Aiza ary ireo KMM...... isan-karazany ?

1. lemenakely ( 04/02/2009 13:49)
Ity fananganana Komity maromaro ity moa dia spécialién ny gasy ihany koa
tao izany KMMR:Komity manohana an i MARC RAVALOMANANA
KMSB:Komity Manohana ny Safidim-Bahoaka

.....

@ izao tokony hisy ny Komity Manohana an i ANDRY Rajoelina ohatra
Komity Miaro ny Mpitady Seza
Komity Miaro ny 4 MI


Komity Miaro ny Serasera
:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036