an'iza no faute?

21. xxx ( 07/02/2009 23:55)
izaho koa aloha mba prsident de DJ eto @ tananana eh :P :P :P :P :P :P :P :P :P
22. titix ( 08/02/2009 00:08)
marozevo:

Fa ny mahagaga dia tsy misy voakasika ireo lohalaharana. Sao dia mba tetika hafa ary ity ry zareo a. Tsy haiko aloha fa za vahiny e





Tsy vahiny ianao. Madagasikara sy ny mponina tsy vahiny. Amin'ny tohe-javamisy amin'izao fotoana izao(ara-politika). Ny politika amiko dia maloto daholo, na iza na iza mitondra firenena(tsy misy politika madio, na aiza na aiza eto ambonin'ny tany).



Ka mpanao politika(manana ny harovany), na mpanosika tsotra, na olon-tsotra(tsy ambony tsy ambany), na mijaly ara-mpivelomana(vahoaka madinika mahatra'ias izay maro an).





Fehiny: any anaty birao fandatsaham-bato, ny mpitondra iray sy madinika iray; mitovy lanjan'ny vato any anaty vĂ ta rehefa misy ny fifidianana filoha.




Mahereza ry gasy mitovy amiko


23. kalovavy ( 08/02/2009 10:24)
Za de mahita kely fandehan-javatra, isika, fa misy tsy mety ataony mpitondra ty firenena ity , de angina fotsiny ihany zany
24. ni81 ( 08/02/2009 11:06)
ny mangina volamena e
25. heidi ( 08/02/2009 11:29)
22. Mpandefa : kalovavy [ Valio ] 08-02-2009 11:24:42
Lohateny : Re : an'iza no faute?
Za de mahita kely fandehan-javatra, isika, fa misy tsy mety ataony mpitondra ty firenena ity , de angina fotsiny ihany zany


afaka mitatata fa tsy mandroba manapotika mandoro manafika mihetraketraka
26. MANAKASINA ( 08/02/2009 13:14)
amiko dia diso dahlo izay rehetra nandray anjara t@ ireny omaly ireny
- ra8,fa naninona no namono olona, mitifira, noho ny seza
-tgv sy ny tariny maninona no olona entinareo ho tifirina eny @ zone rouge ny olona, noho ny sezanareo ve?
- vahoaka maninona ianareo no maniky ho entin'olona ho vonoina
RY MALAGASY HAVAKO AZA METY INTSONY ATAO SORONA
27. marozevo ( 08/02/2009 13:26)
Fomba fiteny fotsiny anie le hoe "za vahiny". Tsisy vahiny tokoa eo fa samy nahalala hoe zava-doza ny miakatra eny. Izany no tsy nandehanako teny. An'iza ny fahadisoana... Minoa ahy ianareo fa misy hery hafa mi-orchestrer an zalahy ireo koa... Sa tsy mino an'izany ianareo. Tsy hery miafina anefa fa olona toa antsika izao ihany, saingy manina ny tsy azony hatrizay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0759