Dia hihomehezana fostiny sisa
1. BOYSGOSS
(
05/02/2009 06:12)
Dia tena hiomehezana fotsiny sisa.
Nametraka an’Atoa Guy Rivoniaina RANDRIANARISOA ho PDS’ny Tana ville ny Fanjakana dia mba nanao ny azy koa Atoa Andry RAJOELINA ka Rtoa Michelle RATSIVALAKA no nataony dia rehefa jerena anefa dia izao, ny fandraisana andraikitra sy ny fahefana dia Atoa Guy Rivoniaina RANDRIANARISOA no manao azy avy hatrany dia asa fa tsy politika.
President de transition hono I Andry RAJOELINA nefa dia ny Filoha Marc RAVALOMANANA no mbola mandoha ny karaman’ireo mpiasam-pajakana ary manendry ireo manapahefana toy ny chef de region Diana.
Maninona moa ianareo Tananarivo renivohitra raha tonga dia atao Repoblika e, dia Andry RAJOELINA no filohanareo.
Ianareo irery anie io Migrevy io e.
Tandremo fa tsy ny bemiranga sy ny milisy no entina ampitahorana fa TTS aza ravanay ary ho atsanganay ny fikambanan’ny mpanao haiady eto Mada hanapotehinay ireo bemiranga sy milisy.
Andry RAJOELINA menaka kely mora voan-tazo iny ve no mba filohanareo ao tananarive renivohitra ao sady zay tsy ianareo rehetra momba azy.
Manao ahoana ny fakonareo ao Tananarivo ao fa ny rivotra aty aminay madio no sady milamina zahay.
Ah!Ah!Ah!....

répondu par ifiona le 05/02/2009 09:35
2. nyavo2000
(
05/02/2009 06:20)
Marina izany e!
Ilay Bemiranga sy milisy mantsy mandray karama 75.000 F/j , financement avy @ frantsay io 300 milliards...
ka atsangano ny fikambanan'ny mpahay haiadynareo dia potehina ry leirony

4. Dmon
(
05/02/2009 07:46)
mampiomahy ko i boysgoss kle
boys fa tsy men sady mbola gosse petit gars

5. ifiona
(
05/02/2009 09:35)
iza marina zao no hijanona eo ? i Guy Randrianarisoa sa i Michèle Ratsivalaka? 8O