DAMA(MAHALEO) tao @ RADIO ANTSIVA omaly .....
21. ndenn
(
07/02/2009 08:17)
Izaho dia anisan'ny tsy tia ny tarika mahaleo hatramin'ny niforonany ka hatramin'izao.Je ne suis pas adepte des autocritiques . :(
22. lemenakely
(
07/02/2009 08:49)
xxx:
Anisan ny vahin ingahy ISMAEL RAZAFINARIVO tao @ RADIO ANTSIVA omaly ingahy DAMA .Ary nisy teniny iray izay nanaitra ahy manokana , hoy izy hoe:TSY TOKONY AMPIASAINA LAVA NY TENY HOE VAHOAKA !...ary maro ny mampiasa izany ho atao fanonganam-panjakàna
Maninona moa no tsy tokona ampiasaina ny teny hoe vahoaka?
Rah lany t@ fifidianana ny olona iray de milaza izy fa lanim-BAHOAKA, firy % anefa ny vato azony? inoako fa tsy 100%, ary firy% n'ny Malagasy no tonga nifidy? tsy 50% akory avy,
mbola tsy nisy fifidianana teteo amintsika ka nahatratra 50% ny olona nifidy.
Nefa rah lany @ salan'isa vitsy, tsy ampahafirin'ny Malagasy ve izy dia milaza fa lanim-bahoaka.
Koa rah andeha hanongana azy ndray ny olona de tokony tsy hiteny hoe VAHOAKA ?
Raha olona na hevitra na zavatra ka lany @ 50% dia majoritaire kosa izy @ izay . Ary manana ny atao hoe droit de Veto.Tsy ho resahiko eto angamba ny resaka actionnariat ohatra fa sao lava loatra!
23. xxx
(
07/02/2009 09:00)
Ka rah ny majoritaire (maro an'isa) no lazaina fa nahalany azy dia lazaina fa LANIM-BAHOAKA ny olona iray, ny vahoaka no nametraka azy @ toerana,
Maro anie no tsy nifidy e, maro no tsy maneho hevitra fa ze pourcentage nahalany azy eo no hilazana fa lanim-bahoaka izy, OK?
ka rehefa mikomy koa ny olona dia ny olona hita maneho ny heviny koa izany no hatao hoe VAHOAKA , mbola maro koa anefa ny @ izy ireo no tsy maneho hevitra donky ny Maneho hevitra zany no atao hoe VAHAOKA ?????????????????
Maro anie no tsy nifidy e, maro no tsy maneho hevitra fa ze pourcentage nahalany azy eo no hilazana fa lanim-bahoaka izy, OK?
ka rehefa mikomy koa ny olona dia ny olona hita maneho ny heviny koa izany no hatao hoe VAHOAKA , mbola maro koa anefa ny @ izy ireo no tsy maneho hevitra donky ny Maneho hevitra zany no atao hoe VAHAOKA ?????????????????
24. xxx
(
07/02/2009 10:04)
penguin:
F'angah moa tsy samy mpanamoly daholo ny mpifamotsy nify eto ? =)) =)) =))
Ndana aloha mangady trondro any @ ranomandry any @ pole nord na sud ianao ra penguin rehefa ramaka a .
:lol: :lol: =)) =)) ^:^ :miam: :miam:
