ra manontany ana lery...............
21. Papoose
(
05/02/2009 21:01)
amiko tsy dia mety ny mitantara zvt betsaka mihoatra ny tokony hofantariny aloha satria na rehefa tena miaraka dia iny ndray no anenjehany anao!!!!
fa nefa koa enao raha matahotra ny hanontaniany an'izay dia matahotra ny tsy hiarahany, koa fiarahana feno tahotra dieny voalohany koa tsy aleo tsy misyiii???mba san e!

22. fasaly
(
05/02/2009 21:14)
KA LAY mitantara anie tsy hoe vao miaraka de lasa ny radio .... fa tsy maintsy hifanotany , izay foana mantsy rehefa vao metomboka hiaraka iny, de amini'zay no hilazàna ny marina fa tsy tokony hisy zvtr hafenina na hamoronandainga..... fa tena maha krizy be lay olona tsy mitsotra ny marina .....
RAHA MANOTANY izy mazava ho azy de mitantara.....

23. ikaretsaka
(
05/02/2009 21:22)
ny vava atao kely de ny sofina atao be
tadidiko t@ nay hoe efa ngezangeza sy efa no soupconne-drabebeanay hoe manao sipa ry cousine anay de le alika kely lava sofina sy lava vatana mitarozaka ireny no nompiany tao antrano fa naondrany tany ivelany ny rottweilers
de izao no nolazainy hoe rehefa manao sipa de ny vava atao kely fa ny sofina atao ngezabe ...

24. fasaly
(
05/02/2009 21:33)
tsy mety amiko izany! tsara ny mifampitsotra samy sincères zany e! tsy misy zvtr tokony hafenina .....
25. Papoose
(
05/02/2009 21:59)
za ry fasaly tena nihevitra an'izany fa misy wa ny lhl le rehefa miaraka dia iny no anenjehany anao rehefa avy eooo....dia tena tsotra be ndry miteny ny marina hoe zah zao sy zao mamaly am-pahatsorana anle kestio fa rehefa any aorindrina idiran'ny rivotra!!!! za tsy maha-teny tsony :^)
26. soanja
(
06/02/2009 04:06)
fasaly:
tsy mety amiko izany! tsara ny mifampitsotra samy sincères zany e! tsy misy zvtr tokony hafenina .....
Marina tanteraka.
Tsy misy tokony hanafenana izay lasa any fa iny resaka iny aza azo itarafana hoe bandy misaina sy ampy ivalamparana ve le iarahana sa taitaibonbla amin'izay zavamisy eo. Ny fitiavana tsy mba manam-petra; ny lasako, ny anioko ary ny ho aviko dia io ilay zaho tiavina.
Tsy mendrika anao izy raha tsy mitia anao amin'ny maha izy anao saingy kosa afaka manome hevitra izy raha misy zavatra faniriany amin'ny ho avy amin'ny momba anao.
Ny lasa anie tsy fanafina e, mipoitra foana iny amin'ny fotoana tsy ampoizina ka any indray ary no hanangatra ho anao izay nafenina.
Mahaiza mandanjalanja fotsiny. Raha tsy manontany izy dia aza atosaka aminy ny zavatra mety tsy ho zakany, fa raha mangaro-biby andavaka izy dia atolory azy ny vangin'ny fiainana. Dia hita eo raha mahatanty izy na tsia.
Tadidio lalandava fa tsy ilay bandy irery akory no manana ny position favorable fa ianareo roa no samy manana ny mahaizy azy avokoa.
Mamirapirata eo amin'ny fiainana fa ny lasa homban'ny lasa ho lesona ary ny ho avy fanantenana miotrika.
27. heidi
(
06/02/2009 06:29)
24. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 05-02-2009 22:59:42
Lohateny : Re : ra manontany ana lery...............
za ry fasaly tena nihevitra an'izany fa misy wa ny lhl le rehefa miaraka dia iny no anenjehany anao rehefa avy eooo....dia tena tsotra be ndry miteny ny marina hoe zah zao sy zao mamaly am-pahatsorana anle kestio fa rehefa any aorindrina idiran'ny rivotra!!!! za tsy maha-teny tsony
izy aza aky mba hanenji-dresy kou! fa angaha moa fidiny ho anjy no nisaraka tam fiarahana teo aloha.... raha resaka nympo otran'ny nolazaiko ndray de assuména, fa raha izay fona no anenjehana ahy azy ny azy aleo himenomenona eo fa zà aza mba hônety :wink: :-D fa raha zay ndray no drindrangilo hanimba ny fiarahana de aleo hisaraka any, efa tsy izy izany knou :-P
28. heidi
(
06/02/2009 06:34)
nympho fa tsy nympo
izay voalazan'i soanja izay mitsy e! raha olona tena tia anao izy tsy hametraka olana amizay vecue nao taloha tany fa mba mahaliana fotsiny ny hahafantatra ny ahy manokana tiko ny fitantarana azy.....eny na mety fahadisoanao aza ny antony nampisaraka, afaka hahitsy anie ny fahadisoana e!
Tsy misy tokony hanafenana izay lasa any fa iny resaka iny aza azo itarafana hoe bandy misaina sy ampy ivalamparana ve le iarahana sa taitaibonbla amin'izay zavamisy eo. Ny fitiavana tsy mba manam-petra; ny lasako, ny anioko ary ny ho aviko dia io ilay zaho tiavina.
Tsy mendrika anao izy raha tsy mitia anao amin'ny maha izy anao saingy kosa afaka manome hevitra izy raha misy zavatra faniriany amin'ny ho avy amin'ny momba anao.
Ny lasa anie tsy fanafina e, mipoitra foana iny amin'ny fotoana tsy ampoizina ka any indray ary no hanangatra ho anao izay nafenina.
Mahaiza mandanjalanja fotsiny. Raha tsy manontany izy dia aza atosaka aminy ny zavatra mety tsy ho zakany, fa raha mangaro-biby andavaka izy dia atolory azy ny vangin'ny fiainana. Dia hita eo raha mahatanty izy na tsia.
Tadidio lalandava fa tsy ilay bandy irery akory no manana ny position favorable fa ianareo roa no samy manana ny mahaizy azy avokoa.
Mamirapirata eo amin'ny fiainana fa ny lasa homban'ny lasa ho lesona ary ny ho avy fanantenana miotrika.
izay voalazan'i soanja izay mitsy e! raha olona tena tia anao izy tsy hametraka olana amizay vecue nao taloha tany fa mba mahaliana fotsiny ny hahafantatra ny ahy manokana tiko ny fitantarana azy.....eny na mety fahadisoanao aza ny antony nampisaraka, afaka hahitsy anie ny fahadisoana e!
29. ari.malala
(
06/02/2009 07:55)
oziz le hira izay hoe "hier c'est passé et demain ne m'appartient pas"... tsy mahasoa koa ny mamoha fotamandry! toy ny miezaka mamoha olona maty izany mamoha fotamandry izany! na hanozongozona azy in100 in 1000 eo aza tsy hifoha intsony ilay maty, dia toy izany koa ny efa lasa!
fa tsy azoko, inona moa no tena ilàna hoe fanimpiriny? ataoko samy nanana ny fiainany anie e!...

30. xxx
(
06/02/2009 10:33)
ari.malala:
fa tsy azoko, inona moa no tena ilàna hoe fanimpiriny? ataoko samy nanana ny fiainany anie e!...
Ny lehilahy angamba no tsara mamaly an'io kestion io satria d'habitudes de ry zareo no mpanontany hoe fahafiry ah e!
valionareo lelahy miditra ato io kestion io;
31. ikaretsaka
(
06/02/2009 15:18)
inona tokoa no ilana ilay fanimpiriny e rehefa tsy virja tsony de efa betsaka izay :-D
amiko mihoatran'ny 0 de efa isa :-D
maromaro sy vitsivitsy ny fomba fanisako anazy :-D

32. xxx
(
06/02/2009 15:31)
maromaro sy vitsivitsy : je crois ke ce sont les mots kil faut pour repondre à la kestion oe "im-piry zay enao no nanao sipa? laharana faha firy za...."
réponses c'est: maromaro NA vitsivitsy
IKARETSAKA>>>MERCI T@ LE MORCE E E!
réponses c'est: maromaro NA vitsivitsy
IKARETSAKA>>>MERCI T@ LE MORCE E E!
33. ikaretsaka
(
06/02/2009 16:26)
xxx>
impiry ianao no nanao sipa?
valio hoe : efa imbetsambetsaka ihany fa tsy vao ianao irery kosa aloha e!
firy?
valio> Tsy de mahay manisa aho fa (maromaro ) na vitsivitsy ihany..
de za fahafiry?
valio> ianao aloha tena franchement (raha tsy virja intsony enao) dia tsy voalohany mihitsy e... fa ze eranao ihany io ihany na te ho farany ianao na mbola mila hitady farany indray ahako!....
sady tsy mandainga ianao @ izay no manazava carte sur table ny plan anao!
Fa tsy le hoe i Naivo aaaaa tary ambadiky ny gradins ,, de avy eo i Manana le mpaka anhy rehefa mianatra de miodina kely ambany mimoza anay aaaaaaa, de i Ndriana aaaaa de i Rezisy aaa -> raha izay dia efa amboary ny inscription @ fanoratana boky harlequins :-D

36. soanja
(
10/02/2009 07:14)
Ny tena tsara famaly ireny lehilahy be fanontaniana ireny dia hoe:
" Misaotra anao nifidy ahy tao anatin'ny maro na dia tsy anjely aza aho. Sambatra izaho sy ianao fa afaka mitia an-kahalalana sy nianatra izay mba haintsika vao tonga ilay fotoana ihaonantsika. Tsy teritery intsony ny momba ahy rehetra. Saingy kosa tsy mbola nisy nokianina ny hatsarany. Mino aho fa torak'izay koa ny momba anao. Aoka ny fahalalahana no hanjaka eo anivontsika."
Da hita eo izay haviliny.

37. kotobekibo
(
10/02/2009 19:13)
Ny malaza hono d toy izao :
raha 10 ny isan'ny ol niarahana :
hoy ilay lhl : 15 no niaraka tamiko
hoy ilay vhv : 5 no niaraka tamiko .
:-P :-P :-P
raha 10 ny isan'ny ol niarahana :
hoy ilay lhl : 15 no niaraka tamiko
hoy ilay vhv : 5 no niaraka tamiko .
:-P :-P :-P
38. ikaretsaka
(
10/02/2009 19:31)
zay koa de marina...
fa efa hoe aza isaina hoa fa farito @ betsabetsaka ihany sy kelikely ihany

39. kotobekibo
(
10/02/2009 19:48)
hoe vitsivitsy ihany hoy ilay tsy mahay manisa izay v ? :-D :-D :-D
io no tena mety aloha e! fa ny ahy tsy raharahako izay isan'izany na inn na inn no efa vitany taloha ref vonona ny hilamina izy ref miaraka amiko .

40. ari.malala
(
11/02/2009 08:58)
k'hita hoa ry kotobekibo! (taiza fona klou e :-P) le ankehitriny iarahana no tena zavehibe fa tsy ny omaly efa lasakorazana any