taona 2009

1. kantolalaina ( 08/02/2009 07:35)
nanantena fiainana tsara isika t@ fin d'année 2008 kanefa ndrisy mantsy ry namako fa zao sisa e!
viva ve no ho sokafana dia coup d'etat no atao sady mampihomehy fa ataondry zalahy kilalao ny fametrahana PDS andao koa isika mba hametraka e!!
:-D
: :-D
be lazao daholo ireo ry zareo a! ny tsaho no betsaka sady tsy misy manaiky diso e! tsy aleo ve mampiaraka any aminy sisiny toy izay hiady aminy enjana dia matimaty foana e! :evil:
misy maty foana ange isika raha voa mitola e! koa inona no atao eny , zahay aloha mbola tena hanao la vie foana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1801