Tongava saina @ zay, mba tsy hisian'ny toy izao intson eh...
21. njara2007 (
09/02/2009 12:55)
Tsy misy miteny ho marina ange eto eh.... Fa mahagaga le logique; aleo ho faty any ve no tokony ho valinteny? Trop zany, tena trop. Malahelo kosa aho raha ny Malagasy iray tanindrazana amiko no vonoina sy atao massacre ôtr'ireny eh... Ny filohanareo ngeh milaza fa mpivavaka eh!!! Ary raha henjana hoaa nareo ndana milanja Sora-baventy eraky ny tanàna d mivondrona milaza hoe:" Misaotra Président fa nandray andraikitra enao a! hadalany no nanao ireny" raha tsy izany ihetsika foana izahay. Ary maninona koa ianao no mbola miafina ao ambadiky n'ny hoe xxx fa tsy vitan'ny hoe Adresse IP fotsiny. tel président tel peuple ah