A.D.N

1. TWING ( 06/02/2009 13:12)
fa kay ve oa i ra8 sy TGV mpianaka e

TGV sy Sarah efa niteraka an ilay lazaina oe zanaky ra8 faralahy iny.

natsangan i ra8 iny zaza iny.

Izany no nahatonga an ilay antso mikasika ny ADN sy ny lalana fa tsy tokony tsy hanandray ny ankizy ireo fa azo enjehina izay lehilahy niteraka ka nitsoaka.


raharahampirenena ve sa fianakaviana sa orin asa?

hita eo
novalian'i xxx ny 06/02/2009 13:51
2. xxx ( 06/02/2009 13:51)
Ny adin'alika tsy vitan'i Ra8 sy tgv tany anelakelatrano tany tsy tokony hankorotanana firenena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1161