Tongava saina @ zay, mba tsy hisian'ny toy izao intson eh...

1. Fanhaiky ( 09/02/2009 07:24)
Tsy sanatria hoe mandatsa na mamendrofendro ireo mpanara-dia ny TGV ny tenako.
Tsy efa fantatra ve ny 1er ministre GVT TGV tsy ol vao2 eo @ sehatra politika sy ireo sisa mpanara-dia azy tsy mba hafa akory fa dia ireo efa tranainy tsy hita zay vitany teto @ ity firenena ity de ireny ve no hamoizana aina toy izao ataoko fa hadalana ihany angamba.
Tsy fantatsika koa ve fa zone rouge no nidirantsika de mbola nodikaintsika ihany rariny raha hanohitra ny mpitandro filaminana satria asany izany, asany tsy azony ihodivirana mihitsy ary n'aiza n'aiza eto ambonin'ity tany ity dia toa izay daolo
sahala @ mpanafika miditra ny tananao ihany io eh de tsy hiaro tena izany ianao fa avela izy hanao izay tianay atao eo maba saino ihany vao manaonao foana eh!
ary taiza ireo mpitaritolona tamin'io fotoana io tsy nitsoaka tamin'ny fiarany ve izy ireo fa ny vahoaka nanaraka azy no sorona teo...
anatra ny @ sisa angamba ireny..
répondu par njara2007 le 09/02/2009 12:55
2. akamatiana ( 09/02/2009 07:27)
ka radem ndray zany eny am 13 mei kou , de ho hitantsika mpitazana ndray oe zone rouge aiza ndray no aleha ??

Mampalehelo oa
3. xxx ( 09/02/2009 07:34)
IO WA RAHA TSY I RA8 SY ANDRY NO MILA TEO DIA TSY HILAMINA NY TANY. ARY ISIKA VAHOAKA DIA SAMY TOKONY HO NEUTRE MBA HILAMINAN'NY TANY.
4. xxx ( 09/02/2009 07:59)
sambory rangahy i Ravalomanana nampitifitra sy Andry TGV nitondra ny olona teny an ! Izay ihany no fanafodin'io !
5. tsiafoi1 ( 09/02/2009 08:06)
TSY RA-8 no diso, TSY i ANDRY no diso, fa ny MPANDIKA-LALANA no DISO

Romains 6 : 23
"Car le salaire du péché, c'est la mort"

1 Jean 3 : 4
"Quiconque pèche transgresse la loi, et le péché est la transgression de la loi".
6. xxx ( 09/02/2009 08:10)
Io no voalza ao @ Rom 3. 10 hoe "Tsy misy marina na dia iray akory aza"
7. tsiafoi1 ( 09/02/2009 08:20)
TSY RA-8 no diso, TSY i ANDRY no diso, satria samy tsy nanafika lapa izy roalahy,.... fa ireo MPANDIKA-LALANA no DISO :

Romains 6 : 23
"Car le salaire du péché, c'est la mort"

1 Jean 3 : 4
"Quiconque pèche transgresse la loi, et le péché est la transgression de la loi".

SAINGY azo raisina ho toy ny zaza ara-politika ihany ireo vahoaka ireo, ka manana ny anjara-fahadisoana lehibe ao anatin'izao, ireo Ray aman-dReny politika izay mpiahy sy mpitantana azy ireo (Non assistance des personnes en danger)!!!! Efa fantatr'izy ireo ny zavatra niandry ireo zaza ara-politika ireo, anefa de namporisihiny ihany sy narobony ihany.
8. ninimalala ( 09/02/2009 08:25)
TSOTRA LOZAN'IZAY NAHATONGA NY FANAFITOHINANA ONY DE DINIHO HOE IZA NO NANAFITOHINA TEO AMIN'NY FIRENENA
9. yvonKEL ( 09/02/2009 08:31)
nahita tsara mihitsy ny reportage ny zava nisy teo a/tsirohitra za fa ireo mpioko nanenjika ireo mpitandro filaminana rehefa niala teo @ shoprite ny jeneraly dolin.namonjy nirohotra vers palais ka teo no raikitra ny tifitra satria vonona ny handroba sy hamotika ireo oul ireo. manaraka izany lazaina fa tanam-polo eny ekeko ireo oul fa tanam-polo nahavita nandoro sy namotika zavatra maro ary namoizana aina 40 mahery ka aza de faly mihinana am-bolony ry malagasy havana . tsy maintsy ireny no zava misy rehefa manafika palais presidentielle.
miasa f'aza lany andro mamono tena
soratra @ tsangam-bato tsy ahavel ny havanao sy ahazahoana vola hamelomana ny ankohonana
10. xxx ( 09/02/2009 08:33)
TSY RA-8 no diso, TSY i ANDRY no diso, satria samy tsy nanafika lapa izy roalahy,.... fa ireo MPANDIKA-LALANA no DISO :

Odrriiiiiyyyyyy zany fisainana e!!!!!! Tsy midika ve izany fa avelao i Ra8 sy Andry hanao izay ataony fa ireo VAHOAKA nanaraka azy no GADRAO fa DISO satria nananika lapa???Aoka letsy, mifangaro be le fivavahanao sy ny politika fa tandremo.
11. ARINOFY ( 09/02/2009 08:37)
Amafisiko ny teninao ry yvonKEL fa raha tanam-polo ve de ahavita handoro automobile ny police?Raha tafiditra tao ireny de tsy maintsy may A/rohitra.De inona zany no vakoka mba ho an'ny A/rivo.
12. ragaldybe ( 09/02/2009 08:37)
raha tsisy mpitarika ny vahoaka v hisy ho faty
iza no nitarika azy
raha tsy nisy nanome baiko ve ny miaramila afaka hitifitra
iza no nanome baiko azy

izay ihany ny ahy
13. xxx ( 09/02/2009 08:46)
raha tsisy mpitarika ny vahoaka v hisy ho faty
iza no nitarika azy
raha tsy nisy nanome baiko ve ny miaramila afaka hitifitra
iza no nanome baiko azy

izay ihany ny ahy

Toy ny fisainananao Ragladybe no tokony hitondratsika vahoaka ity rahaharaha ity. Fa raha mbola misy miandany @ Ra8 sy Andry dia tsy hiisy farany ny valifaty eto M/car

TONGAVA SAINA RY MALAGASY
14. xxx ( 09/02/2009 09:09)
xxx:

TSY RA-8 no diso, TSY i ANDRY no diso, satria samy tsy nanafika lapa izy roalahy,.... fa ireo MPANDIKA-LALANA no DISO :

Odrriiiiiyyyyyy zany fisainana e!!!!!! Tsy midika ve izany fa avelao i Ra8 sy Andry hanao izay ataony fa ireo VAHOAKA nanaraka azy no GADRAO fa DISO satria nananika lapa???Aoka letsy, mifangaro be le fivavahanao sy ny politika fa tandremo.

raha samy diso i ra8 sy tgv dia i ratsy iraka sy pierot rajaonarivelo izany no marina eh lazao izay tena marina

:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
15. vahiny2004 ( 09/02/2009 09:15)
Ny mahagaga anie hoe i Dolin miaramila mahalala tsara hoe ahoana izany zone rouge e, dia maninona no mbola entina eny ilay olona !! Fantany izany izay notadiaviny ka inona indray .

Efa nitranga t@ 10 aout ny toy izao, asa na efa teraka na tsia ireo olona niakatra teny Ambohitsirohotra t@ izany 10 aout 1991 izany na tsia fa dia mahagaga fa dia mbola nandeha ihany ... sa nahazo toky betsaka t@ Dolin sy TGV ? Dia zareo nefa taiza ? Dia zareo naninona ????
16. Noue ( 09/02/2009 09:18)
Le Génocide projeté par Andry Rajoelina et les politiciens RATSIRAKISTES.
L’effectif des manifestants sur la place du 13 mai diminue à vue d’œil. Les gens, manifestement, ne sont pas d’accord avec l’auto-proclamation de Andry RAJOELINA le samedi 31 janvier 2009.
Andry Rajoelina et les politiciens RATSIRAKISTES vont donc changer de tactiques et essayer d’avoir les fans de l’artiste Rossy pour augmenter le rang des manifestants.
Mais pire, ils vont faire le forcing, et amener leurs milices armés et les innocents à attaquer les zones rouges comme Ambohitsirohitra , Mahazoarivo et Iavoloha ( palais présidentielle) pour affronter les militaires.
Ils sont actuellement en train de préparer ce bain de sang. Andry Rajoelina, lui-même a déclaré sur la place du 13 mai que les étrangers et les tananariviens ne doivent plus sortir de leur maison à partir de ce moment. L’Ambassade de France ne cesse d’envoyer des SMS pour les ressortissants français dans ce sens ( bizarre)
C’est dommage, un jeune homme qui se fait salir les mains par le sang de ses compatriotes uniquement par la soif du pouvoir. Les politiciens Ratsirakistes, aidés par un pays que vous connaissez, vont profiter de ce bain de sang pour prendre le pouvoir. Ravalomanana et Rajoelina seront purement et simplement écartés de l’histoire.
Où est la démocratie dans tout ça ? Malgache , lève toi, notre pays n’appartient pas aux Ratsirakistes et au pays qui est derrière eux.
17. xxx ( 09/02/2009 09:32)

SPAM==> corbeil===> Effacer===> OK =)) =)) =)) =)) =))
18. RAREM ( 09/02/2009 10:25)
Marina le hafatra eo ambony mba tongava saina daholo @ zay.

Efa mivoka tsikelikely zao ny secretn'ny TGV rehetra hay 266 milliards fmg no nomen'ny Ratsiraka a'nlery de mahasahy manaonao foana tahaka io.

Ny olona hoetina hatao sorona ho vonoina anefa efa fantatra fa zone rouge io, en plus fanonganam-panjakana no atao koa nahoana moa ny Emmonat no tsy hitifitra ?

Fantatrareo ve fa ef nisy basy nozaraina t@ asabotsy hariva tany @ injet? zay vao tena hiparitaka ny ra manomboka, efa voaomana daholo anie izao e!

Ny mampalahelo fotsiny ny vahoaka tsy mahalala zay ahahafaty azy no ataonao sorona. De mody mitomany de manozona, fa ny tena marina hivaly @ taranakao ry TGV reny ran'olona rehetra latsaka ireny.

Ireny mantsy le nomena 75 000 fmg par jours (koa aiza no misy olona higreve foan zany raha tsy omena vola?)

Apidirina ao @ palais des sports mahamasina le razana de hitehafan TENA FANDATSANA zany raha tsy fantatrareo.

TGV daholo no namoaka izany vaovao zany raha tsy fantatrareo
19. njara2007 ( 09/02/2009 11:40)
Aza mitapitapy ry zalah; Refa namono olona aloha d diso fa tsy hoe i TGV ry eh; TGV aroa eh. Raha mafy b sy tena henjana lisany avereno ny ain'ireny olona ireny. D ho hitantsika eo moa zany hoe Fiomban'lisany an-dra8 hatramin'ny farany izany. fa ny fantatro tsy mbola nisy Mpamono olona tavela izany teo. Ary raha tenin'Andriamanitra ry zandry no hijustifien'lisany ny mahamarina an-dra8 aza ampidirana am'zany ny Atray fa fanimbazimbana izany a. ^^
20. xxx ( 09/02/2009 12:29)
KA MANINA RAHA AVERIN'i njara ny ain'izy ireny satria ianao no tena marina sy mahalala ny marina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1044