ZONE ROUGE

1. Noue ( 07/02/2009 17:23)
iza no tsy mahafantatra zany oe ZONE ROUGE zany ? raha mahita soratra ve ianareo oe ZONE MILITAIRE na oe MISY ALIKA MASIKA ato dia mbola hidirana ihany eee ??

nahoana no nampirisihina ny andinin'olona hi-franchir an'io zone rouge io nefa i tgv aza tsy tany akory ? mba midika inona moa zany ee ???
novalian'i heidi ny 07/02/2009 22:37
2. heidi ( 07/02/2009 17:31)
ka zay manaiky hamporisihina ho faty faty foana no vendrana tokony hisaina,
tsy mahalala hoe ataony tgv fitaovana fotsiny izy faly ery hotroni'nny mpisolelaka azy fa ny mpisolelaka no maty maty am adalàna.
3. xxx ( 07/02/2009 17:31)
io lé tsy fisainana sy tsy mahay maka lesona hatra@ zay, film efa mpande foana!
Asa zay manana ny kabary nataony ra-Andry teny @ 13 mai androany ny nilazany fa haka ny lapa izy!!izy no tompon'andraikitra voalohany!!
Hita mihitsy ny maha mpamono olona azy fa izy tsy niakatra teny akory fa ny olona no nasisiny!
4. heidi ( 07/02/2009 17:38)
DE http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m498db5b8f300d ny vokany, izaho tsy mitsetra ny olona tsy mahalala ny hahafaty azy mitsy aloha ny zazakely aza mahalala hoe ny danzé ho aazy sy ny tsy danzé
5. Andribe ( 07/02/2009 18:21)
FILM EFA NANDE OAAAAAAA ELOKOPTERA SISA DE MITOVY TANTERAKA :evil: :evil: :evil: :evil:
6. diamondra27 ( 07/02/2009 18:23)
Noue: tokony nazavainareo mialoha ihany ilay izy fa mety olona tsy mahalala an'izany ireo

mety zavatra hafa no nampanantenaina azy

dia hazavao eto ihany fa sao mbola miverina ihany ny toa izao


dia tsidio kely ndray aloha le blog-ko atsy ambadika atsy fa mba tia hampita ny histoiren'ny mada za ao sy ireo zava- nitranga androany
7. diamondra27 ( 07/02/2009 18:24)
sady mba miara mihira ny zanahary o tahio ny tanindrazanay isika amin'izay :wink:
8. Noue ( 07/02/2009 18:33)
zao eee ! ny zavatra tena mampalahelo dia namporisihina ny vondron'olona (nataoko oe vondron'olona satria teo tsy nahatratra 20 000 personnes) donc , namporisihina ny vondron'olona handika ny lalana !! handika oe mandehana ihany ianareo mi-affranchir an'io zone rouge NEFA I TGV TSY NIARAKA TAMIN'IREO OLONA IREO AKORY ! nahoana no atao anzany ny olona eee ???
henoy kely ity
http://www.france24.com/fr/comment/reply/3734021

ary ny zavatra voalaza ao dia ce ne sont pas des manifestants mais des pilleurs
http://www.france24.com/fr/comment/reply/3734021
9. zandikely ( 07/02/2009 18:34)
TENA TAFINTOHINA NY TENA MAHITA NY FILAZAN'NY SASANY ATO FA HOE ZONE ROUGE E! TSY MIDIKA VELIVELY FA AZO TIFIRINA NY OLONA MANDIKA ZONE ROUGE. OLONA TANAM-POLO NO ENTINY DIA EFA FITIFIRANA NO ATAO OLONA

POLISY MPAMONO OLONA, NA DIA ZONE ROUGE AZA, TSY NY FITIFIRANA OLONA NO MAHAMAIKA AZO ATAO MANAPARITAKA IREO OLONA IREO AMIN'NY GAZ LACRIMOGENE, NA RANO, NA BALA CAOUTCHOU

TOKONY MIALA IZAO DIA IZAO NY TOMPON'ANDRAIKITRA NA POLICE NA GENDARME SADY MPAMONO OLONA, ZANY VE NAMPIANARINA NY POLICE ANTI-EMEUTE ANY MADAGASCAR

10. Noue ( 07/02/2009 18:38)
ary naninona no nalefa tany ireo olona ireo nefa i TGV AZA TSY TANY eee ?????? midika inona zany @ nao ????
11. ifiona ( 07/02/2009 18:39)
tena malahelo ny fo mahita ireo zava mitranga any Dago. :(
tsy hitako loatra zay ambara aloha zao fa mbola tankina tanteraka fa dia manantena ny hisian'ny fitiavana vahaolana miaraka eo @ izy roa tonta sisa satria raha ny fitondran-tenan'ireo malagasy sasan-tsasany d'efa tsisy azo antenaina intsony e.
12. xxx ( 07/02/2009 18:39)
TENA TAFINTOHINA NY TENA MAHITA NY FILAZAN'NY SASANY ATO FA HOE ZONE ROUGE E! TSY MIDIKA VELIVELY FA AZO TIFIRINA NY OLONA MANDIKA ZONE ROUGE. OLONA TANAM-POLO NO ENTINY DIA EFA FITIFIRANA NO ATAO OLONA

POLISY MPAMONO OLONA, NA DIA ZONE ROUGE AZA, TSY NY FITIFIRANA OLONA NO MAHAMAIKA AZO ATAO MANAPARITAKA IREO OLONA IREO AMIN'NY GAZ LACRIMOGENE, NA RANO, NA BALA CAOUTCHOU

TOKONY MIALA IZAO DIA IZAO NY TOMPON'ANDRAIKITRA NA POLICE NA GENDARME SADY MPAMONO OLONA, ZANY VE NAMPIANARINA NY POLICE ANTI-EMEUTE ANY MADAGASCAR
ka toy izao ihany no niseho t@ 91 fa ny olona dia mafy hatoka e! Tsy mba fay fa ny mpanana ange mitsoaka fotsiny daholo avy eo e!
13. ifiona ( 07/02/2009 18:40)
ifiona:

manantena ny hisian'ny fitiavana..." vahaolana



ps: azafady, fitadiavana mantsy e
14. Noue ( 07/02/2009 18:41)
marina dia marina fa tsy tokony nitifitra ireo polisy saingy NANINONA NO NALEFA TANY IREO OLONA SADY NY MPITARIKA TSY NANARAKA AKORY ?????
15. Andribe ( 07/02/2009 18:49)
tokony tany lery fa tsy vaky le tao amin ny palais tsy nahavoa le bandin i andry tgv mitana basy tsy mahay mitifitra de rava =)) =)) =)) =)) =)) sady lana bala ny malaky mikozin i lery
16. xxx ( 07/02/2009 19:00)
Andribe:
tokony tany lery fa tsy vaky le tao amin ny palais tsy nahavoa le bandin i andry tgv mitana basy tsy mahay mitifitra de rava sady lana bala ny malaky mikozin i lery

Izao zavatra mitranga izao dia mapihomehy an'ity voan'ny andribe ity. Mampalahelo
17. Noue ( 07/02/2009 19:26)
zandikely:

TOKONY MIALA IZAO DIA IZAO NY TOMPON'ANDRAIKITRA NA POLICE NA GENDARME SADY MPAMONO OLONA, ZANY VE NAMPIANARINA NY POLICE ANTI-EMEUTE ANY MADAGASCAR
ny olona nanosika ny sasany handika lalana no tokony halana eee ! sady mahay manadio tena nefa


18. xxx ( 07/02/2009 19:37)
hoy zandikely
OLONA TANAM-POLO NO ENTINY DIA EFA FITIFIRANA NO ATAO OLONA


tadidio fa olona tanam_polo koa no nanafika sy nandoro ny magazay rehetra eraky Madagasikara!! nefa jereo ny zava_bitany!! potika sy rava antananarivo no izany!! dia tsy rariny ve raha mitifitra ny polisy satria olona antanam_polony tady andrava fitondrana??
19. Noue ( 07/02/2009 19:54)
Naninona moa ny olona no nandika io lalana io oe tsy azo atao ny mi-affranchir io zone rouge io eee ??

satria zao ny antony eee


TGV leur a tellement ressassé que l’ensemble des services d’ordre était avec lui !! Que les soldats étaient avec lui hany ka ireo vondron'olona nanaraka azy dia NATOKY SY NINO AZY ary raha natoky sy nino azy ireo olona dia mazava oazy fa NINO RY ZAREO FA AZO ATAO TSARA NY MI-AFFRANCHIR IO ZONE ROUGE IO ARY TSY HISY OLANA !! DIA INONA TOKOTRANY NY NATAON4IREO OLONA ?????
20. rabingogilabanga ( 07/02/2009 20:08)
A°-ny principe ny force de l'ordre, sy ny police anti-émeute dia :

-FAIRE MOINS DE DEGATS POSSIBLE

B- ny principe ny miaramila miady @ fahavalo:
- FAIRE PLUS DE VICTIMES

C- mila nanao 60 à 100 morts ve ny miaramila ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0444