C'est quoi ça?????? (ialana tsiny le teny vazaha)
41. xxx
(
05/02/2009 13:35)
Manaova rapport de proportion kely aloha ,7 000 000 000 mponina eo ho eo izao isika eto ,amiko dia diso ilay salan'isa hoe fiteny iraisam-pirenena ny anglais ! raiso ho ohatra mazava ny mandarin ,1 100 000 000 exprimée ,eran'izao ntontolo izao ,hindi 424 000 000 exprimées ,anglais 380 000 000 exprimées ,russe 260 000 000 exprimées ,arabe gutural (dialectique ,lingustique )180 000 000 ,etsetretsetra ... ary ny tena mahazendana dia ny français 98 000 000 exprimées ,dia anjaranao ny mampitaha izany , saika hadino ,malagasy et langue dérivative dialectique 65 000 000 eo ho eo .
de tsy mahazo resaka tahakan'dRa8 koa ty kle.
Hafa ny atao hoe teny be mpampiasa (arakaraka ny isan'ny mponina mampiasa azy)
ary hafa ny atao hoe teny iraisam-pirenena (afaka hifankahazoan'ny firenena maromaro reefa hifandray).
42. ndenn
(
05/02/2009 14:47)
xxx:
Manaova rapport de proportion kely aloha ,7 000 000 000 mponina eo ho eo izao isika eto ,amiko dia diso ilay salan\'isa hoe fiteny iraisam-pirenena ny anglais ! raiso ho ohatra mazava ny mandarin ,1 100 000 000 exprimée ,eran\'izao ntontolo izao ,hindi 424 000 000 exprimées ,anglais 380 000 000 exprimées ,russe 260 000 000 exprimées ,arabe gutural (dialectique ,lingustique )180 000 000 ,etsetretsetra ... ary ny tena mahazendana dia ny français 98 000 000 exprimées ,dia anjaranao ny mampitaha izany , saika hadino ,malagasy et langue dérivative dialectique 65 000 000 eo ho eo .
de tsy mahazo resaka tahakan\'dRa8 koa ty kle.
Hafa ny atao hoe teny be mpampiasa (arakaraka ny isan\'ny mponina mampiasa azy)
ary hafa ny atao hoe teny iraisam-pirenena (afaka hifankahazoan\'ny firenena maromaro reefa hifandray).
Teny hiraisam-pirenena hoy ianao, araka ny hevitrao @ izao fotoana izao sy izay mitranga ao @ firenena dia mba asio valiny ary hoe ,nahoana no nitotongana be ny harim-pirenena 30 taona manjinitra izay ary tsy nivoatra fa vao maika aza nifotetaka ambany dia ambany ,nefa ny olona dia miasa isan\'andro izao,tsy misy hifandraisan\'ny teny be mpampiasa sy ny teny iraisa-mpirenena ve aminao ny toe-karenam-pirenena ? amin\'izao vanim-potoana izao dia lazaiko anao fa ho lavitr\'ezaka ny dia halehanao raha tsy mahatsapa fa misy ny atao hoe teny mpandika (langues profanes ) ,izay nolovaina t@ ireo mpanohariana (négationistes ) ary nisy koa tetsy ankilany ny teny mpampiravina ( relatif language) ,nisy koa ny teny mpampirona (orientalistes) ny silamo mpisivana iringiriny ,ary ny tena nisongadina dia ny teny (progressites ),hatr@ ny18 éme siécle no makaty dia namorona teny soi disant ho iraisam-pirenena ary efa ho 600 fiteny no naroso ho dinihana sy horaiketina fa atao fiteny eran\'izao ntontolo izao ,(1844 kosmos ,créateur Landa :fihaviana ,allemagne.1880 volapuk,J.M.schleyer ,fiaviana ,allemagne.1884 Blaia zimondel (meriggi), fihaviana italie.1887 ésperanto ,1888 anglo-latin,1893 universel , 1895novilatin , 1903 tal ,1904 perio , 1907ido, 1908 interlingua,...mbola be ny ho sisa .Amiko dia tsy olana mihintsy ny hiteny ny fitenin\'olona samihafa razana amiko raha toa ka voahaja ny maha-olombelona .Fa raha ohatra kosa hono ka fiteny fitaka avy @-ndra jodasy ,tsy hamelom-bolo ny fisaina sy fanahy dia ialako tsiny ,ialako fondro ,ary ialako lavitra tanteraka ho mandrakizay.Koa dia tompon-teny farany ianao izao anao no mitsara sy mamakafaka.
44. ndenn
(
05/02/2009 15:02)
Tsy mamon-drongony aho na mamo toaka fa mandinika ny zava-miseho ao @ny firenena no ataoko vaindohan-draharaha ,na dia aty antany lavitra be aty aza ny tenako . :cry: Mila fanazavana marina na avy aiza izany na avy aiza .
