LA SOBIKA mpirona TGV

1. nyavo2000 ( 05/02/2009 06:55)
Nolazaina tao amin\'ny télé VIVA alina fa rahonan\'ny pro R8 io site io ....
izao ny tena marina...rehefa mandefa hevitra ao ianao ka raha mpomba fitondrana dia sivanin-dry Leirony tsy havoaka ny hevitra alefanao...nefa rehefa TGV dia malalaka na manopa aza...betsaka ireo hevitra nentin\'ireo pro R8 sy izay tsy tia korontana no nesorina tao @ historique sns...exemple ilay lohahevitra hoe \" le maire terroriste dans sa propre ville\" dia niala tao ...

Dia ankehitriny indray ny VIVA no avo vava amin\'ny sivana atao , izany ve no Demokrasia ?....mankanesa enao @ forum TIM fa na TGV na iza afaka miady hevitra ao
novalian'i Noue ny 05/02/2009 19:39
2. Noue ( 05/02/2009 07:21)
tena marina io voalazanao io eee! hitako mahintsiny t@ ireny famaliana oe vore avis @ ny fanondroan'i tgv ny maire-ny io fa raha vao tsy mankasitraka ianao ao @ valiteninao dia tsy mivoaka ny hevitrao
3. molota ( 05/02/2009 08:04)
Ny vodin-TSOBIKA aza manatan-drify, izay no mampirona ny tgvendrana rehetra ao :twisted:
4. badanne ( 05/02/2009 10:09)
TENA MARINAS ATRIA 95% NY ZAVATRA HITA AO DIA TGV DAHOLO FA RA8 TSY KOZY AH :arrow: ATAOVY MIVOAKA DAHOLO NY HEVITRA DIA DEMOKRASIA NY FIAINANA
5. dalie ( 05/02/2009 11:02)
Mpandainga daholo ianareo rehetra jereo ao amin'ny SOBIKA mpanohana an'iza no maro ?
6. nyavo2000 ( 05/02/2009 11:05)

tsy hoe iza daholo ny ao fa ny tompon'andraikitra ao @ SOBIKA no manao izay censure izay fa tsy mahatanty ny fahatongavan-tsain'ny olona manoratra ao araka izay lazainao......

Rehefa mamely TGv dia tsy tafiditra....
7. xxx ( 05/02/2009 13:38)
io r'zalah, na aona na aona. na iza na iza no eo. isika MALAGASY mihintsy, tsy ankanavaka no tokony hiova a.

TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO NDRAY=SY NY MANARAKA REHETRA

Zay foana no hitranga eto @tsika, raha tsy miova hatrany ifotony, na ny fanaovana politika io, na ny toe-tsaina io, ny retraretra mihintsy é.

tsy i lafrantsa, tsy i zamerika, tsy i rainiboto, tsy iza, tsy iza, no afaka hanova antsika. FA ISIKA IRERY IHANY. ny hafa mpanakorotana, satria isika manaiky hakorontana. ndana ngé mbo korontany reo, raha tsy asa fotsiny é? raha sahy koa moa, hahaha.

na ovaina tahak'n'inona eo aza ny contitution, na hanaiky fa ny president @zao fotoana d lanim-bahoka tokoa, ka tokkony harovana hatr@farany. rehefa tsy hiova isika, d ny eo ihany no eo.

mbo fampieritreretana é!!!


na mirona aiza i ra-ann, na mankaiza i ra-ann, reraka eo sika é.
8. Noue ( 05/02/2009 19:39)
nyavo2000:
Rehefa mamely TGv dia tsy tafiditra....
dia avy eo nitaraina oe gafin'ny tim hono ny sobika eee


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.063