Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
05/02/2009 09:45)
ra manontany ana lery...............
Vavy za no miresaka! 25ans! efa in-15 za no nanao sipa de hiditra @ faha-16 za zao! Aôna kay ra manontany ana lery hoe "im-piry zay enao no nanao sipa? laharana faha firy za...." Holazaiko azy ve ny ...
tohiny
novalian'i Djhamhal ny 20/04/2009 15:13
paiso
(
05/02/2009 09:37)
fanalana panda
Ahoana kay ny fanalana panda amin'ny laingon-tarehy . Produit naturel le tsy misy effet segondaire reny mba omena raha misy azafady
Misaotra tompokou ...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 12:38
ZoGasy
(
05/02/2009 08:47)
Hoy i Sarkozy........
Jereo eto:
http://www.youtube.com/watch?v=Hnxags924jw
D aza mifanalabaraka samy malagasy @ manaraka.
>>Raha ny filohan'ny firenena lazaina fa Ngeza sy lasa lavitra @fandrosoana no tsy mahay...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 21:48
MANAKASINA
(
05/02/2009 08:36)
aiz ilay menaka 2000ariary ny litatra
aiza ilay menaka nolazainy TGV fa 2000 ariary ny litatra, nefa ny vahoaka izao efa mijaly, toa fapanatenana poakaty aloha hatreto, tsy vitan'izay fa ny fanapotehany ny madagasikara no tena imasohan...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 06/02/2009 11:05
bema555
(
05/02/2009 07:36)
tsy mahay miteny français i R8 !!!
za alo de tsoriko fa tsy mahay français e! fa fatatro iany ny base au moins!
Filoham-pirenena ve enao de tsy hahay hiteny français: le R8 io!
hoz lery rehefa niresaka taminy journaliste n'ny rfi:
...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 05/02/2009 16:48
Dmon
(
05/02/2009 07:08)
C'est quoi ça?????? (ialana tsiny le teny vazaha)
Miala tsiny betsaka am Dmon sy izay nanaraka ady hevitra fa voafafa tsy nahy ilay izy. Misy fikorontana kely nandalo.
Raha mbola misy any ho any ilay resaka iadian-kevitra eto dia avereo ery ambany e...
tohiny
novalian'i ndenn ny 05/02/2009 15:02
nyavo2000
(
05/02/2009 06:55)
LA SOBIKA mpirona TGV
Nolazaina tao amin\'ny télé VIVA alina fa rahonan\'ny pro R8 io site io ....
izao ny tena marina...rehefa mandefa hevitra ao ianao ka raha mpomba fitondrana dia sivanin-dry Leirony tsy havoaka ny h...
tohiny
novalian'i Noue ny 05/02/2009 19:39
herymi2000
(
05/02/2009 06:41)
solfa
salama jiaby e!
mba mangataka solfa le hira oe "kalvary" ze manana azafady e!...
tohiny
novalian'i fabien15 ny 12/03/2015 09:41
BOYSGOSS
(
05/02/2009 06:40)
4ieme republique-ny TGV
Izao ndray no devise-ny Republique-n'ny Tananarivo Renivohitra tarihin'ny Filohany Andry RAJOELINA hono :
Tanindrazana
Gaboraraka
Vaki-trano
...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 12:31
BOYSGOSS
(
05/02/2009 06:12)
Dia hihomehezana fostiny sisa
Dia tena hiomehezana fotsiny sisa.
Nametraka an’Atoa Guy Rivoniaina RANDRIANARISOA ho PDS’ny Tana ville ny Fanjakana dia mba nanao ny azy koa Atoa Andry RAJOELINA ka Rtoa Michelle RATSIVALAKA n...
tohiny
novalian'i ifiona ny 05/02/2009 09:35
Fanhaiky
(
05/02/2009 06:00)
TGV= MAP me hihihihi
TGV efa nisora-tena ho filoham-pirenena, efa vonona ny ho filoha mihits aza eh, nefa rehefa nesorina taminy ny maha-ben'ny tanana azy izy de niaka-peo indray ngah tsy ho ef filoha no mbola mikafiry ny...
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 06/02/2009 05:57
MANAKASINA
(
05/02/2009 02:03)
filoha 2, pds 2
fa de ahoana loatra ity nosy ity no dia toy izao, misy filoha 2, ppds 2, toa miopefy loatra le demokrasia lazaina, sao mba tena fajakany baroa ity; ny faniriko de mba ahazo famatsiambola 2 koa avy an...
tohiny
novalian'i kaiky1 ny 05/02/2009 14:05
ravakamalala
(
04/02/2009 22:30)
ny fahafahana amin'ny maha -kristiana
Inona no atao hoe fahafahana amin'ny maha kristianina?
Olona afaka ianao rehefa afaka manao izay tianao hatao, rehefa malalaka eo anatrehany safidy ?!?
noho ny maha kristianina ny olona iray ane...
tohiny
novalian'i marindra ny 06/02/2009 22:24
boun
(
04/02/2009 21:34)
mitady ny titre sy mpihira
Bonjour daholo!
midady hira mafy aho fa tsy aiko ny mpihira azy sy ny titre . Koa ra mba fantatrareo dia mba signaleo zao azafady indrindra . Ny fantatro fotsiny dia misy an'izao ny refrain :
...
tohiny
Amboarako
(
04/02/2009 19:22)
Dad dad Inona kay no dikan'ny hoe TGV?
Nirava avy nianatra i Maika kely zanak'i Ra8. Reny matetika androany ny hoe tim tim na tgv ka tsy andriny ny hahitany an-drainy. Mbola lavitra izy dia efa nihoraka niantso an-drainy: dad dad inon kay ...
tohiny
novalian'i volatsara ny 05/02/2009 09:36
xxx
(
04/02/2009 18:52)
Rehefa miangona
Omba antsika mianakavy anie ny Tompo....
Dia tonga amin'ny fotoanan'ny Fanolorana ary isika izao sy havanana malala koa dia ataontsika ny hira: "Izay manolotra ankafaliana"
i Mopera amin'io ery ...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 16/02/2009 05:42
xxx
(
04/02/2009 18:44)
Nitombo iray ny 3V raha ny fijery azy ankehitriny e
Lasa 4V no tena tanjon ny mpanao pôlitika
-VOLA
- VONINAHITRA
-VODY
ary VALIFATY :idea: ...
tohiny
jiimm
(
04/02/2009 16:04)
Programme kainjan'ny 13 Mai amin'ny Samedi
1ère partie cabaret spectacle miaraka amin'i Sareraka
2è partie animation discothèque miaraka amin'ny DJ Andry TGV
Entreé gratuite...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 05/02/2009 11:16
Noue
(
04/02/2009 15:59)
ados 17-18 ans no nanaraka an'i tgv
dia ny ados 17-18 taona zany ve no mba nanaradiha an'tgv androany eee! hanao inona ee ??? hikarakara ny dj @ asabotsy ???
tonga tao @ mairie hono izy niala ho maire ary nanome ny foulard-ny ho an'ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/02/2009 12:59
xxx
(
04/02/2009 15:43)
Loza manambana
Ho anareo mpitondra fanjakana vhk malagasy mitandrina ny filaminana , vao izao aho naheno vaovao t@ vaovao vazaha fa handefa rasily any @ tanana mba hiaro sy hanala ireo terantany frantsay any ry lero...
tohiny
novalian'i pimaso ny 05/02/2009 18:19
