ra manontany ana lery...............
41. kotobekibo
(
11/02/2009 10:47)
ari.malala > sahirankirana akia a! anjoany mba RTT d manararaotra miditra eto :wink:
42. Papoose
(
11/02/2009 21:13)
mbola velona tsara any vatany kouuuuu!!!! mbola anembonembonan'ny sasany aza rehefa milatsaka ny orana :-P
44. Koditra
(
12/02/2009 21:49)
xxx29:Diso be zany. Ny vevavy no tena mpanontany an'io. Porofoin' xxx29 amiko aza oe firy ny efa nanontany anao an'zany ? :-D :-D
Ny lehilahy angamba no tsara mamaly an'io kestion io satria d'habitudes de ry zareo no mpanontany hoe fahafiry ah e! valionareo lelahy miditra ato io kestion io;
45. Koditra
(
12/02/2009 22:12)
Io tsy resaka lery irery fa tokony tohizana oe "ra manontany anà lé sipa…"
Mbò dinika saika napetrako ko izy io saingy efa misy an’ty an xxx ty dé aleo mijapy train.
Ny fahitako azy dé samy curieux(se) @io kestion io daôlo na ny lhl na ny vhv, mody mistyle fotsiny eo daôly fa samy marary fo na dé valiana oe vô fanindroany fotsiny aza, ny tena andrasana mo zany dé lé oe enao no pré tsisy zéro :-D :-D
Ndao ary raisina hoe samy tsy fidiny ho an’ny 2tonta lé filaharana nolazaina. Ohatra ity lazaiko ity a, nanontaniako lé sipa dé oziz oé faha3 ono zà, dé mbô nanontany anà ko izy dé novaliko oé faha3 ko enao. Loza nefa fa tsy nijanona teo kay lé kestion fa mbola notohiziny, iza avy ny anaran’zany olona 3 zany dé taiza no nifankalalanareo, dé novaliko izy oe ikalaterezy mpivarotra akondro tetsy analakely ny iraika dé mpividy akondro eo aminy fôna zà, Soanja nipetraka tany Fianarantsoa ny faharoa dé nianatra teny Ankatso izy dé mifanena sanandrosanandro izahay (tsy Soanja eto @ serasera akory io a), dé Nanie mpihira ny fanintelony (mialatsiny an’Nanie fa ohatra fotsiny io mba ahazahoako maneho ny hevitro fotsiny). Dé mba avy koa lé akamako nitanisa anazy 3 lahy. Dè mbola tsy vita teo ny resaka fa arak’io nolazain’Heidi io oe mbola nanontany koa aveo oe dé inn avy no antony nisarahana sns…, tsy tohizako tsony.
Raha ny fahitako azy dé ôtran’ny tsy dia olana loatra raha toa ka olona tsy misy fantatrao ny voatonona ho talohanao, fa mba alaivo sary aneritreritra ary oe efa tsy niaraka intsony izahay sy Nanie (ohatra io an), nefa mande @ radio na @ télé ny hirany, mazava hoazy fa tsy maintsy ijery ny fihetsiko izy, possible hovainy koa ny canal na fréquence, zà @io mety tsy mahazo manaraka lé hira na oe hampiakatra volume fa mety hiainga any ny toraka sotrobe na kifafa ary mety tsy ho ela velona h@ télé mampiseho ilay sary aza.
Dé mba raiso ihany ko oe Njakatiana (mbola ialàna tsiny an Njakatiana ihany koa fa ohatra fotsiny) no sipan’ny sipako taloha dé mankafy be izy isaky ny mandé ny hiran’ny lery …
Sao dé lava loatra fa aleo tohizako manaraka, na raha mazoto nareo dé mba tohizo zafady.
Maninn nefa ra tsy mifankanontany zany eh? :-D

46. xxx
(
12/02/2009 22:15)
mbola velona tsara any vatany kouuuuu!!!! mbola anembonembonan'ny sasany aza rehefa milatsaka ny orana:lol:
47. ikaretsaka
(
12/02/2009 22:44)
Za efa no konfrontevana tary izay t@ mbola le samy ditrany be ireny de hozy lery hoe ahoana hono ny feelings ko mihinana ny sisany ... fa lazainy fa sipany taloha le sipa t@ izany...
De hozy za hoe za tsy mihinana ny sisiny fa le 6cm tany anatiny any aloha tena mbola jojopil be e... sur aho fa tsary mbola tongan la tany...
Fa tonga de menatra le bandy

48. ari.malala
(
13/02/2009 07:07)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ika, mahay mamaly an
koditra, :-D :-D :-D :-D :-D
koditra, :-D :-D :-D :-D :-D
49. kotobekibo
(
13/02/2009 20:10)
zà aloha tsy mbola nanotany an'izany ary tsy nisy nanotany izany h@ izay e!
Tsy important amiko koa tsinona kouh ! @ sasany no tsy haiko . :roll:

50. Koditra
(
13/02/2009 22:27)
Dé mbola toizako lé teo ambony, ny lhl ra manontany oe firy dé hita avy hatrany ny réaction-ny, na tsy miteny, na ita soritra oe taraiky sy oriory nefa kosa tsy misy suite tsony iny resaka iny aveo, matetika io lazaiko io fa mety ho tsy ny lhl retra.
Fa ny vhv ? Dray,dray,dray! aoka fotsiny, izy eo ampanontaniana sy manadihady iny mody tsy miteny fa mihaino fotsiny kalou, aty aoriana @zay? ra io ohatra vôlazako tetsy ambony io zao dé ngamba tsy maazo mividy akondro tsony zà fa everiny fa dé nandalo tany @ Ikalaterezy, tsy tafiditra ny trano tsony zany CD sy K7 n’i Nanie zany, na dé any Suisse aza Soanja dé tsy maazo mandia Fianarantsoa tsony ny tongotro fa atahorany sô dé hihaona any izahay, gravy zany a?
Vô mba mifamaly kely ndray dé miainga any kou ny hafatra : ko tsy ndàna mankany @Ikalaterezinao any, naninn tsy Soanja no niarahana fa mbola nitonatonana taty amiko ? :-D :-D
(Mody mivanitika eo ari.malala nefa izy mitsy no mpanao anzay :-D :-D )

51. ikaretsaka
(
14/02/2009 00:10)
izay mihitsy le izy ry koditra fa hain'ela tsara.. indraindray aza resaka tsy mifampiditra :?
52. ari.malala
(
16/02/2009 06:08)
koditra, efa tratrako nga enao? :-D :-D :-D :-D :-D :-D za ndray refa lasa d lasa! refa hoe vita tena tapitra le tantara d ts mampanin anà tson satria ny ankehitriny iarahanay sy ny hoavy iarahamanorina no zavadehibe fa ts ny efa lasana any...
53. Koditra
(
18/02/2009 16:23)
ikaretsaka:Zay mitsy
indraindray aza resaka tsy mifampiditra
Ari.malala : zay dé manògany anà eto imasom-bahòka eto. :-D :-D
54. soanja
(
18/02/2009 16:46)
Koditra:
Dé mbola toizako lé teo ambony, ny lhl ra manontany oe firy dé hita avy hatrany ny réaction-ny, na tsy miteny, na ita soritra oe taraiky sy oriory nefa kosa tsy misy suite tsony iny resaka iny aveo, matetika io lazaiko io fa mety ho tsy ny lhl retra.
Fa ny vhv ? Dray,dray,dray! aoka fotsiny, izy eo ampanontaniana sy manadihady iny mody tsy miteny fa mihaino fotsiny kalou, aty aoriana @zay? ra io ohatra vôlazako tetsy ambony io zao dé ngamba tsy maazo mividy akondro tsony zà fa everiny fa dé nandalo tany @ Ikalaterezy, tsy tafiditra ny trano tsony zany CD sy K7 n’i Nanie zany, na dé any Suisse aza Soanja dé tsy maazo mandia Fianarantsoa tsony ny tongotro fa atahorany sô dé hihaona any izahay, gravy zany a?
Vô mba mifamaly kely ndray dé miainga any kou ny hafatra : ko tsy ndàna mankany @Ikalaterezinao any, naninn tsy Soanja no niarahana fa mbola nitonatonana taty amiko ? :-D :-D
(Mody mivanitika eo ari.malala nefa izy mitsy no mpanao anzay :-D :-D )
Tena arakao marina izahay vehivavy ka!
:-D :-D :-D :-D
De refa manao an'izy izahay de ataovy moramora hoe" betsaka ny tsara sy mamiratra fa ianao ihany no andrian'ny foko" sady somary asianao anle kasika tarehy kely iny.... tonga de malemy izy. Miala tsiny fa tsy zakan'ny vehivavy amin'ny ankapobeny ny manonontonona anarana karazan-tsipa e.
Tano ny azo fa sarotsa ny mila!
55. Koditra
(
19/02/2009 14:47)
Soanja:Msôtra t@ soupapa :lol:
De refa manao an'izy izahay de ataovy moramora hoe" betsaka ny tsara sy mamiratra fa ianao ihany no andrian'ny foko" sady somary asianao anle kasika tarehy kely iny.... tonga de malemy izy.
Soanja:Angamba mety tsy novakian’ Soanja lé hevitra napetrako teo @ laharana faha44.
Miala tsiny fa tsy zakan'ny vehivavy amin'ny ankapobeny ny manonontonona anarana karazan-tsipa e.
Matetika dia ny vhv no curieuse @karaza-panontaniana sy tia miditra lalina be fa tsy mionona hatreo @ isa fotsiny : aiza no falehanareo refa mampiaraka? Efa tany atranony ve enao? Efa nananona ve nareo? Sns ... Tsy hay lé antony na oe raha in5 nentina nihinana glasy ve lé raikavavy taloha dé tokony hoentina mihinana glasy in8 izy farafakeliny (fifaninanana), sa ve fitiavana te hamaritra oe hatraiza ny alehibean’ny fifankatiavana nisy t@zany fotoana izany? Sao dé mbola atahorana ny iverenan’ny fiarahana sns... Raha mijanona fotsiny hatreo @ fanadihadiana fotsiny nefa dé tsy koi fa ny olana dé lasa hirahiraina aty aoriana sy isak’zay misy fifandirana kely, na dé resaka tsy mifampiditra araky ny voalazan’ny Ika aza.
Raha tsorina zany dé tsy tantiny iany ny itantaraina lé fandehany. Marina mitsy ny vôlazan’ny Soanja oe tsy zakan’ny Vhv.
56. Djhamhal
(
20/04/2009 15:13)
za klou tsy miditra @ zany é! zany oe tsy manontany ny sipa zany satria tsy hitady fahoriana @ zany za ; za zao oh efa ho 30 na mihoatra aza angamba ny vehivavy niaraka tamiko vao nanambady za satria fantany tsara fa ny distraction ko sy ny bizna kely nataoko taloha de ny dj fa mbola k7 ny anay t@ zany;ka ra manontany an'zany ny vadiko tany amboalohany de lazaiko oe aza mitady areti-tsaina @ zany ary za koa tsy hanontany an'zany fa aleo refa tour-tsika zao no miaraka de ny antsika no ezahina atao tsara sy mateza !! amiko zany ny histoirs d'amour passé de efa vita sy ezahiko tsy ho hisy miitsy ! fa ny ho avy no banjinina ary tsy firesaka @ olona iarahanao miitsy zany ;fa matoa miditra @ zany ny resaka de miditra @ ady zay no iafarany na mikotrika valifaty refa any aoriana any ; satria point faible nao zany ka tsy tokony asehonao azy aloha fa miandry fotoanany!!