vôtery hivady ve rehefa miaraka....?
21. heidi
(
07/02/2009 09:03)
tsy fitiavana te hanan-janaka indray izany fa fitiavan-tena sy fitiavambola
aie aie aie!
aie aie aie!
22. lilbon
(
07/02/2009 09:04)
tena amzao fotoana mazava zao ve dehoe bikina tsy hiniana?
zany bikina tsy hiniana zany zao mis fanafodiny dôl e!
fa tsy hoe hivady satriabikina le sipa tiana matoa vadiana angamba !
refa laony de misaraka de zay
zany bikina tsy hiniana zany zao mis fanafodiny dôl e!
fa tsy hoe hivady satriabikina le sipa tiana matoa vadiana angamba !
refa laony de misaraka de zay
23. heidi
(
07/02/2009 09:11)
mbola misy ka! ho an'ny olona tsy mihinana pillule sy tsy misatroka....
indrindra fa zaza tsy ampy taona dia voatery manambady ani'ny ilay bandy fa tsy eken'ny RaD ilay sipa....
indrindra fa zaza tsy ampy taona dia voatery manambady ani'ny ilay bandy fa tsy eken'ny RaD ilay sipa....
24. gabidemony
(
07/02/2009 16:50)
INONA AMINAO NY MAMPIAVAKA NY MIARAKA SY NY MIVADY ? elao ny any @commune sy ny any @fiangonana fa zavatra taratasy sy fandanina fotsiny ireny,fa ny eo @nare roa?
25. Mirananirina
(
08/02/2009 13:04)
hafa ihany kosa aloha ilay makany ampiangonana sy any aminy mairie e
26. ari.malala
(
09/02/2009 06:56)
ikaretsaka:
heidi> de very ny tombotsoan le zaza ( avy amin-drainy) rehefa avy eo ... nefa sitrany ahay :-D
nefa raha mivady ka mi devorsa de afaka mangataka aide paternel na maternel aza sh'aveo mba $ miditra
Raha resaka tompbontsoa ftsn no anambadiana aleoko iany otranà! amiko manoka,a (hevitro tsy mi engager afatsy zaho an) anisan'ny tombon-tsoan'ny ankizy ny fananana saina milamina tsy misy gidragidra... Raha toa mantsy ka hoe bevoka le vevavy d noho izay no antony nivadian'izy roa mazàna misy gidra lava ao antrano ary tsy milamina ny sain'ny ankizy, nef aio saina milamina io anisan'ny facteur iray lehibe ivelaran'ny saindry zareo... zà miasa, dc mahazo volan-jaza soamantsara zany ny zanako @ asako...
27. bounany
(
09/02/2009 09:59)
Re : vôtery hivady ve rehefa miaraka....?
Misy olona sasany misafidy ny hiarakaraka eny fontsiny fa tsy misy tanjona voafaritra fa juste mba te hankafy an'le mirôzirôzy sy miangolangola fontsiny: safidiny zay satria miankina amin'izy mi-sam ihany tsinona;
de eo indrindra amin'ny vôloan ry zareoa ohtra tsy mpieritreritra ny hivady mitsy fa juste hoe maba miaraka fontsiny kay rehefa tena miaraka de lasa raikitra lasa sérieux ihany le fiarahana de eo amin'zay vô misy an'le déviation makany @ route du mariage de eo amin'zay le tannjona;
Tratra moa le tanjona de arahaba so tsy trara de atao ahôna fa fiainana zany! tsy ny irina rehetra no azo! Ka noho izany de tsy vôtery hivady rehefa miaraka na ed te hivady satria.

29. kotobekibo
(
10/02/2009 19:19)
Tsy oblizé must voatery tsy maintsy mivady fa miankina @ feeling eo @ roa tonta fotsiny io 8)