C'est quoi ça?????? (ialana tsiny le teny vazaha)

1. Dmon ( 05/02/2009 07:08)
Miala tsiny betsaka am Dmon sy izay nanaraka ady hevitra fa voafafa tsy nahy ilay izy. Misy fikorontana kely nandalo.
Raha mbola misy any ho any ilay resaka iadian-kevitra eto dia avereo ery ambany e.
Mamerina ny fialan-tsiny.

Nahitsin'i lanto
répondu par ndenn le 05/02/2009 15:02
2. Noue ( 05/02/2009 07:17)
taiza no nangalana an'io eeee ??? mba omeo eto eee
3. Dmon ( 05/02/2009 07:23)
Noue : kabary nataon'ingahy Ra8 teny anosy teny amin'ny rnm io rehefa!
tamin'ny magnetophone io no navadika ho soratra!
4. molota ( 05/02/2009 07:56)
Aza miseho ho mahay teny FRANTSAY eo daoly fa ny an'ny TGV nareo aza tsy fantatra zay tena dikany tgvendrana sa tanora gaigy vendrana sa tanora gasy voretra sa, ary ny teny frantsay zany angé tsy hoe TENY NDRAZANA é!! TENY MALAGASY NO IZY ry tgvendrna isany ah :twisted: :{
5. Dmon ( 05/02/2009 08:12)
molota : ouahahahahahhahahaha! mba asio fisainana kely ihany aloha vao miteny rey olona ah! tsy olona "n'importe qui" anie i valo eh! filoha izy.
de aza mivoatra koa ary ianareo eh, aza mifandray amin'ny ivelany fa mijanonà eto ihany dia tsy manahirana sy tsy manala baraka ny firenena GASY!
ary raha za manokana koa aloha tsy hoe momba TGV na momba TIM fa mba nampiseho fotsiny hoe mahamenatra raha filoha no manao toy ireny!
amin'ny saina tsy miangatra io tompoko.
6. Ralay ( 05/02/2009 08:15)
Efa hiaraha-malala ny tsy fahaizan'ny filoha Malagasy miteny teny vahiny sy ny fitenitenenam-poana tsy ampiheverana fa izay ao antsainy ihany no teneniny, zavatra hitako sy tsapako izany raha sendra nandalo taty Frantsa izy ka nihaona tamin'ny gasy tao Nice.
Nanontany tena aho hoe mba manana conseiller en communication ihany ve ny filoha sa izy mihintsy no tsy mety hatoro?.Soa ihany izy fa nanana mpandika teny niaraka taminy ka ny mpandika teny no mba manamboatra ny dikateny mba ho "presentable" fa raha raha tsy izany dia tena mahamenatra.
Ny Malagasy no nifidy azy dia asakasaky ny Malagasy mbola nifidy azy.Dia hialan' Ankatso ve anefa dia hiditra amin'ny Ambohidepona? fa amiko izy roalahy dia tena tsy izy mihintsy.
:lol:
7. ifiona ( 05/02/2009 08:17)
ôtran' noforonina be fotsiny io fa aiza ve ka dia hisy hoe nametraka fanontaniana @ teny frantsay dia valiana @ teny anglisy dia lasa koa lé journaliste manontany @ teny anglisy dia avy eo miverina @ teny frantsay, iara-mahalala fa tena tsy mahay teny frantsay lery fa io kosa ôtran' ts crédible. Tsaiko aloha e, fa fantatro fa 0/20 aloha ny frantsay-ny e, fa tsy sakana zany amiko fa be ireo filoha tsy mahay miteny frantsay nefa mahay mitantana, tsy ny frantsay irery akory no azo atao référence eto @ ty tany ty. :roll: hevitra fotsin io an
8. molota ( 05/02/2009 08:18)
Ra mahay enao dia aza mitsara fa tsy enao akory no tampony FAHAIZANA tsy misy dikany aminao zay fitsaranao eo NY ANAO atao tsara Fa AZA MITSARA MAZAVA :-D :{ :twisted:
9. yvonKEL ( 05/02/2009 08:21)
Dmon mba hatraiza loatra ny fahaizana anananao io no de tena miseho ho menatra @ tenim-bahiny?Manana anton'asa marina ve ianao sa misy 2000 ar any de mandeha cyber de hoe mahay sy miteny frantsay. Tokony hisaina kely monja ireo miseho ho mahay hoe aiza ho aiza ny farim-piainany zao miohatra @ ireo tsy mahay miteny frantsay. mino za f'enao io de mbola manofa trano any dago
10. Dmon ( 05/02/2009 08:21)
ifiona : enregistrement mbola mipetraka io nadika io, ary manana azy daholo angamba ny haino aman-jery rehetra eto sy ireo izay vahiny nandray teo fa tsy noforonina.
oui, le izy tsy sakana nge eh, fa ny tiko ho lazaina dia mahamenatra kosa eh!
fanontaniana tsy misy voavaly tsara, ny fiteny mivadibadika.
miombona @ Ralay aho ny momba ilay "conseiller en communication", na tokony maka prof ao @ CNELA sy AFT izy hihihihihi
11. molota ( 05/02/2009 08:31)
zao RY yvon kely ah! fa nga an' lah na aty @ny Cyber Z na Manofa trano aty dago :lol: aza Mitsara hoa!! ento any ny teny Frantsay lah!! mazava :idea:
12. Dmon ( 05/02/2009 08:37)
yvonKEL : tsy dia misy idirany eto ze fahaizako na ny vola aty ampaosiko! hihihihihi, raha izaho anie tsy dia olana na mahay na tsy mahay eh, fa za aloha afaka miteny sy manaporofo fa mahay lavitra noho lery raha ireny firesany ireny eh! hahahahahahahahaha saingy atao ahoana moa!
ny mahamenatra ahy dia ity filohatsika manao môtamô ko.
mamaaaah dray dray dray ilay zanaky ny anabaviko any @ kilasy faha-5 aza mahay lavitra noho izy hihihihihi
13. molota ( 05/02/2009 08:44)
yvonKEL a!a! ra mahay elah mbola betsaka no mahay no elah éé :o milatsaha filoham-pirenena @ny 2012 fa Z no mifidy an'lah SATRY elah mahay miteny FRANTSAY, aza miseho mahay oa !!! :^) :-D :lol: :twisted:
14. Dmon ( 05/02/2009 08:46)
molota : hahahahahahahaha tena tsy mahazo resaka mihintsy nareo zany kle, ary i ra yvonKEL njay no teneninareo hihihihihihihi
mafy marina ny fiainana an!
15. tsiafoi1 ( 05/02/2009 08:51)
de ino mahamenatsa anao, nga io tenin\'ibanao sa tenin\'iendrinao!! foka
16. Dmon ( 05/02/2009 08:56)
tsiafoi1 : hihihihi i filoha ro mahamenatsa anakahy! i olo ataoko hoe filoha io! pondro
17. ari.malala ( 05/02/2009 08:59)
misy tsy mahay miady hevitra hoa e! angaha i Dmon raha nitondra io teto d midika fa izy no tampon'ny fahaizana teny frantsay sa midika izany fa manakarena izy na tsy an'asa izy? Na ny tena izao koaefa ela be mintsy no nanontany tena momba ny conseiller en communication an'iny rangahy iny fa toa izy mitnsy no tsy mety atoro! satria indray mandeha tsy tadidiko fa nisy diso ny zavatra noteneniny dia ni se permettre ilay journaliste nanitsy azy, fa ny valin-teny azo dia hoe "tsy misy idiran'ny le na la ny fampandrosoana!" sic!!!

Hafatra hoan'ireo tsy mahay midinika, ny dinika re valiana fa aza ny olona no iadivana e! ampitiavana be!

18. Dmon ( 05/02/2009 09:04)
ari.malala : hihihihi la pont moa iny resaka iny? hihihihihihi mdrr kle
19. molota ( 05/02/2009 09:05)
zao ry Dmon a!! hanao in nefa elah é!! io no mbola filoha na tsy mahay teny frantsay aza izy, elah no misolelaka MAHAY teny frantsay eo ko rah tsy hoé elah rery no mahay koh!! sambany mba vô mahay teny fratsay angamba elah!! :P :lol: :-D :-D :twisted: taiza no nianatra :?:
20. ari.malala ( 05/02/2009 09:06)
Dmon hihihi izay mintsy le izy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0641