ra manontany ana lery...............
1. xxx
(
05/02/2009 09:45)
Vavy za no miresaka! 25ans! efa in-15 za no nanao sipa de hiditra @ faha-16 za zao! Aôna kay ra manontany ana lery hoe "im-piry zay enao no nanao sipa? laharana faha firy za...." Holazaiko azy ve ny marina sa hahenako io chiffres io!
Matahotra za sôde hanimba ny fiarahanay ny filazako ny marina mantsy! nefa ny marina mety ho fantany ihany any aorina!
sa ny lehilahy tsy mba mpanotany an'izany !

novalian'i Djhamhal ny 20/04/2009 15:13
3. molota
(
05/02/2009 10:03)
ra tena tia anao ilay olona tsy mivaky loha @ny izay lasanao tany, tokony ho tiany fôna enao na aona na aona ok? :wink:
4. xxx
(
05/02/2009 10:08)
lhl ity miteny anao ity , aza miteny an'izany mihitsy enao raha tsy tena efa obligé. Toute vérité n'est pas bonne à dire.
5. kelly13
(
05/02/2009 11:32)
asaivo lazainy klou nenazy oe firy ny vhv niaraka t@ avant anao d arakarak'izay lazainy anao eo no lazao azy raha manontany anao izy!
6. sitlo
(
05/02/2009 14:05)
Raha entinao ireharehana ilay izy dia minoa ahy ianao fa na ny ampahatelon'io fotsiny aza no lazainao dia efa mitarika olana.
Raiso fotsiny hoe raha ny lehilahy miaraka aminao miseoseo aminao amin'ny vehivavy niaraka taminy. Tsy ny tonga ao an-tsainao voaloha ve ny hoe ianao no manaraka?
Ny torohevitro dia hoe lazao ny marina fa mahaiza miteny. Izao indray moa ve no ndeha hanoro anareo satil fa hainareo tsara ilay miangolangola iny. Mody ataovy hoe menatra aho sns.

7. Papoose
(
05/02/2009 19:01)
zany eo ihany fa mbola hiampy io fanontaniana io hoe de firy t@ reo no tena serieux?? :D
8. heidi
(
05/02/2009 19:03)
tsa mahamenatra ahy na mampatahotra ahy ny mitantara zay vecue -ko sy ny experience hitako tany maka fotoana tsara aho hitantarako azy retra :°) :-D
9. heidi
(
05/02/2009 19:04)
rehefa ny fitantarako sy ny filazako ny marina ny handaozany ahy tsy ande mipitsika iray no lasa fa folo no miditra :-D
12. ikaretsaka
(
05/02/2009 19:30)
Marina izany e.... tsy voatery hatsaka foana rehefa mandalo eo @ pompy fa misy manasa tanana... misotro rano....:wink:
Aleo ovaina hoe paompy aza e....
Aleo ovaina hoe paompy aza e....
13. heidi
(
05/02/2009 19:41)
ka tsy any no tena tiko hamarinina fa tsary mamely ilay vao miaraka de mandainga manafina sns......
raha tsy hety hatreny amboalohany ny fiarahana noho ny filazàko ny marina de aleo hidaboka hirava-maina any toy izay efa raiki-pitia be aty aoriana vao hoe aleo hajanona fa fantany ny vecue tany aloha tany .... faranzay tsy zakako izany de tsy hataoko am oul
sinon ilay pompy tsy misy maharatsy azy raha mety ny feeling à condition l'eau potable :-D

14. Noue
(
05/02/2009 19:46)
xxx:marina zany eee ! fa kosa possible ihany ny oe ndao samy hitantara ny fiainantsika taloha dia ho hita eo io ee !! fa kosa raha tena tia ilay bandy , mino aho fa tsy hametraka zany fanontaniana zany aory
lhl ity miteny anao ity , aza miteny an'izany mihitsy enao raha tsy tena efa obligé. Toute vérité n'est pas bonne à dire.
15. ikaretsaka
(
05/02/2009 19:55)
heidi> marina izany, fa tsy tenitenenina fahatany( araka ny voalazan-drasitl) koa io fa lazain'ny olona fa paompim-panjakana eo tokoa hoe manovo aby ze tonga fa!
ze tsy matsaka mi dunk :-D
ze tsy matsaka mi dunk :-D
16. heidi
(
05/02/2009 20:05)
non! tsy azonao lay izy! ny fahatsorana, ny marina; hônety no mi compte, fa ngah midehaka ny mitantara azy, tsy votery ho raisina amzany fa ny
marina hatrany no lazaina oà!
raha izaho ohatra izao no miaraka am bandy , aleoko lavitra izy mitantara ny vecue retra tany ary henoiko tsara mitsy toy izay mandainga
lay lmaindainga tena dainnnnn beu! tonga de tapina ny domy aleo tsy misy toy izay polisy :lol: savy de mampiverindalana be!
zé tsy mahatany ny fitantaràna ny marina dia efa izy tsy anjara izany.... aleo tonga de rava ny tsena, fangah kosa dia hoe fanahy inina no tsy nampety ny fiarahana tany aloha ka raha tsy hi comprendre izany izy de aleo tonga de tsy raikitra izany, tsy anjara matoa tsy tanteraka....
sady ankavitsina alou ny bandy hoe hisaraka am fitantarana ny marina tam vecue nao tany aloha e!
ny ahy alou tiko lay izy mitantara ny retra tsy olana amiko ..... na firy na firy ny efa niaraka taminy tsy olana izany.....raha misy ny antony lehibe nampisaraka fa raha akoholahim-bohitra na nymphomane kosa de savy mampitsoaka mandositra vao miresaka izy e!

17. ikaretsaka
(
05/02/2009 20:15)
ah ok...
neveriko hoe o ryu malala an.. sekre..... ianao no faha 68 ny bandy niaraka tamiko.. ka ahoana?
arfy za mba fahafirin'ny sipa niaraka taminao?
mba ashena takta avao kaa

18. heidi
(
05/02/2009 20:23)
raha vao miteny chiffres be avy hatrany kosa aloh hoe ianao izao ny faha 80 ny bandy niaraka tamiko na sipa niaraka tamiko de midehaka be izy izay zvtr hafa njay zany..... ka na izy mikoty ka manao resaka toy izany aza ve tsy tonga dia mampitsoaka hoa leo hidaboka fa sendra ny olona tsy de normal :-D :-D
ohatra nisy bandy nikoty sipa dia tonga de hoe izaho vao nividy trano appart roa taona lasa izay, izaho afaka miova fiara isantaona, izaho viril be, izaho hono ouzy ny sipako taloha mahay mampirevy be....
KANEFA..... tsy de izay loatra no ilaina sy manitona raha izay no fomba entiny hi seduire amina sipa, lasa tsmoramora amzay ny kestion hoe enao ve efa manan-janaka, inona no nampisaraka anao tam vadinao sy ny sipanao taloha????
tsy asiny valiny mitsy lay kestion fa odiny fanina, zàtra mpanao ratsy de tsy sahy milaza ny marina, hay efa nanambady fa divorcé lery no efa niteraka , dia ny antony nampisaraka azy tam vadiny naditra be hono fa mpilalao vehivavy be satria be vola tamzany fotoana izany
tena marina io tantara io an!
de izay lay lazaiko hoe mampitsoaka avy hatrany fa mandainga ..... :-D

19. ikaretsaka
(
05/02/2009 20:34)
io zany le ohatran'ny ataon'ny sipa vakinah rehefa le ampidirina @ mariazy arrangE ireny...
ahako moa sady jejo ro farofy hozy ikala.. fa mitsoaka aby ny bandy... :-D
shefa hanontaniana le bandy de hoe ko raha tsy inona aho ko sady ho lany vola @ parureny no tsy ho afaka hikandra fa hikarakara azy.. aia le heo ny hanambadia-kiadanana?
[size=10px] nampiany hoe aleoko miompy alika de maka koksa rehefa te hananona ho'zy le bandy akamanay lagy be tratran'izay... [/size]

20. heidi
(
05/02/2009 20:44)
KA SAO DE LAY SIPA KOSA no tsy marisika am lay bandy de mody hoe farofy no jejo, savy de hita zany lay reaction lay bandy fa tsy azo atao an'ilay hoe andry azo hiankinana, leo savy de tsy raikitra kôcha raha izany....
NY FIAINANA tsy haihay izay , ity ka am ilàn'ilay bandy azy lay kala fa ity hono ka voan'ny aksidà ilay sipa de lasa nalemy de ilaozana zany lay sipa amzay tranga izay...???? :°)