an'iza no faute?

1. zama91 ( 07/02/2009 20:07)
mahagaga ,tsy hoe pro ra8 akory fa mba manontany tena hoe an'iza no faute ,i TGV saika hametraka ny premimier ministrany eny ambotsirohitra ve sa Ra8 nisakana ny tsy hidinan'ny vahoaka eny ?
novalian'i marozevo ny 08/02/2009 13:26
2. rabingogilabanga ( 07/02/2009 20:12)
miverena 2002, an'iza ny faute an-dratsiraka, sa ny an'i autoproclamé

miverena @ 1991: an'iza ny faute ratsiraka nitifitra, sa i zafy nilahatra ampilaminana

ka izao TSY AFAKA NY HILAZA IANAREO HOE DISO RATSIRAKA, FA MARINA RAVALO, nefa samy mitovy ny nataony SOYEZ LOGIQUE ENVERS VOUS-MÊME

AU MOINS milaza isika hoe marina ny an-dratsiraka sy ravalo, dia mba logique ny raisonnement-nareo
3. Noue ( 07/02/2009 20:13)
fa fanjakan'ny baroa nga izy ity no oe ande aho hametraka ny minisitra zay tiako hapetraka ao eee ??? dia hi-s'otoproklamé koa oe izaho no president ????
4. xxx ( 07/02/2009 20:13)
ra8 nareo iny no diso, tsitraponareo no nifidy azy.................................lol.
5. flodine ( 07/02/2009 20:15)
non, ka tsy tokony hitifitr toy ireny anie ny policy e,
6. rabingogilabanga ( 07/02/2009 20:22)
Raha ilay olona nampitifitra no tena sûr @ zavatra nataony, ary sûr fa manana ny marina izy dia tsotra, et s'il est un homme dia tsotra :

tokony HILAZA NY ANARANY IZY? ary hi-ASSUMER NY ACTE HOE : LOGIQUE, s'il tire dans le tas,

SOYEZ RESPONSABLE. ET ASSUME
7. zama91 ( 07/02/2009 20:24)
raha araka ny hevitro tokony efa efa ela no nosamborina i tgv ary tsy tokony hitifitra ny vahoaka antanamplono ny police au moins mba nisy ny canon a eaux,
8. Andribe ( 07/02/2009 20:28)
ARY RAHA VONOIN OLONA TEO RY ZALAHY DE LASANY NY BASY DIA AHOANA HOY IANAREO RAHA TSY NITIFITRA IZY. SADY TSY MANANA CANON A EAUX ZANY NY MIARAMILA FA KILALAONJAZA IZANY HONO
9. xxx ( 07/02/2009 20:32)
ka raha mahavidy avion 60Million d'euros ve dia tsy ahavidy canon d'eaux ,avoay le sosy aloha
10. Andribe ( 07/02/2009 20:35)
KA LE SOSY MBOLA HANINA ALOHA SADY KALY BE KO :-D :-D :-D
11. xxx ( 07/02/2009 21:06)
zama91:

raha araka ny hevitro tokony efa efa ela no nosamborina i tgv ary tsy tokony hitifitra ny vahoaka antanamplono ny police au moins mba nisy ny canon a eaux,

Raiso ny andraikitrao léZama ,manamboara canon a eaux avec les moyens du bord dé omeo izay tokony hampiasa azy .

12. Zazala ( 07/02/2009 21:15)
Maro ny system fandravana ny filaharana misy ary tokony hanan'ny fanjakana rehetra. Ny canon è eau, ny bala fingotra (balle caoutchouc), grenade lacrymogène fa tsy tokony hitifitra hahafaty olona mihitsy na mampiasa balle réelle zany.
13. titix ( 07/02/2009 21:54)
Raha ny hevitro dia samy manana fauteSSSS. Fa ny tena mampalahelo dia ny mora hakan'ny mpanao politika (izay fantatsika rehetra fa tsy "ory" @fiainana na misy aza ny crise) ny fon'ny vahoaka TENA mihamahatra. Anton'izany: atao hevitra hakàna toerana nefa ny farimpiainana tsy miakatra fa mifanohitra foana.


Za tsymitovy filoham-mpirenenana, tsy mpanohitra, ary tsy nanao, tsy manao ary tsy anao politika.


Fa tena mampalahelo ny fiainan'ny malagasy mitovy amiko(izay maro anisa ny tena mahatra).


Mino zato isanjato aho fa isika miresaka eto dia manana sy misy hàrapàka rehefa naona.



Fehiny: maninona no mifandatsàndrà isika??????


Courage be ho any vahoaka malagasy any an-tanàna.
14. marozevo ( 07/02/2009 23:01)
Antsika nifidy anRA8 sy nifidy an-dRatsiraka ary nifidy an'i Andry ny fautes, Tompoko ô.
15. heidi ( 07/02/2009 23:09)
famaizana daholo izany e!
tsy tokony hiteteteta na tia mi provok ny fanafodiny
ny polisy mandray ny andraikiny :P
rehefa mitady hanao jiolahy tsy ho voafehy dia tofirina
16. marozevo ( 07/02/2009 23:22)
Fa ny mahagaga dia tsy misy voakasika ireo lohalaharana. Sao dia mba tetika hafa ary ity ry zareo a. Tsy haiko aloha fa za vahiny e
17. zama91 ( 07/02/2009 23:28)
taiza avy ireo lazaina fa mpanohitra no tsy hita en premier liste? mahagaga sa atao tohatra fiakarana fotsiny ve le vahoaaka efa aty ambany .tsy rariny kosa eh
18. xxx ( 07/02/2009 23:33)
xxx:

ka raha mahavidy avion 60Million d'euros ve dia tsy ahavidy canon d'eaux ,avoay le sosy aloha



ka ilay canon a eaux anie tsy manome sakafo é
19. marozevo ( 07/02/2009 23:38)
Fa le avion ve manome sakafo ? Sakafo ho an'iza koa anefa aloha ?
20. xxx ( 07/02/2009 23:54)
normalement tsy azo aleha eny ambotsirohatra nefa ny presidant tvg nazmetraka ny misitrany teny ,donc ny olona rehetra izany samy afaka mametraka ny gouvernemantany avy izany .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3582