DAMA(MAHALEO) tao @ RADIO ANTSIVA omaly .....
1. lemenakely
(
06/02/2009 12:45)
Anisan ny vahin ingahy ISMAEL RAZAFINARIVO tao @ RADIO ANTSIVA omaly ingahy DAMA .Ary nisy teniny iray izay nanaitra ahy manokana , hoy izy hoe:TSY TOKONY AMPIASAINA LAVA NY TENY HOE VAHOAKA !...ary maro ny mampiasa izany ho atao fanonganam-panjakàna
Ny hevitry ny hafa :?:
Ny hevitry ny hafa :?:
novalian'i xxx ny 07/02/2009 10:04
2. ifiona
(
06/02/2009 12:49)
marina zany, tsy ny rehetra akory no mpanara dia an'i tgv na i ravalo, zay lé lazain'ny sasany hoe majorité silencieuse.
moramora mantsy ny mampiasa an'ilay hoe "vahoaka" dia toy ny hoe dia tena tafiditra ao daholo ny mponina 17 millions an'i Madagasikara. :lol:
moramora mantsy ny mampiasa an'ilay hoe "vahoaka" dia toy ny hoe dia tena tafiditra ao daholo ny mponina 17 millions an'i Madagasikara. :lol:
3. BOYSGOSS
(
06/02/2009 12:57)
Manaiky ny tenako satria hoan'ny sasany mantsy na dia 5000 olona ary no manaraka azy dia vahoaka izany aminy .Amiko ny tena vahoaka dia ny maro an'isa mitovy firehena ka dominant izy raha hoarina @ hafa ary izay ilay hoe democratie = demos + cratos, izany hoe fitondram-bahoaka ka ilay maro an'isa nisafidy ny hitondra azy t@'ny alalan'ny ara-dalana ilay vahoaka, ka raha io eo @ 13 Mai io dia tsoriko fa mpitaribato vilam-bava ihany satria democratie no tadiaviny nefa ny ataony dia tsy democratie veively.
4. patrick2002
(
06/02/2009 13:17)
Amiko ny tena vahoaka dia ny maro an'isa mitovy firehena ka dominant izy raha hoarina @ hafa ary izay ilay hoe democratie = demos + cratos, izany hoe fitondram-bahoaka ka ilay maro an'isa nisafidy ny hitondra azy t@'ny alalan'ny ara-dalana ilay vahoaka, ka raha io eo @ 13 Mai io dia tsoriko fa mpitaribato vilam-bava ihany satria democratie no tadiaviny nefa ny ataony dia tsy democratie veively.:idea: :idea:
ho anao aza eh! mbola ny maro an'isa ve ny manaraka an'i ra-8 amin'izao ,ary ireo tonga eo @ 13 mai ihany ve no manohana an'i Andry TGV ????
Raha vao ny adverssaire no tsy miaro-tena fa manaratsy ny mpifanadrina dia efa en position de faiblesse izy izay ,izay no hita eo @ Andry TGV sy RA-8 amin'izao fotoana izao.Ka na i Andry na i ra-8 dia samy mety haka mesure extreme ,dia ny ady an-trano izany.
5. lemenakely
(
06/02/2009 14:05)
ifiona:
marina zany, tsy ny rehetra akory no mpanara dia an'i tgv na i ravalo, zay lé lazain'ny sasany hoe majorité silencieuse.
moramora mantsy ny mampiasa an'ilay hoe "vahoaka" dia toy ny hoe dia tena tafiditra ao daholo ny mponina 17 millions an'i Madagasikara. :lol:
Io moa izany raha ny fijeriko azy dia stratégies ANISAN NY TENY TENA MAHOMBY hisarihana ,hanaporofoana ny rariny ,tsy ny pôlitika ihany fa na any ampiangonana aza ohatra dia miteny ny mon pére na pasitera :ISIKA VAHOAKA MPINO TONGA ETO IZAO ...
Raha maditra ny zanaka iray ka hanarina dia hoe: IANAO MBA HENDRE FA TENA KOREHAM-BAHOAKA NY DITRANAO ..
Tokony ho jerena any @ AKADEMIA ao TSIMBAZAZA fa maro ny teny gasy mifonofono hevitra tsy mazàva ! :idea:
6. jiimm
(
06/02/2009 14:11)
javascript:emoticon(':wink:') :twisted: :arrow: :x :* :D :( :cry: :idea: :-P :-o ;-) ^^ :{ :^) Kimamani'ireto
7. lemenakely
(
06/02/2009 14:19)
jiimm:
javascript:emoticon(':wink:') :twisted: :arrow: :x :* :D :( :cry: :idea: :-P :-o ;-) ^^ :{ :^) Kimamani'ireto
Rehefa hita fa tsy lasa intsony dia mba aoka izay aoka izay..tsy ho lany anie ny toaka sy rongony fa mba aoka e e...
8. penguin
(
06/02/2009 15:00)
F'angah moa tsy samy mpanamoly daholo ny mpifamotsy nify eto ? =)) =)) =))
9. lemenakely
(
06/02/2009 15:04)
penguin:
F'angah moa tsy samy mpanamoly daholo ny mpifamotsy nify eto ? =)) =)) =))
Hiran i tpkl Ghaby (JENERALY) io ambony io e !...
10. nyavo2000
(
06/02/2009 15:12)
Ny vahoaka izany leity tsy 5000 a!
Ny fanaporofoana fa manana vahoaka dia NY FIFIDIANANA IHANY. Raha olona civilisé élisany d'izay.
Raha baribariana moa dia ny gidra ihany no atao.
11. lemenakely
(
06/02/2009 15:19)
nyavo2000:
Ny vahoaka izany leity tsy 5000 a!
Ny fanaporofoana fa manana vahoaka dia NY FIFIDIANANA IHANY. Raha olona civilisé élisany d'izay.
Raha baribariana moa dia ny gidra ihany no atao.
Manaiky aho raha tsy trafiquena , sy feno hosoka ilay fifidianana !..
12. xxx
(
06/02/2009 15:33)
io na misy fifidianana na tsy misy ny vahoaka d ny olona mipetraka ao Mcar fa tsy ao Antananarivo, eo @ resaka politika d rehefa olona mahafeno an'Ambohijatovo na 13 Mai na Mahamasina d lazaina fa vahoaka, d misy sahy miteny hoe ny tolona eto Mcar!! tokony hovana lé fomba fiteny!!
13. Andribe
(
06/02/2009 16:02)
ifiona:
marina zany, tsy ny rehetra akory no mpanara dia an'i tgv na i ravalo, zay lé lazain'ny sasany hoe majorité silencieuse.
moramora mantsy ny mampiasa an'ilay hoe "vahoaka" dia toy ny hoe dia tena tafiditra ao daholo ny mponina 17 millions an'i Madagasikara. :lol:
Nga moa tsy 5000 ny vahoaka malagasy heveriko fa ao eto tananarivo ihany ny vahoaka gasy satria toa 5000 hono no isany
:-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. Samoana
(
06/02/2009 17:07)
lemenakely:
Anisan ny vahin ingahy ISMAEL RAZAFINARIVO tao @ RADIO ANTSIVA omaly ingahy DAMA TSY TOKONY AMPIASAINA LAVA NY TENY HOE VAHOAKA !...ary maro ny mampiasa izany ho atao fanonganam-panjakàna
Ny hevitry ny hafa :?:
Tenin'olo-kendry zokibe toa ray io ary tohanako koa. Mety fananàrana an'i Rossy ambadika koa io
15. Simpona
(
06/02/2009 17:27)
nisan ny vahin ingahy ISMAEL RAZAFINARIVO tao @ RADIO ANTSIVA omaly ingahy DAMA .Ary nisy teniny iray izay nanaitra ahy manokana , hoy izy hoe:TSY TOKONY AMPIASAINA LAVA NY TENY HOE VAHOAKA !...ary maro ny mampiasa izany ho atao fanonganam-panjakàna
Ny hevitry ny hafa
Mitovy hevitra amin'i Dama aho amin'izay, ary na dia efa mihena ampitoerana aza ny mpanaraka ny hevitry ry zalahy na TGV io na Ravalo dia mbola lazainy fa hevi bahoaka foana ny heviny na tohanam bahoaka foana izy.
Ny zavatra tsikaritra nefa tsy odiandry zalahy tsy lazaina dia ny fahalaniandry zalahy tamin'ny fifidianana dia tsy milaza miitsy hoe mbola tian'ny olona izy amin'izao. Misy ireo nifidy tsy satry (à défaut de mieux) misy ireo efa diso fanantenana (misy ihany anefa ny mbola fanatique)
Hanampiako ny hevitry Dama dia TOKONY HO TSY FAMPIASA KOA ILAY hoe SOLOTENAN'NY MPIANATRA NA SOLOTENAN'NY FARITRA ATSY SY AROA NA SOLOTENAN'NY MPIASAM-PANJAKANA
Tsy nisy rafitra matotra nanome azy alalana hiteny amin'ny anaran'ireny olona ireny akory. Ary isan'ny mampanopa ahy mihitsy io taloha rehefa ampiasan-dry zalahy teny amin'ny fanakorotanana mpianatra teny an-katso tamin'izany
16. lemenakely
(
06/02/2009 17:29)
xxx:
io na misy fifidianana na tsy misy ny vahoaka d ny olona mipetraka ao Mcar fa tsy ao Antananarivo, eo @ resaka politika d rehefa olona mahafeno an'Ambohijatovo na 13 Mai na Mahamasina d lazaina fa vahoaka, d misy sahy miteny hoe ny tolona eto Mcar!! tokony hovana lé fomba fiteny!!
Marina izany e! Ny vazaha aza milaza hoe une goutte d eau n est pas un océan !....
17. Noue
(
06/02/2009 17:43)
lemenakely:tena marina zany eee ! raha ohatra manko oe olona 1500-2000 , na 5000-6000 ve dia atao oe vahoaka?? hany ka lasa fopla ny information raha lazaina oe vahoaka ny vondron'olona (kely)
TSY TOKONY AMPIASAINA LAVA NY TENY HOE VAHOAKA !...ary maro ny mampiasa izany ho atao fanonganam-panjakàna
Ny hevitry ny hafa :?:
18. lemenakely
(
06/02/2009 17:50)
Izay izany no manaporofo fa misy olona efa : Zatra ny lalan-dririnina ao @ ireo mpanao politika ireo ka fahavaratra avy manao hitsin- dalana
19. lemenakely
(
06/02/2009 20:19)
ifiona:
marina zany, tsy ny rehetra akory no mpanara dia an'i tgv na i ravalo, zay lé lazain'ny sasany hoe majorité silencieuse.
moramora mantsy ny mampiasa an'ilay hoe "vahoaka" dia toy ny hoe dia tena tafiditra ao daholo ny mponina 17 millions an'i Madagasikara. :lol:
ary ny tena loza dia ataon ny mpanao politika milàza azy fa motondra ny hetahetam-bahoaka otage ny fiainan ny olona sasany :mety misy olona tena tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa nefa dia somparana fotsiny ny fiainany noho ny FITIAVANTENAN NY SASANY :idea:
20. xxx
(
07/02/2009 07:18)
Anisan ny vahin ingahy ISMAEL RAZAFINARIVO tao @ RADIO ANTSIVA omaly ingahy DAMA .Ary nisy teniny iray izay nanaitra ahy manokana , hoy izy hoe:TSY TOKONY AMPIASAINA LAVA NY TENY HOE VAHOAKA !...ary maro ny mampiasa izany ho atao fanonganam-panjakàna
Maninona moa no tsy tokona ampiasaina ny teny hoe vahoaka?
Rah lany t@ fifidianana ny olona iray de milaza izy fa lanim-BAHOAKA, firy % anefa ny vato azony? inoako fa tsy 100%, ary firy% n'ny Malagasy no tonga nifidy? tsy 50% akory avy,
mbola tsy nisy fifidianana teteo amintsika ka nahatratra 50% ny olona nifidy.
Nefa rah lany @ salan'isa vitsy, tsy ampahafirin'ny Malagasy ve izy dia milaza fa lanim-bahoaka.
Koa rah andeha hanongana azy ndray ny olona de tokony tsy hiteny hoe VAHOAKA ?
