia mety ho may indray io lapa niasan-dRainilaiarivony io dia inona intsony no mba vakoka ho antsika gasy : Ny rova may , Andafiavaratra may dia Ambohitsirohitra may.

8. bozyboleta
(
09/02/2009 06:47)
boysgoss>>>> Ka ny fanapotehana no heverin'ny tsimatahotody ho fitiavan-tanindrazana.
Malahelo anao aho ry IARIVO-ko :cry: :cry:

9. xxx
(
09/02/2009 06:48)
Ny tena mampalahelo ahy dia ny mponin’Antananarivo izay te-hiaina milamina eo @ tananany nefa terena handry tsy lavo loha noho fambolena korontana nataon’ny ben’ny tananany ihany.
Indrisy ry Antananarivo, sendra ny mpamosavy malemy ka ny tao an-trano ihany no naripany.
Toy ny mpamosavy miady an-trano letsy io ka ny iray tanana no tsy mahita tory a!!
Tsy Antananarivo sy ny merina ihany no mahita faisana noho izao fa ny foko 17 sisa koa dia mitondra faisana noho ny adalan'ny tsalo roalahy.
Ka raha mbola Merina ihany ianao dia tokony hananatra ireo adalan-tsika mba hisaina sy hiheritreritra satria dia manala-baraka no maha ratsy laza eo @ samy mpiray tanindrazana.
Aza raisina ho fiantsina izao teny izao fa raiso am-pisainana .
10. BOYSGOSS
(
09/02/2009 06:54)
bozyboleta:
boysgoss>>>> Ka ny fanapotehana no heverin'ny tsimatahotody ho fitiavan-tanindrazana.
Malahelo anao aho ry IARIVO-ko :cry: :cry:
Marina mihintsy leitsy zany ary izay no tsy tsapan'ny olona ao Tananarivo Renivohitra ao.
Zah d malahelo mihintsy fa tena tsy misy endriny mihintsy gasikara, fahefana ve dia alaina an-dalambe, ary efa experience hita hatramin'izay ny vokan-DRATSINY.
RAHOVIANA GASIKARA VAO HOY NY ZAMERIKA ?
11. xxx
(
09/02/2009 07:00)
Samy tia tena na i Andry na Ra8.
I Andry mitondra ireo oul maninona no tsy izy no niloha laharana ny ho any fa tsy ny oul no natao sorona,
I Ra8 maninona no tsy mametra-pialana reefa tsy ilain'ny oul intsony fa andrasana ireny ra mandriaka be ireny? Sa mbola bebe noho ireny ny ra tadiavin'ilay devoliny??? Ho vidiany lafo ireny ran'oul ireny, izy no nampamoaka baiko hitifitra ireny oul ireny ka mody miara-ory eo.

12. Fanhaiky
(
09/02/2009 07:08)
Mampalahelo ve moa tsy ampalahelo, fa efa raharaha notadiavin-dry TGV hatrin'ny ela io fiantsiana ny fanjakana hitifitra io efa nadeferana foana mantsy dia manao ihany ka farany tonga amin'ny tanjona tiany iz izao.
ka eo vao mod hoe ............
Raha tsy ampy azy indray ny teny Ambotsirohitra ndehana ndray mankeny Iavoloha ohatra ny t@ 10 Aout eh..............

13. tsiafoi1
(
09/02/2009 07:17)
Raha nitondra ny zanak'Israely nivoaka tao Egypte Andriamanitra fahizay, de nandefa ireo loza 9 voalohany mba hanehoana @'i Farao fa tsy maintsy halefa ny zanak'Israely. Tsy nety nino anefa Farao, fa vao maika nanamafy ny fony, ka niziriziry.... Farany nihatra ny loza faha-10 farany, zay nandefasan'Andriamanitra ny anjely mpandringana, ka nahafaty ny zanaka lahimatoa rehetra tao Egypte....
1- Efa niteny sy nananatra ny Filoham-pirenena, ny filohan'ny Emonat - Emoreg, mbola nikiri-biby ihany ny mpanohitra.......
2- Ny Tenin'Andriamanitra koa de mazava ao @'ny Romains 13 : 1-2 :"Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu. C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux":
Tsy tokony hanohitra ny fahefana misy isika, satria izay fahefana misy de voatendrin'Andriamanitra @'ny fotoany avy, Ary izay manohitra ny fahefana misy dia manohitra ny voatendrin'Andriamanitra, ary efa nandray sahady ny fanamelohana tao aminy".....
VOKANY :
De ireny fahafatesana t@'ny 26/01 sy izay nitranga ny 07/02 ireny no fanamelohana nahazo ny mpanohitra.... SATRIA
a)- FANDIKAN-DALANA = OTA, araka izay voasoratra ao @'ny 1 Jean 3 : 4 : "Quiconque pèche transgresse la loi, et le péché est la transgression de la loi".
b)- FAHAFATESANA no tambin'ny OTA, araka izay voasoratra ao @'ny Romains 6 : 23 : "Car le salaire du péché, c'est la mort.

14. bozyboleta
(
09/02/2009 07:27)
Mbola tohizana foana na @ haino aman-jery na @ kabary etsy sy eroa ny fandrangitana samihafa hoe tsy avela ho verivery foana ny rà latsaka ary tsy maintsy hotohizana hatr@ tanjona farany ny tolona.
Inona le tanjona???
Tsy hijanona ve raha tsy potika Antananarivo??? Iza no tena ho faly @ izany??? Iza indray ary???
Ireo haino aman-jery sasany miandany am'le tgv koa moa dia tena mandany rora mihitsy mihantsy, mandrangitra, mampitombo ny efa mitobaka.
Raha mbola mponin'Antananarivo ihany reo olona reo dia maharikoriko raha izany no fisainana.

16. xxx
(
09/02/2009 07:43)
Raha mbola mponin'Antananarivo ihany reo olona reo dia maharikoriko raha izany no fisainana
Efa ela no nanana'izy ireo fomba fisainana maharikoriko fa tsy vao izao
Iza no andrasanao hananatra ireo tsalo raoalahy mifandramatra ohatra ny amboa ireo????
17. bozyboleta
(
09/02/2009 07:55)
Le tsalo iray nampisotroana asidra io no tena tsisy saina fa mamosavy ny ao an-tananany.
Inona no iraharahian'i DD sy ny tariny zay Antananarivo any?

18. ragaldybe
(
09/02/2009 07:57)
Malahelo tokoa ny tena nahita ireo olona lavo tamin \'iny andron\'iny 07/02/2009 iny ary dia miondrika amimpanajana eo anoloan\'ireo vatana mangatsiakan\'izy ireo :cry:
Iza no tena mampalahelo :?:
sa hoe iza no tena meloka tamin \'iny :x :?:
izaho tsy hiditra lalina amin\'ny hafanam-pon\'ny olona tonga teny
za tsy hiditra lalina amin\'ny \"zone rouge\" sy ny momba azy
fa kosa amiko dia miara meloka na Ingahy Ravalomanana nanome baiko hitifirana ireo olona marobe ireo sy Ingahy Andry Rajoelina nitondra ary nandroboka ny olona hiaka-dapa na dia fantatra mialoha aza fa hitifitra ny eny
Ka noho izany tsy tokony izy rolahy ireo v no ho tsaraina :idea:
SAMBORY IREO DIA ATOLORY NY FITSARANA :idea:

19. ninimalala
(
09/02/2009 08:17)
Tsy maninona na tsy halaelo aza ny mpanome hevitra ary amboalohany, za tsy mpanao politika na mpomba andranona ra ranona fa tsotra ihany de mbola averiko zany tolona zany efa t@ andron'ny fanjanahantany no nisy ka ra izay no heveriny fa mety de azy iny zany fa malaelo be kosa aloha za satria gasy ohatr'ahy te ahita fivoarana izy ireo fa tsy oe gasy lasa any andafy de be tsikera.
20. Izy
(
09/02/2009 08:19)
bozyboleta:
Rehefa nijery ny niseho t@ ireo fahita lavitra maro nampiseho ny zava-nisy t@ iny Sabotsy iny aho, ny tsapako dia tsy mba nalahelo mihitsy aho na dia kely aza.
Olona miantso rà no hitako ary nony voatifitra dia nahateny mihitsy aho fa raharaha notadiavina ny azy ireo.
1. ny EMMONAT dia efa nanao barrage ary nampitandrina fa tsy azon’ireto olona atao ny mihoatra izany ho fitandroana ny ainy. Dia natosika ihany mba hihemotra kokoa mankany Ambohitsorohitra ireto mpitandro filaminana ireto. Nisy mihitsy heno manao fihantsiana ireo mpitandro filaminana ireo.
2. ny “mody” fampitonian’le jeneraly dolin ny olona hilamina sy hanaraka ny toromarika nefa efa hita fa tsisy mihaino ary etsy ankilany aza misy mandrangitra fa tsisy hihemotra eo na ho faty aza.
3. ny filazan’ilay jeneraly io ihany ny tatitra nataony taorian’ny dinika t@ reo tompon’andraikitry ny lapa, fa raha misy miroso eo dia hitifitra ny mpiambina ny lapa. Fa io tenin’le jeneraly io no vao mainka nampirohotra ireto maimbo rà hanosika ny mpitandro filaminana ary nihazakazaka nanatona ny lapa.
Fampitandremana ve mbola misy ankoatra ireo. Fa efa vonona ny ho faty araka ny tadiaviny dia tojo izay niriny izy zay.
Ka an’iza ny tsiny??? Ary tokony halahelo ireo namono tena t@ iny andro iny ve izaho??? TSIA
Ny tena mampalahelo ahy dia ny mponin’Antananarivo izay te-hiaina milamina eo @ tananany nefa terena handry tsy lavo loha noho fambolena korontana nataon’ny ben’ny tananany ihany.
Indrisy ry Antananarivo, sendra ny mpamosavy malemy ka ny tao an-trano ihany no naripany.
:cry: :cry: :cry:
Nametrapialana ny minisitrin'ny fiarovampirenena (Démission de Madame la Ministre de la défense) ny antony dia satria tsy mifanaraka amin'ny maha kristianina sy ny maha reni-pianakaviana azy ny zavatra nataon'ny mpitondra, marina izany satria raha milaza ho Kristianina marina ianao dia tsy tia mandatsa-dra, fa asan'ny devoly ny famonoana olona, napetrany tsara fa alohan'ny maha mpanao politika azy dia Kristianina izy.Manaraka izany mba misy afaka milaza amiko ve hoe présidente na fikambanana milaza fa mpino an'Andriamanitra ramatoa io na hoe fikambanana mpino (Catholique na FJKM na tsy aiko), Madagasikara tsy an'ny mpitondra fa an'ny Malagasy, tsy fanana'olona tokana io, ary ny Kristianina dia tsy tia ady i Kristy raha tonga nisambotra azy ny zandary sy ny basy dia tsy niady izy eny nisy tamin'ireo niaraka taminy nampiasa sabatra nanala ny sofin'ilay miaramila fa i Kristy tsy nanaiky koa raha Kristianina marina dia manao izay nataon'i Kristy raha tsy hoe mpandainga sy mpandoto ny anarana maha Kristianina angaha ny asa ataony dia asa ny devoly izany.Afaka mamaly ianao fa tsarovy fa Andriamanitra mahita anao ary mahalala ny ataonao ka tsy azonao handagaina.Masina ny Tanindrazako ka izay manao ratsy aminy tsy ho afabela satria Andriamanitra na Ilay Nahary dia nitia an'i Madagasikara sy ny Malagasy alohan'ny nitiavan'ny Malagasy azy.[Izy]