TGV ACTEUR MAHAY

1. ARINOFY ( 09/02/2009 07:58)
Raha manao casting angamba ity mitonona ho filoha ny tetetzamita ity de ho lany.Ny antony de mpandainga ratsy.Aiza koa zao zay miaramila nolazainy hoe hiseho vahoaka t@ asabotsy teo fa momba azy?Raha nisy miaramila momba azy naninona no tsy niaro ireo olona notarihiny teny a/rohitra.De mody mitomany indray izy nefa hita fa faly satria mety hahomby ho izy ny tetika de ny hanaratsy an'ny Ravalomanana.Zao indray de ho entina eny mahamasina ny faty mba handrangitana ny havan'ireo maty.Inona ary no antony tsy nankanesany teny a/rohitra fa ny vahoaka nentim-po no narisiny teny.Raha tena tia ny malagasy izy de tokony ho nosakanany ny vahoaka izay fantany tsara fa "notandindomin-doza" raha niakatra ny faitra mena.Raha misy manafika ve ny tranony eny ambatobe de tsy hiaro tena izy.Fantany tsara fa toerana saro-pady iny toerana iny raha tsy hiteny afa-tsy ny palais presidentiel sy ny banque centrale eny aho.Fa tena fanahiniany natao iny mba hanasoketana ny mpitondra.Aina solon'ny aina ka mbola ho adinin'A/tra aminy ireny olona narisidrisiny teny a/rohitra ka maty sy naratra ireny.Ny olona misaina de mahalala daholo fa coup monté ireny mba hahazoany ny fitondrana.
2. xxx ( 09/02/2009 08:04)
homena azy ny titre homme de l'année @ ty taona ty, tena mpanao film kalaza mihintsy izy, "bravo Monsieur le Président de la rue Publique"
3. Izy ( 09/02/2009 08:15)
Nametrapialana ny minisitrin'ny fiarovampirenena (Démission de Madame la Ministre de la défense) ny antony dia satria tsy mifanaraka amin'ny maha kristianina sy ny maha reni-pianakaviana azy ny zavatra nataon'ny mpitondra, marina izany satria raha milaza ho Kristianina marina ianao dia tsy tia mandatsa-dra, fa asan'ny devoly ny famonoana olona, napetrany tsara fa alohan'ny maha mpanao politika azy dia Kristianina izy.Manaraka izany mba misy afaka milaza amiko ve hoe présidente na fikambanana milaza fa mpino an'Andriamanitra ramatoa io na hoe fikambanana mpino (Catholique na FJKM na tsy aiko), Madagasikara tsy an'ny mpitondra fa an'ny Malagasy, tsy fanana'olona tokana io, ary ny Kristianina dia tsy tia ady i Kristy raha tonga nisambotra azy ny zandary sy ny basy dia tsy niady izy eny nisy tamin'ireo niaraka taminy nampiasa sabatra nanala ny sofin'ilay miaramila fa i Kristy tsy nanaiky koa raha Kristianina marina dia manao izay nataon'i Kristy raha tsy hoe mpandainga sy mpandoto ny anarana maha Kristianina angaha ny asa ataony dia asa ny devoly izany.Afaka mamaly ianao fa tsarovy fa Andriamanitra mahita anao ary mahalala ny ataonao ka tsy azonao handagaina.Masina ny Tanindrazako ka izay manao ratsy aminy tsy ho afabela satria Andriamanitra na Ilay Nahary dia nitia an'i Madagasikara sy ny Malagasy alohan'ny nitiavan'ny Malagasy azy.[Izy]
4. tsiafoi1 ( 09/02/2009 08:26)
Aleo koa hiala fa oditr'akondro mampibolisatra sy mampienjera
5. ARINOFY ( 09/02/2009 08:32)
Tokony hametra-pialana koa izany ny filoha hitarika ny tetezamita satria ane izy milaza fa kristiana nefa mitarika olona hikomy sy mandrisika olona ho faty e.Za mieritreritra fa ny nahatonga ny ministra niala de ny fatahorany ny ho ataon'ireto lohamboto mpanao herisetra mitady fitondrana ireto fa tsy izany loatra.Olona mpiara-miasa akaiky ny filoha Ravalomanana iny fa matoa izy niala de efa paika ny mpitondra izao mba hampandry fahalemana an'i M/car.
6. xxx ( 09/02/2009 08:46)
() kely, ohatry ny hors sujet fa namaky dinika maro za fa tsy tazana intsony i Andrwui sao mba maty tany ampanaovana film?
7. bozyboleta ( 09/02/2009 08:51)
Za koa aza mba gaga hoe nankaiza le mpivovo iny sa low bat :lol: :lol:
8. xxx ( 09/02/2009 08:56)
Angamba sanatry an'izany voa gila tany i lery
9. xxx ( 09/02/2009 09:09)
xxx:

Angamba sanatry an'izany voa gila tany i lery

Paix à son âme izany koa :(
10. Noue ( 09/02/2009 09:18)
Le Génocide projeté par Andry Rajoelina et les politiciens RATSIRAKISTES.
L’effectif des manifestants sur la place du 13 mai diminue à vue d’œil. Les gens, manifestement, ne sont pas d’accord avec l’auto-proclamation de Andry RAJOELINA le samedi 31 janvier 2009.
Andry Rajoelina et les politiciens RATSIRAKISTES vont donc changer de tactiques et essayer d’avoir les fans de l’artiste Rossy pour augmenter le rang des manifestants.
Mais pire, ils vont faire le forcing, et amener leurs milices armés et les innocents à attaquer les zones rouges comme Ambohitsirohitra , Mahazoarivo et Iavoloha ( palais présidentielle) pour affronter les militaires.
Ils sont actuellement en train de préparer ce bain de sang. Andry Rajoelina, lui-même a déclaré sur la place du 13 mai que les étrangers et les tananariviens ne doivent plus sortir de leur maison à partir de ce moment. L’Ambassade de France ne cesse d’envoyer des SMS pour les ressortissants français dans ce sens ( bizarre)
C’est dommage, un jeune homme qui se fait salir les mains par le sang de ses compatriotes uniquement par la soif du pouvoir. Les politiciens Ratsirakistes, aidés par un pays que vous connaissez, vont profiter de ce bain de sang pour prendre le pouvoir. Ravalomanana et Rajoelina seront purement et simplement écartés de l’histoire.
Où est la démocratie dans tout ça ? Malgache , lève toi, notre pays n’appartient pas aux Ratsirakistes et au pays qui est derrière eux.
11. xxx ( 09/02/2009 09:28)

Tonga indray le SPAM

=)) =)) =)) =))
12. Picsou ( 09/02/2009 09:52)
Raha atao ny dinika tsotsotra dia hita fa samy manana ny hadisoany izy ireo. Azo atao ve ny mahazo ny adresse e-mail an'i Andry TGV mba handefasana hafatra ho azy. Misy mantsy ny olona tsy mahatsiaro ny fahadisoany raha tsy misy olona hafa milaza ny tsy mety ataony. Ny mampalahelo mantsy dia ny tsy ampy fianarana ihany no matimaty foana, ny mahay lalana tsy hitanao mialoha lalana rehefa loza no miandry. Ahoana kay no fomba atao vao hahalala ny tokony ataony ny tsirairay. Tsaratsara angamba raha averina any @ fandaharam-pianarana ny éducation civique. Io no tsy ampy amintsika. Raha ny momba io Hetsika io indray dia isika no tokony hanaparitaka ny fahaizantsika ny tokony hatao @ manodidina antsika, sarotra mantsy ny manova toe-tsaina. Tsy hadino ny momba ny mpanao gazety izay toa manao filaza be ka mitarika ny olona @ zavatra hafa. Ho anay aty @ faritany mantsy dia ohatry ny tena ratsy be ny toetry ny mpitondra (ho an'ny tsy afaka miserasera @ alan'itony fitaovana itony).
13. MANAKASINA ( 09/02/2009 10:00)
sao mba tsy acteur mahay, fa acteur tsy vanona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2855