vôtery hivady ve rehefa miaraka....?

1. xxx ( 06/02/2009 10:38)
vôtery hivady ve rehefa miaraka ....? LAHY SY VAVY io no resaka.Couple!
Raha oui de pourkoi! raha non de poukoi kou!

c'est parti
2. paiso ( 06/02/2009 12:01)
Tsy voatery ho lasa mpivady fa miankina amin'ny anjaranao ihany io fa na izany aza anefa dia miankina amin'ny fifankatiavan'ny olon-droa ihany io raha hainy tsara ny mikolokolo azy tsy maintsy manana tanjona an'izany izy ireo hoe hivady any aoriana. Fa io kou anie ny faniriana an'ny olombelona fa ny lahatra an'Andriamanitra ihany e; ra ny faniriana ve tsy ny hoe ho lasa vadinao izay iarahanao eo e! mba tsy mivadibadika sipa kou amizay fa 1 ihany de ampy.

3. ari.malala ( 06/02/2009 12:12)
Rehefa miaraka ny olon-droa lahy sy vavy dia tokony manana tanjona mazava hoe hatraiza, dia eo no amaritana hoe aiza sy aiza ny lalana ary ahoana no ahatongavana @ iny tanjona iny. Noho izany, raha hoe hivady no tanjona dia miezaka ny tsirairay hanatratra azy. Marina sy mitombina koa anefa ilay hoe anjara ny fanambadiana, nefa matetika dia ny olona iany no manao ny anjarany. Ilay hoe voatery tsy tiako loatra satria zavatra teriterena izany tsy tsara! Mandeha @ sitra-po sy fitiavana ny zava-drehetra. Noho izany tsyvoatery hivady rehefa tsy mifankatia, fa afaka mivady raha tena samy tia.
4. lovelyri ( 06/02/2009 12:13)
ts vôtery fa zay fôna no fanirina refa mba hiaraka am olona 1 hoe hanapitra ny fiainana miaraka amin'io olona io refa zay ve ny anjara de ekena fôna na mivady na ts mivady
5. ni81 ( 06/02/2009 12:23)
Raha ny faniriana dia ny hivady no tanjona rehefa miaraka, nefa misy ny tsy tanteraka ary misy ny tanteraka. Olona maro no efa niharan'izany teo @ fiainana.
Fa tena misy koa anefa olona manana tanjona hoe: hiarakaraka fotsiny fa tsy hivady. Iny moa dia safidiny ka samy manao izay mahamety ny azy ny tsirairay.
6. ari.malala ( 06/02/2009 12:50)
ni81, ilay miarakaraka fotsiny akia tsy mety amiko ka! mifanimba sy mifandany zara fotsiny!
7. Itovoary ( 06/02/2009 13:06)
Raha niaraka t@ olo-tianao ianao de inona no mba fanirianao hiarahana aminy?de ny mba tanjonao araka ny voalazan'ny namana rehetra etsy ambony?, anjaranao ny mamaly io fanontanianao io satria ny tsirairay de samy tompon'ny fiainany, fa raha ho ahy manokana de matoa iarahako ilay olona de noho ny fitiavana izay ary ny hiaina mandrakizay miaraka aminy no faniriana donc fanambadiana no hiafarany.
8. fahamarinana ( 06/02/2009 13:09)
:arrow: Tsy fantatro aloha izay hevitrareo fa za rahateo efa ramama no vieux jeux rahateo fa amiko efa mpivady ,eny na tsy vita ara-pomba ofisialy aza,rehefa miara-mipetraka...misy betsaka na tsy vita mariage civil aza dia maharitra,misy vita nefa 1 taona dia samy rava....fa dia araka ny safidin'ny tsi11 sy ny fandraisany ny ho aviny sy indrindra hoe inona no mety aminy : ara-piaraha-monina,ara-pianakaviana,ara-pinoana ,sns..sns...
ari :ny olana monja dia tsy hita taratra aloha na tena izy na sarisary ilay manoloana antsika.Fa dia manana finoana fa tsy adala ny ntaolo nilaza hoe " ny vodi-tsobika aza hono mana-tandrifiny "...:) (l)
9. lilbon ( 06/02/2009 15:02)
tsy voatery hivady raha tsy te hivady
fa raha samy tia anefa de mifanao voady fa hiaraka mandrakizay ! raha toa ka mis 1 nefa tsy te hiaraka mandrakizay aminareo de mety hoe resaka sexe na misy resaka hafa zany
fa ny tsara de mifanambady de am zay mis kokoa ny confiance
10. Mirananirina ( 06/02/2009 15:08)
Tsy voatery hivady ny olona rehefa miaraka.Misy aza efa miteraka firy,manajafikely nefa mbola tsy mivady ihany.nefa anie dia sahala aminy mpivady ihany izy satria miteraka,miaramipetraka
11. ikaretsaka ( 06/02/2009 15:22)
rehefa tiana ho serieux de mivadia fa rehefa mbola hirevy aza mbola
12. xxx ( 06/02/2009 15:27)
ikaretsaka>>> zay le oe faut pas compliké la vie!! zay mi-compliké no sahirana!
13. heidi ( 06/02/2009 16:04)
xxx:

vôtery hivady ve rehefa miaraka ....? LAHY SY VAVY io no resaka.Couple!
Raha oui de pourkoi! raha non de poukoi kou!

c'est parti



raha sendra nifanojo ny fitiavan'izy roa..... ilay bandy ni zesita be tam vlou hoe miaraka fotsiny fa tsy misy but hoe mariazy na miray trano,
taty aoriana ilay bandy ndray no mila vaniny am lay sipa fa andao amzay hono hiray trano hivady satria tsy mahatanty ny fisarahan-toerana ry zareo
ny tiko hahatongavana dia raha mahery ilay fitiavana dia ilay fitiavana mahery vaika no manosika ny roa tonta iray trano na hivady.....
FA TSY VOTERY hoe miaraka de tsy maintsy hivady, raha tsapan'ny roa tonta fa tsaratsara kokoa ny miray trano sy mivady dia tanterahana izany...
HUMMMMM! mamy any zany

14. ikaretsaka ( 06/02/2009 16:15)
fa raha hoe hibikina sy ny sisa dia tsaratsara ho an'ny akizy sy ny tombotsoa kokoa ny mi declarer na civil aza.. njary very ny volanjaza, lova sns...
15. ni81 ( 06/02/2009 16:25)
fa raha hoe hibikina sy ny sisa dia tsaratsara ho an'ny akizy sy ny tombotsoa kokoa ny mi declarer na civil aza.. njary very ny volanjaza, lova sns...
zay koa mbola fanampiny :)
16. heidi ( 06/02/2009 16:27)
BETRAKA NY soipa bikina tsy fanahy inina votery tsy maintsy mivady isy sy ilay bandy satria hono bikina ra sipa anefa ndraindray tsy maharitra ilay fanambadiana fa otran'ny mariazy forcé ihany satria hono bikina lay sipa....
17. ikaretsaka ( 06/02/2009 16:33)
heidi> de very ny tombotsoan le zaza ( avy amin-drainy) rehefa avy eo ... nefa sitrany ahay :-D
nefa raha mivady ka mi devorsa de afaka mangataka aide paternel na maternel aza sh'aveo mba $ miditra
18. heidi ( 06/02/2009 16:43)
tsy azoko ilay hoe tombontsoan'nilay zaza avy amindrainy ry le ika fa hazavao an! :°)

saodé io lazain'i ika io aza ilay fikafika n'ilay oul fatako izay, ny hiterahana mba hahazoana fanampiana ra-bola avy am fanjakàna..... NDAYYYYY e! tsary mamely zany.... :^) :-D :-D :-D
19. pssid02 ( 06/02/2009 19:54)
vo miaraka ny olon-droa mifankatia na tsia dia mbola mifampizaha toetra kalo, ka ny fifankahalal'izy roa tsara avy eo dia mampiova zvtr bedebe, ao ny lasa tia nefa hitany to tsy mety ilay fiarahana, ao ny tia fa lasa tsy tia tsotr'zao fotsiny, ao kosa nefa ny tsy tia tambolohany ka lasa mitia kokoa, zany hoe maharitraritra (na tsia ho an'ny hafa) vo mipetraka aminy ilay faonntanina hoe"izy ve ilay izy"
20. ikaretsaka ( 06/02/2009 21:00)
heidi:


saodé io lazain'i ika io aza ilay fikafika n'ilay oul fatako izay, ny hiterahana mba hahazoana fanampiana ra-bola avy am fanjakàna..... NDAYYYYY e! tsary mamely zany.... :^) :-D :-D :-D


iiiiiio njinja


:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.167